ALLAITEMENT MATERNEL 2
1. xxx
(
04/07/2006 10:03)
Mba mila fanampiana avy aminareo aho raha mety na tsia ilay izy, zahako dia olona avy niteraka, efa ho 3 mois izao ny zanako, ka deux semaines ihany aho no nampinono azy, ka izaho moa tsy tena bien informer mikasika @ allaitement fa noheveriko hoe handeha ho azy ny allaitement, ka nisy fotoana ary nisy ny baaisse delait, izaho tsy nahalala an'izany, ka mbola tany @ maternité zahako dia tsy niakatra mihitsy ny poids ny zazakely, dia nanapa-kevitra hoe atao biberon, ilay vadiko koa aelony biberon no homena ny zazakely, za anefa tsy d'accord mihitsy fa dia nanaiky fotsiny hoe atao biberon, mba hitombo ny zazkely, ka dia nanaiky nihinana fanafody aho hoe hampijanona ny montée de lait dia nihinana, tsy azoko hoe fa naninona aho no nanaiky nihinana ilay fanafody.
Ka izao, zaho niteny t@ puéricultrice tany @ maternité hoe mannona raha atao mixte, dia izy tsy nety fa ny fanafodiny ihany no nasesiny, voafitaka ihany aho en général e sady za tsy nisy nanampy mihitsy mikasika ny allaitement.
Ka @ izao fotoana aho dia misy sage-femme manampy ahy hoe possbile mbola hampinonoko, dia nanofa tire-lait za mba hampiakarina ny nono indray, dia nefa ve aminareo sur fa mbola mety hinono amiko ny zanako nefa izy efa zatra biberon, tsy hisy conséquence @ santé-ko ve zany sy @ zazakely efa zatra lait artificiel, ny nonon-dreny mantsy somary hoatrin'ny masira sy matsaboka.
tsy haiko raha efa nisy hoatri'ny cas-ko fa hiakatra vetivety ilay nono sa mila fotoana be, sa aleo avela biberon izy dia hajanona ny allaitement. Tsy izany mantsy fa tena nalahelo mafy aho t@ ilay tsy nampinono ny zanako sady nitomany dia tiako averina ilay izy nefa aho du coup aho mazoto du coup aho kivy hamerina ilay nono satria sa be ilay izy, tsy hitovy t@ avy niteraka hoe après deux jours tonga ny nono.
Ahoana ny eirtreritrareo ?

novalian'i xxx ny 19/07/2006 10:09
2. sipagasy
(
04/07/2006 15:04)
mmhhhh raha ny hevitro manokana aloha (tsy dokotera) dia tokony hety e! na tsy dia hoe atao hampitombo ilay zaza aza anie ny nononao fa ilainy kosa ilay fifampikasohana aminao e!, ilay manao "calin-calin" e! dia tsy maninona kannn, ary mihinana ron'akoho sy patsa fa hiakatra ho azy eo ny nononao e! ary tandremo koa anefa ny manao tezitra tampoka fa mety hahatonga ilay hoe mivadi-nono izany annn fadio ny mifanditra @ vadinao hihih raha ohatra ka miteny izy hoe tsy tiany ianoa hampinono annn teneno azy fotsiny hoe ny fatran'ny ronono vovoka anie tsy ovaina e! fa mba ilainay mianaka fotsiny ilay mba mifampikasokasoka "peau contre peau" e! dia mahereza e!
3. sakaizakely
(
04/07/2006 20:55)
Mi-comprendre anao tokoa ny tenako ary marina fa tsy mandeha ho azy ny fampinonoana fa mila folahana na ilay zaza na ny lohanono izay indraindray misy crevasse maratra mintsy aza. Nefa tsy ampy information mikasika an'io ny vhv rehetra miteraka. Mbola betsaka tokoa ny maternité tsy ampy formation mikasika ny fanohanana ny vhv te-hampinono. Toa an'izany angamba ilay niterahanao.
Arakiny fahalalako azy anefa dia tsy miakatra intsony ny nono une fois avy nihinana fanafody. Miandry bevohoka manaraka indray vao misy.
Jerevo eto http://www.lllfrance.org/ fa afaka misy permanance téléphonique afaka manoro anao eto nefa tadidio fa tsy afaka manao miracle ry zareo fa kosa fotsiny olona tena formées mikasika ny fampinonoana ahafantaranao ny zavatra tokony eviter-na @ manaraka. Fantaro fa na dokotera aza tsy formé tsara mikasika an'io ka raha vao hitanao fa tsy pro-allaitement ny olona iresahanao (dokotera, sage-femme sns...) dia miova mpitsabo. Raha tianao ny hahalala bebe kokoa manorata amiko.

