resaka mariage
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
1. xxx
(
05/07/2006 09:37)
Resaka depense mariage
Ahoana kay no tokony normale, nareo vevavy ve manaiky ra sanatria ka nareo doly no asaina miantoka
Ra ny eritreritro matsy de tokony ny lehilahy doly no iantoka
Ahoana kay no tokony normale, nareo vevavy ve manaiky ra sanatria ka nareo doly no asaina miantoka
Ra ny eritreritro matsy de tokony ny lehilahy doly no iantoka
novalian'i beby2 ny 28/06/2008 09:40
![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
2. booboo
(
05/07/2006 10:27)
hihihihi amiko ndray izy roa tompon'ny fety no miantoka ny raha aby aby
fa @ ilay oul iraika izay dia tokony samy mitondra ny azy hono ( kaly sy boissons ) raha te ho inviter-na @ marige-ny hihihihihihihihi
fa @ ilay oul iraika izay dia tokony samy mitondra ny azy hono ( kaly sy boissons ) raha te ho inviter-na @ marige-ny hihihihihihihihi
![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
3. booboo
(
05/07/2006 10:31)
vazivazy fa tsy tokony @ fisehoana sy ny fangatahana ve no hamaritana an'izany ? ohatra hoe ny avy @ razavavy zao aby no hiantohany dia ny @ zazalahy izao aby raha toa ka te hifampizara ny dépenses izy roa ....
![](https://avatar.serasera.org/10f12151ef41361b91ee3fc1065e14d2.jpg)
4. prime
(
05/07/2006 10:56)
Raha aty dago dia dinihin'ny fianakaviana roa tonta ny fizaràna ny @izany... Raha toa ka misy mahatsiaro tena ho maty antoka dia zaraina roa mitovy tsotra izao ny dépenses rehetra... Raha misy te-hanana invités en sus dia à la charge an'ilay fianakaviana tehi-inviter io... Ny fanambadiana malagasy aloha dia saiky izay fanambadiam-pihavanana izay ka ny fianakaviana no tena tompony matetika... Fa raha any an-dafy indray zavatra hafa... :)
![](https://avatar.serasera.org/007401838ba3eb8ab097ede4dd009396.jpg)
5. mamzelkely
(
05/07/2006 11:40)
marina mitsy io lazain prime io fa zany hoe ra ny tena izy de matetika ny fisehoana sy ny fiancailles de ny vhv no miantoka fa ny mariage lhl fa zany we amizao ftona zao efa miova de ifampizarana
![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
6. kally
(
05/07/2006 17:58)
Fa maninona tokoa raha zaraina e? Hiady eo ianareo fa vao hanomboka hivady ve dia gidragidra resa-bola sahady? Raha tsy mifanaraka tsara dieny izao ianareo dia ho lasa anton'ady foana io aorian'ny mariazinareo nefa fahasoavana io fa tsy hoe inona.
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
7. fasaly
(
05/07/2006 18:12)
amzao fotoana izao kalou ny fahafatarako azy de zaraina ny depense raha any dago io fa raha aty ampita ndray de miakina amzay hifanarahan'izy roa eo! misy izy ny lehilahy fotsiny no miantsoka , kanefa efa toa zaraina ihany dool lay frais kouuuu:°):°):°)na ny isan'ny oul invité aza toa hatao mitovy ny isany am andaniny sy ankilany, asa anefa.....
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
8. cutie
(
05/07/2006 18:28)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 05-07-2006 14:37:01
Lohateny : resaka mariage
Resaka depense mariage
Ahoana kay no tokony normale, nareo vevavy ve manaiky ra sanatria ka nareo doly no asaina miantoka
Ra ny eritreritro matsy de tokony ny lehilahy doly no iantoka
mariazy vaza sa gasy aloha?
![](https://avatar.serasera.org/a0e5b20b0c4215f8d2baf9a56f5b7074.jpg)
9. Aino
(
05/07/2006 19:47)
raha nyahy dia samy miantoka, fa ny lehilahy aloha no tena tomponjaharaha!!
![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
11. vale
(
06/07/2006 10:41)
xxx:taloha hono dia ny ankanjo mariazin-drazazavavy ihany no hiantohany:°), fa @ izao fotoana efa miova ny zava-drehetra, ny vhv te hitovy zo àlhl, ny lhl manambady lhl:°), bref, tokony hifampizarana e! @zay tsisy ny resa-be avy eo!! ary rehefa tsy te hiantoka ralehilahy dia adabohy koa ny fanambadiana fa izany avy koa ve dia hifanjanana e:-D:-D
Resaka depense mariage
Ahoana kay no tokony normale, nareo vevavy ve manaiky ra sanatria ka nareo doly no asaina miantoka
Ra ny eritreritro matsy de tokony ny lehilahy doly no iantoka
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
12. Herimiafina
(
06/07/2006 16:32)
xxx:
Resaka depense mariage
Ahoana kay no tokony normale, nareo vevavy ve manaiky ra sanatria ka nareo doly no asaina miantoka
Ra ny eritreritro matsy de tokony ny lehilahy doly no iantoka
Tokony tsy misy miantoka n'inon'inona aza fa dia manao fetifety milailay kely eny dai samy mikarakara.
Ny olana mantsy mipopoka be ny ceremonie nefa ny hitrosa avy eo hihinanankanina.
![](https://avatar.serasera.org/185098b6df7920470d3bc89fad41e30f.jpg)
13. LazaDaddy
(
06/07/2006 21:39)
Herimiafina:Avelao kosa ve le sipa mba iantoka ny lany rehetra e! Izy aza tsy sarotiny. :wink: hahaha!
Tokony tsy misy miantoka n'inon'inona aza
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
16. Herimiafina
(
07/07/2006 14:02)
Ny an'ny amerikana retsy ry cutie 50/50 an! GO DUTCH ny fiteniny azy. :wink:
![](https://avatar.serasera.org/50d8d46c14e71b5b025695473d6c8c21.jpg)
17. sarobidy
(
10/07/2006 10:24)
Aôna ko zany oe tsy miantoka n'inna² zany ? Zà ôtran'ny tsy ti an'zany kah !:roll:
![](https://avatar.serasera.org/087f280216710d2353215bec0325655c.jpg)
18. dadabe
(
10/07/2006 12:21)
yee manjary misy fandatsana any aoriana raha toa ka misy tsy miantoka eo
sa ahona ry sarobidy ??
sa ahona ry sarobidy ??
![](https://avatar.serasera.org/e5970e0824d30a0a92fda89aef1122b4.jpg)
19. dailynews
(
13/07/2006 17:22)
cutie:
ny an'ny amerikana ny sipa no miantoka
sure an izany ve i cutie? hafa indray izany fa nahita maromaro ihany aho(plus ny hitako t@ oprah) h@ rahavaviko, dia nisarahana ny andry zareo t@ ny mariage, ny wedding shower, ny bachelor party na ny bachelorette party, ny rehersal dinner mbola ao daholo.
![](https://avatar.serasera.org/087f280216710d2353215bec0325655c.jpg)
20. dadabe
(
15/07/2006 14:50)
sure an izany ve i cutie? hafa indray izany fa nahita maromaro ihany aho(plus ny hitako t@ oprah) h@ rahavaviko, dia nisarahana ny andry zareo t@ ny mariage, ny wedding shower, ny bachelor party na ny bachelorette party, ny rehersal dinner mbola ao daholo.
nisarahana sa nisasahana no tianao holazaina e??
to share some thing or to separate some thing :-w