tampon

61. soanja ( 24/08/2006 23:59)
Karazan'olombelona mitovy amiko ihany no tena manintona ny fanamboloako. Gasy.
62. fijo ( 25/08/2006 22:30)
hay ndry manambolo klo vao mihummmmm,ny ahy hummmmeko klo vao amboloiko.
63. soanja ( 25/08/2006 23:59)
Humena innn? Ny ahy alo miala tsiny fa ny orona alo mandeha alo izay vao zavatra hafa. Sady mbola lavitra defa henoko raha gasy. Ny ankoatr'izay toa efa midona impirimpiry amin'ny vatako toa mbola tsy nampihontsona ahy mihitsy.
64. kelly13 ( 26/08/2006 11:53)
fa "manitra" ahona ny gasy? rofoko ny fofoko fa tsy misy, hihihi!!! donc je presume hoe miotvy fofona rehefa olombelona! sa za no tsy niroka gasy hafa? hahahahaha :lol: :lol: :lol:
65. Rice ( 27/08/2006 02:02)
Fofona tsy heno afatsy manana ilay fanamboloana manokana ho an'i Gasy ihany angambany. Resaka ka atao e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3524