4. adidy
(
04/07/2006 21:01)
Ny aminono ia mahagaga fa tsy msy sady voajanahary nefa dia sarotra koa indraindray! Misy koa ny zazakey tia minono be diany sasany kamokamo! Da izay no mahatonga ilay voalohany iny ila mitozo be ary raha mety dia tsy omena biberon ilay zaza satria tsy mitovy ilay mouvement de suscion biberon sy nono!
Dia matetika eo @ 1er mois eo no tena mafy satria say reraka ny reny nefa betsaka ny besoin'lay zaza dia ilay maita an'ilayéquilibre sy rythme de croisière eo no sarotra!
Ka izao no azoko ambara aminao raha te-hivena hampiono ianao:
-ajanona ny bromocriptine sy fanafody mampijanona nono rehetra
-vonona ny saina entina am-pitiavana ary mila tony fa raha tsy tony n saina tsy mety!
-misotro rano matetika hiakatra ny nono atao rano matimaty ireny, ro , ro-patsa, ron'ovy, lasopy, vary sosoa be rano etc... Izany hoe mila milamin-tsaina sy vonona hihinan-kanina aloha fa tsy hoe enjehina koa ny régime etsy andaniny! Izany hoe arakaraka ny objectif-nao ihany hoe hampinono aloha!
-1/4 h alohan'ny hampinonoana no tena manisy mafy @ ilay misotro rano matimaty(ohatra ny hoe booster-na kely izy @ iny)
- ataovy ohatra ny entrée ilay izy zany hoe ilay noana be iny ny zazakely dia asaivo minono aloha! Satria ilay izy ilay mouvement de suscion ny zazakely iny no mampiakatra ny secretion lactée, fa raha ilay tirer-na @ tire-lait fotsiny tsy efficace loatra! Iny zaza minono iny dia misy message hormonal tonga any @ cerveau dia mampiakatra an'ilay nono!
-Dia raha sanatria tsy mety satria izy moa efa zatra bibeon dia atao dessert calin kely!!
-Dia raha tsy mety aza dia mi se-culpabiliser loatra fa calin hafa e! Mahereza!
Ny ahy ny zanko lahy tsy dia tia nono loatra fa kamo kely dia vao tsy araka ka mixte dia vetivety dia nijanona! Ilay vavy kely tia nono be, 8 mois vao tafasaraka ary na tsy nahita ahy herinandro aza dia vao hitany aho, vao maheno an'ilay fofony fotsiny rafotsy dia ao indray ary miakatra be mihintsy!!

