resaka mariage

21. cutie ( 15/07/2006 16:32)
Mpandefa : dailynews [ Valio ] 13-07-2006 22:22:13
Lohateny : Re : resaka mariage
Hoy i cutie:

ny an'ny amerikana ny sipa no miantoka


sure an izany ve i cutie? hafa indray izany fa nahita maromaro ihany aho(plus ny hitako t@ oprah) h@ rahavaviko, dia nisarahana ny andry zareo t@ ny mariage, ny wedding shower, ny bachelor party na ny bachelorette party, ny rehersal dinner mbola ao daholo.

diso kely za , ny RAD an'le sipa manko e no miantoka.
Ny wedding shower ny best friends an'le sipa no miantoka, de ny bachelor party ny an'le namana'le lhl.
22. cutie ( 15/07/2006 16:33)
Ny rehearsal dinner ndray izy roa no miantoka.
23. cutie ( 15/07/2006 16:34)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 07-07-2006 19:02:15
Lohateny : Re : resaka mariage
Ny an'ny amerikana retsy ry cutie 50/50 an! GO DUTCH ny fiteniny azy.
:-D:-D:-D:-D
24. prime ( 18/07/2006 13:04)
mamzelkely:
matetika ny fisehoana sy ny fiancailles de ny vhv no miantoka fa ny mariage lhl fa zany we amizao ftona zao efa miova de ifampizarana
dia avy eo miditra @ ilay hoe kitay telo an-dalana... :lol:
25. beby2 ( 28/06/2008 09:40)
izao aloha eh ra tena tsy manan izy dia izay fifanarahanareo fa ra ohatra indray oe tsy zay dia aza miasa saina fa izy aza izany tsy manana ny maha izy azy eh tsy misy fotony eh!imehezana fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0873