Ody fitia :)

61. pissoa ( 18/07/2006 11:53)
bedada:
heheh pissoa no volou

Oujyyy ... Tsy mandaitsa aty amiko io fa zah efa manana anti-ody fitia milay be ( (l) ) :-D:-D:-D
62. kala ( 19/07/2006 05:36)
herimiafina > sali! elaela tsy hita an! heveriko fahoe giligily tany Afghanistan ange toi ê! :-* aloha
saingy mialona ny odifitian'i mamafara ndray toi zany ka mampanahy

mamafara > tena mosy fahamarinany ny zvt voalazanao ê!:wink:
63. cutie ( 19/07/2006 13:58)
Mpandefa : mamafara [ Valio ] 18-07-2006 15:27:19
Lohateny : Re : Ody fitia :)
tratrako ato amin'ny odifitia i dadabe kalongany na dia resaka fitiavana aza ity fa tsy hatsikana
io ndray ry lapino rehefa tia dia efa voan'ny ody fitia sahady ê! odifitia naturel ange le maso mifampitopy kely sy ny tsiky kely micharme reny.
"fo mifampitady" Lalie
=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0421