5. xxx
(
05/07/2006 06:41)
misaotra betsaka anareo aho,
adidy : fa ny zanakao voalohany izany tsy dia ninono firy loatra fa aleony biberon, ka ny anahako koa zaza voalohany fa tena nalahelo mafy mihitsy aho, sady nitomany foana satria tena voafitaka mihitsy, indraindray aho lasa tsy matoky olona surtout ireny olona any @ maternité ireny sy ny dokotera, marina mihitsy ny teny etsy ambony hoe na ny dokotera sy ny any @ maternité tena tsy dia informer @ izany, satria t@ za mbola tany @ maternité ka nanomboka nisy problème izany, dia nanapa-kevitra comme ça hoe aleo ary hajanona ny nono, dia efa nihinana ilay fanafody aho, vao nihinana indroa aho diaa vy eo aho nanapa-kevitra hoe ho hajanoko indray ilay fanafody fa aleoko tohizina ny nono, dia niantso ny docteur traitant-ko ary aho hoe mbola afaka mampinono ve zahako satria efa nihinana ilay fanafody, dia novaliany aho hoe une fois nihinana tsy maintsy tohizina sady tsy mahazo mampinono intsony, nefa taty aoriana noteniny ny sage-femme hoe raha une journée aho no nihinana tsy nampaninona an'ilay zaza, ka TENA VOAFITAKA TANTERAKA AHO E, NANENINA TONGOTRA AMAN-TANANA MIHITSY KANEFA ANIE ZA NISY NONO IHANY, EFA NANOMBOKA NISOTRA RANO MATIMATY SY RO-PATSA SY OVY FA TENA VOAFITAKA E, TENA MBOLA TSY MI-SE REMETTRE TOTAL AHO FA REHEFA MIERITRERITRA NY ZAVA-NISEHO DIA TENA TE HITOMANY FOANA AHO.

6. xxx
(
05/07/2006 07:52)
courage akia fa tsy ilaina ny manenina amin izany a! misoroka izao no atao.
mahagaga ahy izany mpiasan ny maternité izany, za tany amin ny province ny frantsa no niteraka fa tena afa po tanteraka, gaga mihitsy aza izahay mivady hoe tsara be ohatran izany ny service public, na ny dokotera, na ny sage femme na ny puéri tena samy nanao ny asany am pitiavana daholo. Mampalahelo indry!
Mmomba ilay fampinonnoana indray, raha niteny ilay sage femme hoe tsisy atahorana, na dia nihinana an ilay fanafody aza ianao, dia izay izany, aza manahy fa ivereno ny fampinonoana. Mba hampiakatra azy dia :
- tirer-o foana tsy ankijanona dia congelé-o raha tsy mbola ampiasaina.
- aseseo ny bib sy ny nono mba ahazatra azy indray amin ilay nono, rehefa noana be iny izy, d amin iny araraotina, dia ahenao tsikelikely ny bib.
- mihinana sakafo mampiakatra nono : patsa, voanjo, hena ritra, rano bdb,ronono, na produits laitiers.
- aza dia miasa saina be loatra ( stress) fa io koa tsy mampiakatra nono.
Reseho lahatra ny vadinao amin ny mahatsara ny rononon dreny sy ny fampinonoana :
- mora vidy ( tsy mila mividy ronono e, bibéron e, ..)
- mahasalama ny zaza (mampitombo ny resistance-ny amin ny infection, sy ny allergie) tsy farofy ny zaza minono
- tsy mamizana ( tonga dia vonona daholo, tsy mila mitondra entana bdb isaky ny hivoaka, tsy mila mandany andro mi preparer bib,...

7. xxx
(
05/07/2006 07:57)
xxx> raha toa moa ka tena tsy mety dia aza kivy amin izany fa betsaka ny zavatra azondry anehoana ny fitiavandry azy, ny disponibilité ndry ho azy indrindra indrindra, sady fantatry ny zaza foana akia ny reniny a!
Amiko raha nisy nono ndry niala tany am maternité d tokony tsy hisy olana ny fiverenan io.
mahereza foana manazatra azy amin ny nono ndry fa tsy mora io. satria mora kokoa ho an ny zaza ny minono am bib noho ny am nono, d za-dratsy lé kary :wink:, fa tsisy mafy tsy laitrn ny zoto e! d arahin dry teny mamy sy biz'oroka bdb koa e!
zay fa d courazy foana e! tsapako fa tsy mora!!!:-*:-*

8. xxx
(
05/07/2006 11:38)
ka izaho anie sady mazoto no tsy mazoto satria tena voafitaka tanteraka, raha tsy nihaino an'ireny olona niteniteny ahy ireny aho izao sur fa efa nandeha tsara ny fampinonona.
Mbola henjana be mantsy ny ampiakatra ilay nono, mila fotoana be, au moins hono tokony mi-tirer-lait 6 fois par jour sy 10 mn ny duréé, zany ary aloa fa tire-lait double pompage no ampiasaiko no sady électrique fa lasa kivy aho e, nefa tena satriko ary ny nonoko no homeko azy mais on m'a cassé.

