Plantes grasses!

1. Herimiafina ( 07/07/2006 14:58)
Mahafinaritra ihany koa ny mamboly azy ito satria dia azo atao ao antrano tsara izany. Ny antony dai manao photosynthese izy na alina aza ny andro ka tsy atahorana hamoaka gaz carbonique ny alina toy ny zava-maniry tsotra sasany.

Plante grasse=plante succulente=Crassulaceae=plante à quatre carbone (C4).

Hita manokana any amin'ny faritra maina any atsimon'i Madagasikara. Misy azo atao fanafody.

http://www.aujardin.info/fiches/cactus.php

Mazotoa!
novalian'i sarobidy ny 17/07/2006 09:24
2. vale ( 07/07/2006 20:00)
misaotra @ info eh!:D
3. sarobidy ( 17/07/2006 09:24)
mhhhh misaotra éééé^:^=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1058