tampon

1. xxx ( 05/07/2006 08:05)
tsy misy risque ve ny fampiasàna tampon?
novalian'i Rice ny 27/08/2006 02:02
2. xxx ( 05/07/2006 08:08)
ieeeee... manikitikitika ahy koa io fanontaniana io fa rehefa misasa mantsy avy eo ohatran'ny misy mivaingambaingana kely izany e! Tsy maninona ve ireny?
mba valio anie raha misy mahay zfd e
3. Zina ( 05/07/2006 20:24)
mahatonga infection (yeast infection oy ny angilisy), serviette ihany ampiasaina.. raha oe une fois no ampiasaina (milomano) dia tsy maninn fa raha tous les jours de ratsy..
4. xxx ( 06/07/2006 08:26)
misaotra betsaka e!
:)
5. fijo ( 06/07/2006 18:03)
izany tokoa ve????mahagaga ahy izany,satria ny mpitsabo aty toa mamporisika ny sia hampiaasa ireny ko
6. Zina ( 06/07/2006 21:03)
fijo a tena danzere be io satria misy produit (chimique) kely hanamboarana azy fa tsy mba zavatra natoraly no en plus izany misy ny ra mijanona any anatiny any ela ela vo afaka satria ndray2 ny discharge tsy mahatratra an;ilay partie misy an;ilay ra dia izany no mahatonga ny infection isakaranzany ... Izy io dia safidy an tsy midika oe aza manao...
7. fijo ( 07/07/2006 03:10)
za aloha tsy mampiasa ireny fa lahy e,fa nareo sipa no mampalaelo.
8. manitou ( 07/07/2006 08:12)
marina izany fa misy risque @ infection genitale ny fampiasana azy io, nefa miankina @ toe-batan'ny oul tsirairay mampiasa koa anefa zany, personnellement za tsy mampiasa azy io nefa maro ny vhv a l'aise kokoa ka enao ihany zany no tompon-tsafidy
9. fijo ( 07/07/2006 18:29)
ary ny vazaha nefa toa be no mampiasa azy io kle????
10. watafon ( 08/07/2006 17:05)
ny risque d'infections eo ihany fa le allergie no matetika mitranga amin'izy io !
fijo: ie, zay alou d marina e !
11. Zina ( 09/07/2006 23:44)
zany no maha be cancer an'i vazaha ry fijo a tsy miraharaha ry zareo... ny infectin ko etsy andaniny
12. mamzelkely ( 11/07/2006 09:04)
za klou efa nahita documentaire momba io tampon io ee fa tena lo le olona miendaka dôly ny hidiny rht tena matsiravina be le izy

le izy mbola misy ambiny le tampon zany we le volombolony kely reny mbola tavela any fa ts madio tsara refa misasa de zay no mahatonga le aretina :{
13. fijo ( 11/07/2006 19:54)
ka ny vazaha tsy misikotra rehefa misasa no mahatonga an'izany
14. watafon ( 12/07/2006 19:00)
fijo: marina v zany ?tafaverina amle resaka tary indray zao isika an ! hihihi!
15. fijo ( 13/07/2006 18:46)
tena marina letsy io an,ary ny loza,dia ny mpitsabo mihintsy no milaza fa ratsy io misikotra io.ka dia tsy haiko intsony,fa soa isika fa bandy
16. watafon ( 14/07/2006 08:25)
hita lesy! le risk na erosion lesy no mahatonga an'izay a! le micro traumatisme mantsy rehefa ela ny ela d mety hitambatra ihany !
17. fijo ( 14/07/2006 17:57)
hummm,mafy ihany ny ho sipa kle
18. mamybe ( 18/07/2006 05:01)
Misy règle d'hygiène tsy maintsy arahina koa ange amin'izy io e! Misy ny vhv sasany kamo dia avela hijanona ao ilay tampon na dia efa mihoatry ny tapak'andro aza, aiza moa no tsy hitombo ny otrik'aretina:twisted:. Tokony hosolosoloina matetika eo amin'ny isaky ny adiny efatra eo ireny fara-fahaelany, fa tsy we rehefa mbola tsy mitete fa mitsentsina tsara dia aleo ho ao ihany alou.
19. fijo ( 18/07/2006 19:43)
ka mety mbola maka tsirony izy kno.:-D:-D:-D
20. andry08 ( 19/07/2006 11:38)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3918