Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
danielscout
(
05/07/2006 14:38)
tondrom-peo sy tonon-kira
mba mangataka tondrom-peo sy tonon-kira aminareo e!
RAINAY O!(tselatra)
NAMANA (hery sy stane)
izay fa misaotra mialoha dia manantena valiny...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 19/07/2006 04:23
nyeja
(
05/07/2006 13:00)
te hividy zavatra eto iternet ?
Mba manana zavatra maro mahaliana ahy aho eto kanefa dia tsy manana ilay fomba afahana mividy izany amin'ny vola malagasy ahoana re no ataoko ?
misaotra antsika rehetra
Ny eja ...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 11/07/2006 06:47
xxx
(
05/07/2006 09:37)
resaka mariage
Resaka depense mariage
Ahoana kay no tokony normale, nareo vevavy ve manaiky ra sanatria ka nareo doly no asaina miantoka
Ra ny eritreritro matsy de tokony ny lehilahy doly no iantoka...
tohiny
novalian'i beby2 ny 28/06/2008 09:40
xxx
(
05/07/2006 09:02)
tarika Njila
Hono ho'a e!
Tena ho avy eto Madà hono ny tarika Njila???
Dia marina ve fa 28Juillet izao izy ho ao am Eldorado???
Merci e!...
tohiny
novalian'i mmimi ny 24/07/2006 09:05
xxx
(
05/07/2006 08:05)
tampon
tsy misy risque ve ny fampiasàna tampon? ...
tohiny
novalian'i Rice ny 27/08/2006 02:02
lebatoto
(
05/07/2006 07:45)
pontivy
mitady an i rtoa kely hitako tao auray nivarotra arts malagasy mipetraka ao pontivy.ka sendra mahalala
azy ianareo....
tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/07/2006 05:41
madagasikara
(
05/07/2006 06:41)
fanangananjaza
Misy mahalala ve hoe maharitra hafiriana ny fikarakarana ny taratasy amin'ny fananganan-jaza.
Raha mpitovo ve ny tena dia mahazo manangana sa tsy maintsy hoe mpivady ara-dalana?
Ary aiza no toerana ...
tohiny
novalian'i sechat ny 13/07/2006 10:53
xxx
(
05/07/2006 04:25)
Resaka mivantana...
Yahoo messenger no tiko lazaina, hono hoa ry zareo izay mahalala:
Zao mantsy e, hitako en ligne ilay namako dia manoratra ho azy aho toy ny mahazatra nefa izy tsy mamaly mihitsy, voalaza fa mampias...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 11/07/2006 09:48
dailynews
(
05/07/2006 01:13)
olona mipetraka san diego , california
sao dia misy gasy io toerana io ? mba hilazao...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 10/07/2006 18:43
dasy
(
04/07/2006 19:45)
tvm
efa nisy nahazo ny tvm par satellite ve ianareo aty an-dafy ? raha eny de ahona no fanaovana azy misaotra...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 13/07/2006 05:47
Aino
(
04/07/2006 15:59)
hisiiii!!
misy ny namana ato mila fa maditra olona maditra aho.
fa anga moa rehefa hita hoe sexy dia midika fa maditra!! saode diso hevitra aza ianao mieritreritra any izany!! satsia izaho sexy be fa endry be....
tohiny
novalian'i Aino ny 08/07/2006 09:26
ralevha
(
04/07/2006 14:53)
mbola mahafehy ny kolon-tsaintsika ve isika?
maro isika @izao fotoana izao sodokan'ny kolon-tsaaina vahiny.8)...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 05/09/2006 09:40
diamondra27
(
04/07/2006 12:55)
vary
nareo ve tsy maintsy mihinambary foana isaky ny repas sa isanandro?
de raha tsy mihinambary de maharitra hafiriana?
Maninona ny aziatika sy ny indiana ary ny gasy mihinambary matetika tsy matavy, a...
tohiny
novalian'i soanja ny 15/07/2006 04:46
Famantanana
(
04/07/2006 11:42)
hiran´i Ambondrona
Hi,
Izaho dia mangataka ilay tononkiran´ny Anbondrna farany.Tsy tadidiko ny lohateny fa izaho antsy tsy aty Tána ka mba miangavy anareo namana mba handefa ny Tonony azafady.
:):):):):):)...
tohiny
novalian'i Famantanana ny 05/07/2006 09:21
MCZ
(
04/07/2006 10:35)
Thierry Henry
Nanao fanambarana t@ hainamanjery tany andafy i Thierry Henry fa izy dia metisy malagasy ary terakaka taty Madagasikara , ny marimarina kokoa dia metisy Betsileo izy , ary mikasa ny hijery ny fianaka...
tohiny
novalian'i rapala ny 17/07/2006 07:38
xxx
(
04/07/2006 10:03)
ALLAITEMENT MATERNEL 2
Mba mila fanampiana avy aminareo aho raha mety na tsia ilay izy, zahako dia olona avy niteraka, efa ho 3 mois izao ny zanako, ka deux semaines ihany aho no nampinono azy, ka izaho moa tsy tena bien in...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/07/2006 10:09
nenipita
(
04/07/2006 09:22)
lôka
salut oh! mba asio karazan-dôka indray akia ry naman'isany fa tô tsy mba misy mandefa lôka mihintsy a , tsy maninona io na lôka inona na lôka inona fa le fataonareo matetika ireny atoro de efa am...
tohiny
novalian'i ariel ny 04/08/2006 06:59
pissoa
(
04/07/2006 09:17)
In-droa
Namaky gazety ony zany le rangahy iray dia nanontany ny vadiny ...
- Fantatrao ve fa ny vehivavy miteny teny 30.000 eo ho eo isan'andro moa ny lehilahy 15.000?
- Mazava ho azy ... Rehefa miresaka ...
tohiny
novalian'i pissoa ny 14/07/2006 16:49
xxx
(
03/07/2006 17:15)
aona ny hevitrareo @ity dinika iray ity
misy mpivady roa zany mpivavaka nefa ny ray @zareo reo manao sipa, de nefa zareo isakiny alahady mandea mivavaka fona de mandray fona zany le raika mpanao sipa iny satria mataotra an-dravadiny kanefa ...
tohiny
novalian'i cutie ny 05/07/2006 18:26
lemenakely
(
03/07/2006 15:58)
RAHA MAHATRATRA OLONA ....
Raha mahatratra olona 2 eo am-panaovana firaisana ianareo dia inona no ataonareo ? .:°):°)...
tohiny
novalian'i fasaly ny 08/07/2006 06:22
