S0S racisme mangataka une enkety t@ fandroahana an'i Zidane

1. Fanja1 ( 10/07/2006 16:36)
http://actu.aliceadsl.fr/francemonde/default.aspx?id=137952&onglet=FranceMonde_histo&position=1
novalian'i fijo ny 13/07/2006 19:09
2. MTN ( 10/07/2006 16:55)
ito misy tsy migany tao:

une équipe française qui a "sacrifié sa propre identité en alignant des Noirs, des islamistes et des communistes"

Iza no nanery?
3. ftma ( 10/07/2006 19:13)
Rariny aloha iny carton rouge iny fa tsy hoe raciste akory ny albitre. tsy mbola nisy nahalala izay notenenin'ilay italien an'i Zidane tao fa na izany aza iny indray no atao fitaovana amin'ny lafiny rehetra ( politika,sns ...)
4. kally ( 10/07/2006 19:31)
Dia inona koa hono ny manaraka? :twisted::twisted:
tsy mba mipitrapitra mampalahelo rehefa resy fa mivandravandra mahatsiravina :twisted:
5. lapino ( 10/07/2006 20:05)
Eo amin'izay ary, voakitika ny resaka racisme. Ahoana no ho fihetsiky ny frantsay (ilay manirikiry ireny, indrindra ny mpanao gazety):
- hiaro ny fahambonian'ny fotsy amin'ny tavaratra sy ny mainty ve, izany hoe hiandany amin'ny racisme
- sa hiaro ny ekipam-pirenena frantsay, ka hanameloka ny racisme mba hanamarinana ny fihetsik'ilay héro national sy hiarovana an'ilay faharesena
... ???
6. hery ( 10/07/2006 23:36)
Ny racisme lazainy eto (raha azoko tsara) dia contre an'i Materazzi izay "heverindry zareo" hoe nanopa razana an'i Zidane. I Zidane aloha mbola tsy niteny hoe inona marina no nolazain'i Materazzi azy ary ny eto Italia koa tsy miresaka an'iny intsony :-) fa honohono sisa.
Toa hoe hono resaka finoana, silamo, arabo, sns... ny fandrangitana nataon'i Materazzi an'i Zidane ka tsy nahatanty intsony hono i leiry.
7. zandikely ( 11/07/2006 00:35)
Tsara be zany fihetsika manohitra ny racisme zany, fa tokony atomboka amin'ny fiarahamonina ao France ao aloha fa ao no champion amin'io. Hatramina mpitondra ambony aza manao propos raciste. Zaho mino fa any no tokony hatomboka ilay izy.
8. lapino ( 11/07/2006 01:17)
hery:
Ny racisme lazainy eto (raha azoko tsara) dia contre an'i Materazzi

Eny, fa tsy izay fotsiny. Hoe nanompa anabavy hono lery aloha, dia avy eo nanompa hoe silamo sy terrorista. Dia angatahin-dry zalahy ankety + sazy mifanaraka aminy araka ny lalanan'ny FIFA ho an'i Materazzi.

Fa ilay bandy avy minisitra izany koa no enjehin-dry zalahy niteny an'io eo ambony io. (Niova ilay lahatsoratra tao amin'ilay rohy fa http://www.boursier.com/vals/all/sos-racisme-demande-une-enquete-sur-l-expulsion-de-zidane-feed-13981.htm misy mitovy aminy)

Le Mrap s'élève également contre les déclarations de l'ancien ministre italien des Réformes, Roberto Calderoli.

Après la victoire des Azzurri, ce dernier a félicité une victoire de l'identité italienne, "d'une équipe qui a aligné des Lombards, des Napolitains, des Vénitiens et des Calabrais" l'emportant face à une équipe française qui a "sacrifié sa propre identité en alignant des Noirs, des islamistes et des communistes".
9. Ralay ( 11/07/2006 02:11)
Efa mba nanao sport de haut niveau ihany ny tenanay fa ny insulte misy foana eny ambony kianja entre samy joueur ka ni vu ni attendu ni connu io fa ny an'i Zidane dia efa tena tsy fisainana mintsy e tena nulle be le bandy.
10. meebo ( 11/07/2006 02:47)
Ireny nataony leiry ireny aloha tsy milay e!ny fandrangitana eo ambony kianja tsy maintsy misy e!fa ny tena kapiteny tokony mba hanaja izay e!sady tsy nisy frantsay mainty zany koa anie tany ampiandohana e!Fa za aloha refa mivadika tena eropeana tanteraka ny frantsay zay za vao maka aza e! zao mantsy izy anie mbola afrikana e! mitovy @ angola!olona azo isaina ny fotsy eo ambony kianja.
11. bilakarenjy ( 11/07/2006 05:45)
tadidio fa tsy ahazo rariny mihitsy ingahy zinedine noho izy nikasi-tànana (nanao coups de tête moa izany e!)raha toa ka miakatra ny raharaha .
Izay no tena mandreraka be amin'ny fisainan'ireo tavany ireo .Tsy misaina aloha vao manao.
Ary raha atao hoe :nialatsiny ary lery fa tsy nety ny nataony ,dia hoy aho hoe :TARAIKY BE IANAO RY ZINEDINE.
12. fraz ( 11/07/2006 06:35)
Araka ny nambaran'ny ao @ Guardian dia toy izao hono ny fandehany :