9. sakaizakely
(
05/07/2006 18:25)
Sarotra be ny manao ny "deuil" de l'allaitement indrindra izany ianao naniry be hanao azy nefa voafitaka. Tsy ho afapo mintsy ianao fa halahelo lava ka aleo tokoa manao izay ho afaka sao mba hiverina indray. Izaho saika najanon'ny dokoterako (satria nanao mastite izay sitrana ihany farany) notadiaviny nomena fanafody hanapahana ny nono fa tsy nohaniko moa ilay izy, soa ihany. Définitif io hoy izy fa rehefa bevohoka manaraka indray ianao vao miverina. Dia izay no mahagaga ahy amin'ilay resakao satria efa 3 volana eo izany no nihinanao ilay fanafody ka amiko dia tsy ho tafaverina intsony ny fiakaran'ny ronono. Mandehana any @ resaka manokana Reny serasera (mila mangataka alalana amin'i Hery) dia any miresaka isika fa te hanampy anao ny tenako. Nandalo t@ sarotra koa mantsy t@ vao nanomboka nampinono ka mety hahasoa anao ny lalana nolalovako sy ny torohevitra azoko omena anao. 2 ny zanako ary nampinonoko 10 volana ny voalohany aho na dia niasa aza. Ny faharoa nahatratra 15 volana. Tiako sy nikiririako ary noezahako mihintsy na dia eo aza ny fijerin'ny olona manodidina.
Miandry anao ao amin'ny dinika reny serasera ahafahana miresaka tsara. Amin'ny manaraka ary an !:-*

10. xxx
(
06/07/2006 05:32)
3 semaines no nihinanako ilay fanafody, ka na zahako ary anie hoatrin'ny tsy tonga saina hoe fa naninona aho no nihinana ilay fanafody, nefa t@ za nody avy tany @ maternité mbola nisy nono, ka tena tys nisy nanampy aho e, ny mamako koa tsy nampinono ahy taloha donc tsy manana expérience @ izany izy, za nefa tena dévouée be @ allaitement, efa nanomboka ny tirer aho t@ tire-lait fa efa nisy nanomboka nisy nivoaka kely somary masira sy madity, KA AMINAREO VE METY HIVERINA VETIVETY ILAY NONO @ILAY MISY MIVOAKA KELY DIA SOMARY MANOMBOKA FOTSIFOTSY ? MBA VALIO AHO REY OLONA MBA HAMPA-MOTIVER ANAHAKO HAMPIAJATRA ILAY NONO? TENA TSY MBOLA NANAO DEUIL @ ILAY IZY ALOA ZAHAKO E, DIA IZAY NO MAHATONGA AHY HANAO AN'IZY IO INDRAY SATRIA TENA NY MARQUER ANAHAKO ILAY IZY, TENA TSAPAKO FA NY PSYCHOLOGIE-KO MIHITSY NO VOA EN PLUS AHO NEFA EFA NANANA ACCOUCHEMENT DIFFICILE DIA VOA MAIKA NAMPAZOTO BE AHY ILAY HAMPINONO NEFA INDRISY.
Dia misaotra anao aho ry sakaiza kely fa tena namana ianao @ fahavononanao hanampy ahy mba hiremonter-ko ny morale-ko.

