Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mi
(
08/07/2006 01:32)
mila torohevitra
manana fiara p205 zahay,:cry: moteur 108 hono le izy , mitambokombokona be sy miraty foana ,:x:x mecanicien 4 zay no efa nitondrana azy:-o:-o:-o fa tsy nahitam-bokatra. mba vonjeo fa ampijaliany zahay...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 05/08/2006 13:37
mi
(
08/07/2006 01:24)
fampirafesana
Isika vhv raha mampirafy de tahaka ny mitifitra totohondry ny vata-koron'ny lehilahy, :x:cry::? :x ,marina ve zany? sa sika ndray no mety ifoteran'ny rambony?:D:D:D...
tohiny
novalian'i kanto10 ny 25/10/2006 23:49
xxx
(
07/07/2006 17:47)
kotrok'orana
Nisy ramatoa iray nijoro teo amin'ny toerana iray misy soratra hoe TSY AZO ANAOVANA MALOTO ETO(ERY KOA). Dia nisy razoky mamo tonga dia nipisy (pssssss) teo sady tsy taitra mihitsy. Dia avy eo izy nan...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 10/07/2006 05:22
Herimiafina
(
07/07/2006 17:44)
Manofa fiara fa tsy mividy!
Hitako mba tena metimety sy milay ihany ilay systeme hoe manofa fiara fa tsy mividy fiara izany.
matetikia dai tsy misy hoe mividy fiara cash izany intsony ny olona fa dia manofa avokoa, maharitra te...
tohiny
novalian'i Kadoda ny 21/09/2006 14:14
Herimiafina
(
07/07/2006 17:09)
Mahagaga e!
Tena gaga sy variana aho ry zareo fa fony tany Canada tany ka nivezivezy nianavaratra dia nahita fa mbola maro ireo tanàna izay mbola tsy nandalovana olona mainty hoditra. Indrindra moa ao varabaratr...
tohiny
novalian'i Penja ny 28/03/2016 17:50
xxx
(
07/07/2006 17:09)
Ny fiavian'ny malagasy
Za ho aho ry zareo lasa ny eritreritro hoe avy aiza marina isika malagasy? Ahoana no nahatonga antsika hiteny teny tokana, dia ahoana no nahatonga antsika hifora, dia ahoana no nahatonga antsika hino ...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 20/07/2006 13:54
ravins
(
07/07/2006 16:07)
eh!mba mitady namana ny tenako fa irery .
Tena mangina laotra iza fa valio eh .Indridra fa any izay mahatsa fa tsisy mahavitatena ny olona rehetra .Sa ahoana ozy nareo ....
tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 10:52
Herimiafina
(
07/07/2006 14:58)
Plantes grasses!
Mahafinaritra ihany koa ny mamboly azy ito satria dia azo atao ao antrano tsara izany. Ny antony dai manao photosynthese izy na alina aza ny andro ka tsy atahorana hamoaka gaz carbonique ny alina toy ...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/07/2006 09:24
JOCH
(
07/07/2006 14:16)
inona marina ilay hoe filan'izao tontolo izao e
hoy ny tenin'Andriamanitra hoe aza manaraka ny fanaon'izao tontolo izao.
Izany hoe ny fanaovana izany de fialana amin'Andriamanitra, izany hoe ota satria ny ota de fandikana ny tenin'Andriamanitra.
...
tohiny
novalian'i prime ny 07/08/2006 10:25
soanja
(
07/07/2006 13:25)
Ny Tempolin'Andriamanitra (Islam)
Ny Tranon'Andriamanitra
Toy izao ny tantaran'i Silamo momba ny Ka'aba: Rehefa nandika ny lalan'Andriamanitra i Adam dia noroahina tao anatin'ilay paradisa ka teny antampon- tendrombohitra ny India ...
tohiny
novalian'i prime ny 31/07/2006 14:22
sarobidy
(
07/07/2006 12:31)
FMA TV (Tamatave)
Asa na aôna na aôna fa de tapaka tsy fantatra na oe naninona na naninona ity télévisiona iray eto andrenivohitry betsimisaraka ty nefa de Télévisiona anisan'ny be mpankafy indrindra ny fandahara...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/08/2006 06:14
Fiffi
(
07/07/2006 08:12)
DIXIT SARERAKA
Sareraka sera parmi les heureux artistes élus qui vont monter à Antsonjombe, ce dimanche 9 juillet à partir de 9 heures, pour un concert peu ordinaire.
Ce concept s’appel le «Vazo Varalila...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 11/07/2006 05:53
Fiffi
(
07/07/2006 08:10)
Miarahaba.
[size=7]D[/size][size=8]i[/size][size=9]a[/size][size=10] [/size][size=11]f[/size][size=12]a[/size][size=13]l[/size][size=14]y[/size][size=15] [/size][size=16]M[/size][size=17]i[/size][size=18]a[/size...
tohiny
novalian'i Aino ny 09/07/2006 18:04
lapino
(
07/07/2006 07:33)
Ody fitia :)
Hoe omena fanafody hono izany ilay sipa, dia ho raiki-pitia amin'izay bandy manoroka azy voalohany alohan'ny misasak'alina? ... ozizy ny angano
Sendra nahita an'ity manko aho: [url=http://www.bbc.co....
tohiny
novalian'i cutie ny 19/07/2006 13:58
mamzelkely
(
07/07/2006 05:21)
farany androany
ho antsika rehetra!!!!
anio ny andro farany amin'ny fisandohana [b]"zelkely"[/b] ko dia manararaota farany fa anio n farany ra mbola misy tsatsa am herinandro de hametraka plainte izy :^):^):-D:-D...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 12/07/2006 06:03
fasaly
(
07/07/2006 04:05)
dadabe
dadabe mou namako ô! sady tiko beuh.....:cry::wink::P:-*:*
tsy foiko sady tsy ho hadinoko
.......ho na"i dadabe ihany io soratra io an!:wink:...
tohiny
novalian'i booboo ny 21/07/2006 15:49
barykely
(
07/07/2006 03:38)
MARAIM-BAOVAO
Te hilaza aminareo rehetra mpankafy hira ara-pilzantsara fotsiny aho hoe hivoaka amin'ny alahady 09 jolay izao ny raki-kira voalohany an'ny Antoko Mpihira MARAIM-BAOVAO ao @ FJKM AMBODIFASINA. Dia man...
tohiny
novalian'i barykely ny 17/07/2006 07:33
LazaDaddy
(
06/07/2006 21:54)
OMDA - CCLI
Eken'ny lalana Malagasy ve ny vola aloa any @ CCLI any ivelany sa tsimaintsy mandoa vola @ OMDA?
Kanefa ny OMDA ange tsy manan-jo hisolo tena ny CCLI e!!
Misaotra mialoha.
...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 10/07/2006 05:00
madazikart
(
06/07/2006 20:01)
Fenoamby etsy Bobigny
Ho an'izay mipetraka Paris sy ny manodidina dia misy fampisehoana ataon'ny tarika [u]Fenoamby[/u] etsy Bobigny, manomboka @20h30, eo anolohan'ny péniche @ sisin'ny Ourcq (ambadikin'ny Préfecture de ...
tohiny
novalian'i ja ny 08/07/2006 18:50
fijo
(
06/07/2006 18:08)
tohin'ny resaka nify tary aloha tary
namaky boky momba ny mpanao saprt aho androany,dia manazava ny mpitsabo nify fa ny nify marary,dia mety hampisy havizanana tsy mety hafaka,ary mampitombo ny courbature sy ny muscle mararay lava ireny....
tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2006 21:10
