Ody fitia :)
41. xxx
(
10/07/2006 16:50)
Ary izay ito vao hitako kle
:twisted::-D:-D:-D
lapino:
Ireny pentsana kely ireny no manimba kôzy voalohany eo kle! :twisted:
:twisted::-D:-D:-D
42. pissoa
(
10/07/2006 16:51)
kala:
pissoa >ny anà ndray fantako ny olona tsy tokony hiresahako :-$
Iza ry Kala :roll::-D:-D:-D
43. Herimiafina
(
10/07/2006 17:01)
Ary toa mahana be i pissoa e?
Misy volontera ho voan,ny ody fitia tokotrany ato izany klé. Manana choix ianareo, na hisafidy ny "aza manadino" na hisafidy ny "foza", ka dai anjaranareo ny misafidy e! :wink:
Misy volontera ho voan,ny ody fitia tokotrany ato izany klé. Manana choix ianareo, na hisafidy ny "aza manadino" na hisafidy ny "foza", ka dai anjaranareo ny misafidy e! :wink:
45. lapino
(
10/07/2006 17:27)
Lôzana mipentsana koa tsinona ko! ;):-D:-D
kala, sali an! :-*:-*:-*
Ka "aza manadino" hono sa "foza"?:-D:-D
kala, sali an! :-*:-*:-*
Ka "aza manadino" hono sa "foza"?:-D:-D
47. lapino
(
10/07/2006 17:41)
Fa maninn ndry pissoa? :-*
Ao fa alefantsika any amin'ny dokotera io xxx io, fa tsy mahita tsara ny masony e. :wink:
Ao fa alefantsika any amin'ny dokotera io xxx io, fa tsy mahita tsara ny masony e. :wink:
52. lapino
(
10/07/2006 17:59)
Am'zay
pissoa hoe:
Hihihi, asaiko kely jerentsika raha mety izy kle :-D:-D:-D
53. pissoa
(
10/07/2006 18:00)
Ka tsy mety fa
lapino hoe:
Ao fa alefantsika any amin'ny dokotera io xxx io, fa tsy mahita tsara ny masony e.
55. lapino
(
10/07/2006 20:09)
Naharaikitra ngah lah ra-HM le? Fa elah aloo sô de mahita fanainga lavitra any e? :-D:-D
pissoa, mety io fa tsy maninn ka! ;)
pissoa, mety io fa tsy maninn ka! ;)
56. pissoa
(
11/07/2006 04:21)
Naharaikitra marina angamba ra-Herimiafina dia mzesta kle :{ Congrat leisy razokilahy :D
lapino, ka ze notenenina talou ihany ka :roll::-D:-D:-D
lapino, ka ze notenenina talou ihany ka :roll::-D:-D:-D
57. zoklbfkfk
(
17/07/2006 11:32)
aleo aloha zaho :-D :-D :-D
pissoa, ny ani kala ange mazava ny karatra ê! saingy lay olona no mbola tsy tapa-kevitra ny hanao ody fitia aminy angamba:-$
herimiafina, zany ve :roll: :roll: :roll:
zaho ndray mahita ny karazana ody fitia atao amin'ireny vehivavy ireny fa tsy mila mividy fanafody no tsy mila mandeha any @ dokotera akory.
Aleo atao ary @ resaky ny olon-dehibe ary dia tsy mila mankany ireo tsy ampy taona miala sakana ato reo :wink:

58. dadabe
(
18/07/2006 01:59)
:^)ary misy mifanamboatra ato a, aza hitako ka misy tratran'ny ody fitia ato le
heheh pissoa no volou :{:{ :-$
heheh pissoa no volou :{:{ :-$
59. mamafara
(
18/07/2006 10:27)
tratrako ato amin'ny odifitia i dadabe :* kalongany na dia resaka fitiavana aza ity fa tsy hatsikana
io ndray ry lapino rehefa tia dia efa voan'ny ody fitia sahady ê! odifitia naturel ange le maso mifampitopy kely sy ny tsiky kely micharme reny. :)
"fo mifampitady" Lalie :wink: :-D
io ndray ry lapino rehefa tia dia efa voan'ny ody fitia sahady ê! odifitia naturel ange le maso mifampitopy kely sy ny tsiky kely micharme reny. :)
"fo mifampitady" Lalie :wink: :-D
60. Herimiafina
(
18/07/2006 11:48)
Tsy daio mandaitra foana iny ody fitia iny ry mamafara an! Ny gorille koa anie mantsy mba mitopitopy maso rehefa any amin'ny zoo e! hehehehe=))