olona mipetraka san diego , california

1. dailynews ( 05/07/2006 01:13)
sao dia misy gasy io toerana io ? mba hilazao
2. Herimiafina ( 05/07/2006 20:13)
Misy gasy ao kah, tena misy sady misy revy milay, juste hanoraty zaho de omeko le contact! :-*
3. sarobidy ( 06/07/2006 07:31)
hummmm hay ve
4. Herimiafina ( 06/07/2006 16:35)
sarobidy:

hummmm hay ve


Misy inona retsy ry sarobidy? Nanao ahoana ny vacance ao? :-*
5. aliotsy ( 09/07/2006 15:11)
misy ao fa aona ?
6. dailynews ( 10/07/2006 16:26)
Herimiafina:

Misy gasy ao kah, tena misy sady misy revy milay, juste hanoraty zaho de omeko le contact! :-*

misaotra. saika hanoratra tany aminao aho hangalana ilay contact saingy tsy haiko hoe ahoana moa izany no fanoratana ho anao manokana ahazoana izany? nojereko ihany ny momba anao fa tsy nahita email aho tao.


7. dailynews ( 10/07/2006 16:28)
aliotsy:

misy ao fa aona ?

misaotra. saika mba haka contact avy any aminao ihany koa aho raha possible saingy, indray ahoana ny hanomezana ny adiresy- ko na ny anao tsy ampahibemaso eto raha izany? valiako any ny antony raha tsy mampaninona anao.


8. Herimiafina ( 10/07/2006 16:59)
K'aiza ra-Daily an!
Efa nanoratako hafatra any ise dia efa nisy informaion nomeko any raha mahaliana e!
Siora e! :wink:
9. dailynews ( 10/07/2006 18:37)
tena mbola tsy azoko ny mail nao ry herimiafina...hmm.....
10. Herimiafina ( 10/07/2006 18:43)
Ny hafatra klou jerena fa tsy afaka manome e-mail eto izaho klé. aleo any amin,ny hafatra! okay? :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9232