tampon

41. fijo ( 28/07/2006 19:01)
kellly an,lamba ve de hoandinondry ao??lamba anie ny ahy no resahako fa tsy tampax e
42. kelly13 ( 28/07/2006 19:20)
fijo an, 2"l" fotsiny d ampy ka, betsaka lôtra ra 3 "l" zany :P. aiza kosa d ho lamba e, efa talou b zany ry se an! mba efa mivoatra kosa anie zao e! toa efa misy karazany mihintsiny zao any dago any fa tsy "pélia" rery sisa :lol:
43. soanja ( 29/07/2006 01:19)
Zah kosa alo mbola mampiasa ireny lamba ireny fa ireny mba malefaka amin'ny hoditro rehefa tsy misy mahita. Zany hoe rehefa any ampandrina ilay efa hatory mihitsy fa tsy hoe ilay mbola mihainohaino eo.
44. fijo ( 01/08/2006 20:17)
izay mantsy,lamban drazana ihany e,iny tsy manary
45. soanja ( 02/08/2006 09:28)
Tsy azoko ilay hoe tsy manary. Iny indrindra ary no tena manary ry Fijo saingy malefaka sy manome aina (breathe)ny vatana dia tsara ny fampiasa azy.
46. fijo ( 02/08/2006 18:39)
soanja an,tsy manary izany,midika hoe manavotra foana,satria naiza naiza aleha mahita lamba kely foana.
47. soanja ( 03/08/2006 02:36)
Tsy voatery lamba rehetraretra anefa no mety o. Raha vao polyestera dia ialao fa manapotika hoditra indray aza. Ny soga ihany no mety saingy sarotra mahita an'io aty an-dafy. Noho izany afaka manary ihany izy raha izany.
48. fijo ( 03/08/2006 19:04)
kiiiiii,maty aho lamba keliko izany:oops:
49. soanja ( 04/08/2006 12:40)
Aza matahotra fa azo ampiasaina amin'ny zavatra hafa ilay izy e. Iny fotsiny tsy mety amin'ny vehivavy.
50. fijo ( 15/08/2006 19:45)
ka aza manary lamba izany fa tsy mety e
51. watafon ( 15/08/2006 20:51)
:-D:-D:-D
52. fijo ( 16/08/2006 21:26)
kozy ko,aiza no hanary lamba le
53. soanja ( 17/08/2006 03:29)
Fa iza ry Fijo no manary lamba? Ny lamba tsy fanary fa fitahiry.
54. fijo ( 17/08/2006 19:34)
ie,fa sasana tsara vao tehirizina an.
55. soanja ( 17/08/2006 20:11)
of course, Fijo. Zany ndray ve de... sa ve hoe araky ny volaza tary sy fanapahakevitry ny rehetra hoe "voretra ny gasy".:(:(
56. fijo ( 17/08/2006 20:38)
za kosa tsy manaiky an'izay hoe voretra izay ny gasy ka.an an,
57. soanja ( 18/08/2006 20:09)
Ka zay le resaka ao e: Voretra isika na tiantsika na tsy tiantsika. Nefa izaho mahatsapa hoe manitra d'origine izany ny gasy matoa aho taraiky amin'ireo karazan'olona ireo foana. :-*:-*:-*
58. fijo ( 18/08/2006 22:10)
fa ngaha ndry tsy gasy ???
59. soanja ( 19/08/2006 00:45)
fijo:

fa ngaha ndry tsy gasy ???


Ireo karazan'olona mitovy amiko ireo foana ka!


60. fijo ( 23/08/2006 22:17)
tsy mazava le valiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9983