Ody fitia :)

1. lapino ( 07/07/2006 07:33)
Hoe omena fanafody hono izany ilay sipa, dia ho raiki-pitia amin'izay bandy manoroka azy voalohany alohan'ny misasak'alina? ... ozizy ny angano
Sendra nahita an'ity manko aho: three phases to falling in love, dia toa fantatra daholo ny karazana hormones sns miasa amin'ny resaka fitiavana.
Ary mety misy mahay ody fitia ihany izany ireny dokotera ireny ve?! Hmmm ...!
novalian'i cutie ny 19/07/2006 13:58
2. pissoa ( 07/07/2006 07:41)
Tokony ho ferana ve zany ny firesahana am'olona toa an-dry watafon :-D:-D:-D
3. cherinah ( 07/07/2006 07:53)
Mila mailo ko zany refa handeha any @ dokotera raha izany kouahhhh satria hoy i lapino oe :
Ary mety misy mahay ody fitia ihany izany ireny dokotera ireny
4. lapino ( 07/07/2006 08:29)
pissoa, kay le! Amboarin'i watafon am'zany ndry an! :-D:-D:-D

cherinah, mbola tsy tapitra kosa ilay fehezanteny e! :wink:
Ary mety misy mahay ody fitia ihany izany ireny dokotera ireny ve?!
5. ravakamalala ( 07/07/2006 08:53)
Ka tsy maninn anie zany e! refa tia fotsiny dia izay, lé mmiara miaina amin ny olona tsy tiana na tsy tia no ôrera, io no tokony itadiavana fanafody!!!!!!!!!!

:-P
6. olotoano ( 07/07/2006 09:17)
fa inona kay le anaran'ilay fanafodye!

zah klongany tsa mbo tia 'nzanysao dia tsa misaraka koa :P:P:P:P:P:P:P
dokotera tsa manao ody fitia
fa isika no mety hoo.....ts'haiko ny tohiny
aza manody ny gavo manta:D:D:D:D
7. booboo ( 07/07/2006 09:23)
hihihihi
8. ja ( 07/07/2006 09:50)
tokony mba efficace @ lehilahy kou knou:lol::lol::lol:
9. MTN ( 07/07/2006 10:26)
olotoano: fa angaha moa tsy hoe: andramo ny gavo manta raha mbola tsy hita izany vaky v:wink:
10. watafon ( 07/07/2006 11:18)
hahaha! d tsisy sahy hiresaka amiko tsony zany zao reto sipa reto ry lapino ! elah kosa rangah tena tssss!!!
11. pissoa ( 07/07/2006 11:25)
Zah kloo ry wata dia miala tsiny fa tsy mba hiresaka am'lah tsony aho e :-D Zarako aza tsy voa hatram'zao :-D:-D:-D
12. MTN ( 07/07/2006 11:31)
pissoa: voan'ny inona?
13. vale ( 07/07/2006 11:41)
pissoa & watafon::-D:-D:-D:°)
lapino: mmmhhhh, mampieritreritra marina an!:wink:
14. watafon ( 07/07/2006 12:16)
pissoa: :evil:tsy raharahako elah na tsy hiresaka amiko tsony aza e! :-D:-D:-D
15. lapino ( 07/07/2006 12:23)
Ireny pentsana kely ireny no manimba kôzy voalohany eo kle! :twisted:
Fa wata mahay an'le izy? :wink::-D:-D
16. pissoa ( 07/07/2006 12:24)
wata: :evil: Efa oe zah tsy miresaka am'lah tsony mbola resahana eo ihany! :-D:-D:-D

MTN, efa oe mety mahay ody fitia ony reny Dokotera ireny ... :-D
17. lapino ( 07/07/2006 12:24)
ravakamalala:
Ka tsy maninn anie zany e! refa tia fotsiny dia izay, lé mmiara miaina amin ny olona tsy tiana na tsy tia no ôrera, io no tokony itadiavana fanafody!!!!!!!!!!

Tena anontanio amin'ny dokotera raha izany kle! :-D:-D

18. ravakamalala ( 07/07/2006 13:06)
dokotera a! 8O dokotera a!8O
19. Herimiafina ( 07/07/2006 13:39)
lapino:

Hoe omena fanafody hono izany ilay sipa, dia ho raiki-pitia amin'izay bandy manoroka azy voalohany alohan'ny misasak'alina? ... ozizy ny angano
Sendra nahita an'ity manko aho: three phases to falling in love, dia toa fantatra daholo ny karazana hormones sns miasa amin'ny resaka fitiavana.
Ary mety misy mahay ody fitia ihany izany ireny dokotera ireny ve?! Hmmm ...!


Misy ranomanitra fampiasa izay mihintsy leisy tonga dai manintona tsy fidiny, misy hormone na PHEROMONE ao anatiny.

Betsaka koa aty amerika avaratra aty ny traingin'ny drogue de viol sy ny ranomanitra fanaovana viol.

Ny mahagaga dai ny orin'asa mpamokatra ny ranomanitra sy ny drogue de viol tsy hidina sy foanana fa ny mpampiasa no samborina sy gadrana e! :wink:

20. ikalakintina ( 07/07/2006 14:11)
HM 8O? hay ve misy an zany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8446