Iza no voa

1. pissoa ( 10/07/2006 16:22)
Nisy rangah gilady be zany niditra tao amin'ny bar, dia nanontany ...

- Iza izany Marc izany?
- Zah! Fa ahoana?

Dia nanantona le glady be dia tonga nomeny ny totohondry le Marc, dia nianjera tamin'ny tany. Dia lasa izy tonga dia nandeha.

Dia nisy rangahy iray nanantona an'ilay nianjera dia niteny oe
- Voany tsaratsara kosa ianao teo an :roll:
- C’est moi qui l’ai eu, car je m’appelle Robert et non Marc... :D
novalian'i pissoa ny 12/07/2006 04:09
2. Mifenty ( 10/07/2006 16:24)

hahaha

kay deuxième prénom le Marc hahahaha
3. MTN ( 10/07/2006 16:36)
:-D
4. MTN ( 10/07/2006 16:38)
fa nainona no natao teny fr ny farany?;-)
5. Herimiafina ( 10/07/2006 17:13)
Fa maninona no hoe glady be? tsy maintsy glady be ve vao mahay manisy totohondry! hehehehe=))=))
6. pissoa ( 10/07/2006 17:27)
MTN, naninn tokoa moa :roll::-D:-D:-D
>>> - Nefa izy no voako fa tsy Marka izany ny anarako fa Rôbera

Herimiafina, tsy haiko koooo. Sa ... Sao de tsy mianjera amin'ny tany ilay iray raha bandy kely endaka :roll::-D:-D:-D
7. lapino ( 10/07/2006 17:30)
Le Marc no tena nahavoa kle! :-D:-D:-D
Aiza ndray ary le mpamadika resaka ho politika ireny?! :P :wink:
8. pissoa ( 10/07/2006 17:38)
lapino:
Aiza ndray ary le mpamadika resaka ho politika ireny?!

Tssss, atao innn ary izany ... hatsikana io e :)
Fa takizay zany natao oe:

- Iza izany Herimiafina izany ...
sns
- Nefa izy no voako fa tsy Herimiafina izany ny anarako fa lapino

:-D:-D:-D
9. lapino ( 10/07/2006 17:44)
De inn koo zao no politika am'zany ? :P
10. pissoa ( 10/07/2006 17:47)
Ka tadiavin'lah ho avy le mpamadika resaka politika dia ovaiko malaky le anarana kou :roll:
11. lapino ( 10/07/2006 17:57)
fa ngah le anarana no politika aminy? :roll:
12. pissoa ( 10/07/2006 18:02)
Fa inn :roll:
13. lapino ( 11/07/2006 11:05)
Ko tsy le hoe: "Aiza i Marc holakoina"?!
14. pissoa ( 11/07/2006 13:49)
Ka rehefa ovaina le Marc de mbola politika ihany? :roll:
15. lapino ( 11/07/2006 14:44)
Izay mihitsy izy vao tena politika ko!
Tsy tadidin-dry le teny @ 13 mai tam'desambra? :wink:
16. pissoa ( 11/07/2006 18:31)
Hihihi, jere nge raha tsy elah ihany no mitady hamadika an'le hatsikana ho resa-politika e :roll::-D:-D:-D
17. lapino ( 11/07/2006 23:11)
Aiza koo? :-D:-D
18. pissoa ( 12/07/2006 04:09)
Io koa aiza indray e? tsssss :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4785