Ody fitia :)
21. Herimiafina
(
07/07/2006 14:42)
Zah koa aza retsy gaga nahita an,io. Efa henoko efa ela tany Dago tany ny fisian,io fa noheveriko fa tsho sy vazivazy foana e! :wink:
22. watafon
(
07/07/2006 15:17)
ravaka: aôna retsy ! hihihi!
HM: efa nahita an'io mitsy letsy za taty dago an ! fa mahagaga marina anie zany e! ahoana no tsy voasazy ny mpamokatra kle!
pissoa::roll:
HM: efa nahita an'io mitsy letsy za taty dago an ! fa mahagaga marina anie zany e! ahoana no tsy voasazy ny mpamokatra kle!
pissoa::roll:
23. Herimiafina
(
07/07/2006 15:20)
Tena tsy arako ny antony tsy hanakatonana ireny ozinina ireny leitsy ry watafon klé. Ny mahagaga dia matetika ahitana olana mikasika ny fampiasana azy ireny amin'ny vaovao amin'ny TV nefa dia mbola mitohy ihany ny famokarana.
isan'andro izao aty misy agression sexuelle na abus foana, sipa mitory fa en etat de faiblesse hono dia nararaotin'ny bandy izay nampiasa ireo klé. tssss :roll:
isan'andro izao aty misy agression sexuelle na abus foana, sipa mitory fa en etat de faiblesse hono dia nararaotin'ny bandy izay nampiasa ireo klé. tssss :roll:
24. lapino
(
07/07/2006 15:29)
Ilay ranomanitra iny aloha, misy mandeha dokambarotra amin'ny tele mihitsy aza e! Toa resaka phéromones mihitsy aza no maha samihafa ny ranomanitra ho an'ny lahy sy ho an'ny vavy, ireny ranomanitra mahazatra ireny. (tandremana ihany ny vaviantitra be ranomanitra an! :-D:-D)
Fa ilay drogue de viol sy ranomanitra fanaovana viol indray no tsy haiko. Tsy resaka fitiavana anefa aloha izy amin'izay raha viol e, raha hoe misy agression. Tsy tena ody fitia loatra indray izany. :)

25. Herimiafina
(
07/07/2006 15:31)
Ka eo anie leisy no olana ry lapino satria ilay sipa consentante rehefa azony e, dia rehefa misava ilay izy vao manenina.
Nisy bandy mainty hoditra izay tany Canada tany fony zaho vao tonga tany tadidiko mihintsy, vao avy niara-natory tamina sipa fotsy i takaka dia nony maraina noraisin'ny polisy fotsiny. Ny Chef d,accusation dai hoe : ni-profiter ny etat de faiblesse-n'ilay sipa hono, tssss :-D

27. Herimiafina
(
07/07/2006 16:50)
Ny any Canada any leisy tena tsy zakazaka mora foana ny sipa fa aleo asiana contrat hoe zakako ianao ia tsy ankitory izay vao tena miditra fa gravy le fitiavana mitory sy mitangy vola avy amin'ny sipa any io e! :wink:
29. Herimiafina
(
07/07/2006 17:17)
Afaka mitory le kofa kah, fa ny lalàna anefa natao hiaro sipa dia ny parole de la femme no mikaonty bebe kokoa.
Raha mitady ody fitia leisy ialahy ry lapino dia tsotra fotsiny an!
-Fenoy rano mikoriana amin'ny vato (eau de source) ny siny tany kely iray.
-Mifohaza vao maraina dia mangalà voninkazo voahirana mbola tsy nisokatra eny andrenirano.
-Ataovy ao anaty siny tany ilay voahirana dai apetraho ambony latabatra eo anjorofirarazana.
-Asivo sarin'ilay sipa eo akaikin'ilay siny misy voahirana eo anjorofirarazana.
-Antsoy foana ny anarany sady mivavaka eo ihany mandritry ny adiny iray.
De ho hitan'ialahy fa handondombaravarana ilay rasipa iny andro iny ihany. :-D

31. xxx
(
07/07/2006 17:55)
dia raha tsy tonga izy dia tohizo ihany fa mety adiny roa
dia bonne chance
dia bonne chance
33. vale
(
07/07/2006 20:35)
watafon::-D:-D:-D:-*:-*
hahaha! d tsisy sahy hiresaka amiko tsony zany zao reto sipa reto ry lapino ! elah kosa rangah tena tssss!!!
36. sarobidy
(
08/07/2006 06:52)
hummm misy raha ato zany , ko raha andrama de mitenena zay efa nahomby :?:
37. lapino
(
08/07/2006 20:22)
sarobidy, mba vakio ange ilay ao amin'ilay rohy fa mahaliana be e! :)
38. kala
(
10/07/2006 06:05)
lapino > sali an! :-* :-* :-*
aleo aloha zà mbô ho voan'ny ody fitia any 8O8O8O
pissoa >ny anà ndray fantako ny olona tsy tokony hiresahako :-$
aleo aloha zà mbô ho voan'ny ody fitia any 8O8O8O
pissoa >ny anà ndray fantako ny olona tsy tokony hiresahako :-$
39. diamondra27
(
10/07/2006 06:10)
kala: fa ngah njy mbola tsy vaccinée bilakarenjy foana @ity resaka ody fitia ity
40. kala
(
10/07/2006 06:26)
diamondra27 > :-D :-D :-D nirongatra ndray le resaka tsinona kou_io ange rahefa afaka mirongatra dia lasa izao ê!_jereo ange fa hoavy eo i bilakarenjy afaka fotoana fohy :wink:
te-hovoany koa angamba zà fa enga anie mba ho lehilahy le manao azy fa tsy sanatria hoe vhv :evil:
te-hovoany koa angamba zà fa enga anie mba ho lehilahy le manao azy fa tsy sanatria hoe vhv :evil: