tampon

21. fijo ( 19/07/2006 18:10)
asa ko,sao di amba izay
22. xxx ( 20/07/2006 09:12)
Zà zany nampiasa e! dia tena pdt ny règle mihintsy no nampiasako azy! avy eo aho vô tonga saina hoe sô tsy mety ireny volombolony kely ireny! kanefa anie dia efa nadalo labo reny e! Eny am pharmacie no misy azy dia ahoana izany déconseillé izany?
Mampatahotra kosa aloha an! kanefa dia mampa à l'aise ahy aloha e!
23. fijo ( 20/07/2006 18:13)
dia tohizo raha nahitana tsirony ko.
24. watafon ( 20/07/2006 18:35)
elà ty lesy ry fijo mahita ambara foana an! ! inahy anie zamba tampon v ? :-D:-D:-D:-D
25. fijo ( 25/07/2006 21:28)
wata,ko sady mahazo tsirony ,no sura satria efa nandalo labo sady amidy eny amin'y pharmasia ko.hoatsahatra indray ve.
26. sarobidy ( 26/07/2006 09:00)
resaka ko zany ka resaka ka
27. mi ( 26/07/2006 13:34)
Mahita resahina koa nareo zany
28. fijo ( 26/07/2006 18:07)
ka resaka no aleha eto ko.
29. dailynews ( 26/07/2006 19:09)
raha toa ka manao ireny tampon ireny dia manaova douche isaky ny avy vita ny regle, ilay douche tsy hoe mandro an, fa misy zavatra vidiana any amin ny mpivarotra ngeza ireny na farmasia dia atsofoka any anaty any ilay fitaovana ilay izy ary manadio ny any anaty lalina any angaha. bien sur eo ampandroana no hanaovana azy fa tsy maintsy rinser na tsara
tsy haiko aloha fa ny marika fantatro dia hoe summer's eve dia ilay douche no vidiana. googler-o ange e.
30. fijo ( 26/07/2006 19:49)
izany ve tsy hanahirana ,fa le lamba n drazana ihany dia vita e
31. mmimi ( 27/07/2006 10:13)
ny tian'i dailynews tenenina izany dia tsy ampy ny misasa tsotra fotsiny rehefa mampiasa tampon? lé misokotra tsara fotsiny izany an!
32. kelly13 ( 27/07/2006 10:28)
lol za manokana alou d tsy tia io tampon tampon io e! non seulement tsy mifanaraka @ saiko le hoe misy zvt mijanona ao anatiko ao, fa ny consequences n'ilay izy no grave be
33. dailynews ( 27/07/2006 15:22)
mmimi:

ny tian'i dailynews tenenina izany dia tsy ampy ny misasa tsotra fotsiny rehefa mampiasa tampon? lé misokotra tsara fotsiny izany an!


tsy haiko aky ry mmimi fa ny dokoterako no nanoro ahy hoe tokony hampiasa izy ireny hono ny vehivavy amin'izay voavono ireo bakteria sns..izay tavela any anatiny be any fara faharatsiny isaky ny avy tonga fotoana...
34. watafon ( 27/07/2006 18:21)
fijo: :-D:-D:-D
35. fijo ( 27/07/2006 19:37)
wata,iny letsy tsy ahiana hisy loto hijanona izany ,sady soloina dia milamina an
36. kelly13 ( 28/07/2006 04:13)
fijo: ary ra adino sanatria ny manolo sy manala azy ao d ahôna, tellement kely le izy d mety hisy ny fanadinona. ary cas efa nitranga izany fa maty ilay vehivavy aveo!
37. kelly13 ( 28/07/2006 04:15)
ôtran'ny lasa b resaka kou za zany finalement an!ralàlà, ms ny nolazain'ny gynecoloque-ko ahy indray dia, en fait kay tsisy idiran'ny tampon le resako :oops:, ms bon, ka hozy ny gyneco-ko t@ko hoa hoe ny rà mivoaka @tsika vhv hono c pas du sang "sale" fa c du "bon" sang!
38. mmimi ( 28/07/2006 09:50)
Aiza kosa no ho adino any ry kelly13 a! zvt enonao iny ve dia ho adino e!
rà tsy hoe tena adino tokoa angamba fa maika be dia mbola natosika zvt hafa indray dia vô maika lasa tany @ lalina be tany!!!:-D:-D:-D
39. soanja ( 28/07/2006 14:06)
Ny fanaovako ny tampax dia ampiasaiana amin'ny fotoana tena ilana azy ka tsy maintsy satria mila tsy teritery ny vatana sady hoe hamonjy fivoriana eo anivon'olona ohatra na hanao voyage sns ka tokony tsy hihoatra ny 3-4h ny hanaovana azy dia esorina avy eo soloina raha mbola tsy maintsy. Fa ny tena naturel ihany no lafatra ka raha any an-trano na rehefa tsy dia mila fiodikodinana eo anivon'olona maro dia ny nataon'ny rehetra hatramin'izay ihany no tsara dia ny fampiasana lamba madio na ilay pads aty an-dafy satria mila miaina tsara ny vatantsika vehivavy.
40. kelly13 ( 28/07/2006 15:01)
mmimi>lolll ka zay anie le nahazo le vhv t@ reportage tsy tadidiko izy zay e! adino tany le izy d nanosika hafa d nanao infection! ms bon, tsy iditra lalina t@ nahazo ilay vhv aho satria elle a "mouru" (maty izy, fiteniko io avoir mouru io) :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3434