Materazzi : "Taciti, enculo, hai solamente cio che merite" ( Tais toi enculé, tu ne reçois que ce que tu mérites)

Zidane : Si e cio (Oui .. c'est ça)

Materazzi : "Meritate tutti cio, voi gli enculato di musulmani, sporchi terroristici" (Vous meritez tout ça, vous les enculés de musulmans, sales terrorites)

Zidane : kodetety be !!
13. fraz ( 11/07/2006 06:37)
Video mikasika an'io :

http://www.youtube.com/watch?v=Kl07sQTTQiI&feature=Views&page=1&t=t&f=b

http://www.youtube.com/watch?v=7QSHB-AQZ1E&feature=PlayList&p=6949ABFD588F70EF&index=7
14. Fanja1 ( 11/07/2006 06:46)
bilankarenjy ny frantsay rehetra ny pardonne an'i zidane hier.
15. nanourand ( 11/07/2006 07:32)
fa maninona no rehefa star mondial dia ilavana enquête fa maninona ny olona tsotra mihaina sy mizaka ny racisme gratuit isan'andro tsy misy enquête?

fa zany eo ihany fa mahagaga @ frantsay sy ny europeana maninona kay rehefa olona hafa no malaza ohatra :
- Maradonna : t@ mondial 94 vao mba nilalao 90mn lery kah nahafaty dia nanaovana depistage sy contrôle.
- Amstrong : vao nahazo im-7 ny france, dia contrôle be manadala;

de maninona i zidane efa 34 taona, efa ho retirety,
no mbola mahavita mondial titulaire hatram'farany nefa lery poste 10, fantatr'i olona mpahay baolina hoe iza no tena miazakazaka indrindra eo ambony terrain raha tsy ny poste 10
i beckam aza demi-gauche mitovy ny saison nataony t@ zidane, nisoaka!!!

asa lahy mety ho H.S ihany iny ny ahy fa ny tiko tenenina hoe hoan'i eropeana dia zay mety aminy ihany no fahamarinana
16. nikopol ( 11/07/2006 07:43)
hoy nanourand :
asa lahy mety ho H.S ihany iny ny ahy fa ny tiko tenenina hoe hoan'i eropeana dia zay mety aminy ihany no fahamarinana


Tsy ny eropeanina ihany no mety azon'io fa ny olon-drehetra, na za sy ianao io aza ! na gasy na amerikane. Eritrereto tsara ange e!

...
Ny contrôle anti-dopage misy foana ka, na i thuram aza natao refa nanao iny finale teo iny, fa tsy nahitana ninn ninn dia tsy nalaza ilay izy.


Ny resaka enquête indray dia association anti-raciste no mangataka an'io. Ary na olo-tsotra tahaka antsika aza dia afaka manatona an'io association io, na mitory direct any amin'ny polisy. Efa mihabetsaka zao ny olon-tsotra mandresy refa mitory ny mpanao teny na fihetsika manavakavaka.


17. fijo ( 11/07/2006 18:22)
raha za manokana ,raha vao io sos racisma e,mrap e,kokoli e,avy dia hialao pas.tsy hitako izay hidirany amin'izany.ny fifa mahalala ny tokony hoataony.
zizou aza tsy mbola nilaza izay nahazo azy.ka tokony hangina aloha ry zalahy.
18. nanourand ( 12/07/2006 06:09)
Namely koudedety be lery de carton rouzy
tokony tapitra hatreo ny resaka
resy lerony nandresy ny italia
19. naughtyboy ( 12/07/2006 13:45)
resaky nanourand no tapitra eo fa ny fanadiadina reo tomponandraikitra sy fanazavana sainy mpijery mbola mitohy
20. fijo ( 12/07/2006 19:10)
avelao ny olona hiresaka ,fa aza rarana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3456