11. adidy
(
06/07/2006 15:10)
Raha misy mivoaka kely ihany ilay izy izao dia mbola mety misy, fa dia ny vavan'ilay zazakely mihintsy atohaka hinono fa iny hoa no no mi-stimuler an'ilay montée de lait avy any @ cerveau.
Dia amboary @ izay ny saina ! Aza mieritreritra deuil sy zavatra négatif fa zavatra positif heritreretina ohatra hoe ny plaisir indray hanome nono an'ilay zazakely, hoe inona indray ny sakafo matsiro hampakarana nono ets... Zavatra kelikely ohatra izay dia tsara, ary zavatra kely sy idée noire dia efa manimba nono!

12. watafon
(
06/07/2006 17:17)
xxx: raha azoko tsara moa zany dia zanakao voalohany izy io e? andramo hampinonona ihany aloha izy fa araka io voalzan'i adidy io d ny finonon'ilay zaza matetika iny no mampiakatra ny nono e! raha tsy mitsetsitra eo izy mantsy d tsy hisy mihitsy io !
ny sôsety koa tena mahabe nono, d aza mora kivy zany fa ataovy matanjaka ny saian e! eritrereto ftsn oe hahasalama an'ilay zaza ny finonoany aminao reniny e! zay fa bon courage e!

13. xxx
(
07/07/2006 05:42)
adidy sy watafon : tena hitako fa manampy ahy ianareo dia misaotra indrindra fa izao e, andramako homena nonono foana izy dia raha vao atohaka eo @ nono dia mitomany be foana izy, nefa hampalahelo ahy izy raha ho tereko, nanandrana foana fa dia ranomaso tsisy hoatr'izany, dia nieritreritra aho tsy aleo ve hajanona satria izy efa zatra an'ilay biberon dia hamboariko tsikelikely ny saiko e, sa hoy nareo ?
Na tany @ maternité ary anie t@ za vao nanomboka nampinono, izy mantsy nisy problème à la naissance dia tsy maintsy nampidirina tany @ service néonatologie, tsy prématuré akory izy fa t@ vao teraka tonga dia tsy nihetsika izy sady no réanimer-na fa tsy afaka ny respirer irery izy. Dia efa nanomboka mahazo ninono izy dia nanomboka ninono izy, dia rehefa nivoaka tao @ service io ka niakatra tany @ maternité @ izay dia refa ninono izy dia lasa matory eo am-pinono foana, dia tsy dia nahazo poids loatra, vao minono 1 à 2mn izy dia matory foana nefa hita izy fa tsy ampy nono, dia vao navadika biberon dia nihinana be aloa izy e, dia ahoana hoy nareo amin'izany ? notantaraiko ilay sage-femme izay izany rehetra izany fa izaho hono tokony hanatona psycholgue mihitsy satria tena tsy dia mi-se remettre tellement très important tamiko ilay allaitement, izao anefa ilay zazakely tsy mety intsony, ampio aho rey olona mba hi-remonter-ko ny morale-ko a.

14. chipie1
(
07/07/2006 16:40)
aiza no misy any i xxx ? raha France de mandehana any aminy PMI fa misy olona manampy amireny ary misy olona mety hitovy cas aminao aza !
15. adidy
(
09/07/2006 15:24)
Izao e, rehefa tsy mety ilay izy dia izay mahasoa ny zazakely aloha atao fa amboary ny saina! Dia ataovy izay mampety azy ,, indrindra izany ilay zaza efa nanana pb t@ vao teraka! Raha tena hoe ilay calin no tadiavinao dia rehefa voky biberon indray ary izy omena dia mitsetsitsetsitra eo e! Fa ilay manatona psychologue koa mety tsara aminao satria manampy ilay accompagnement sy ilay thérapie comportementale.
16. nenipita
(
10/07/2006 09:58)
Mampalahelo tokoa izany tantaranao izany nefa aza kivy akia . Tena mahagaga ahy anie ny ataon'izany dokotera izany. Izao akia mety mbola hiakatra ny nononao fa mazotoa misotro rano indrindra ny ranonampango may be ireny , ny ronono , ny sosety miaraka amin'ny voanjo, ireo tena ataovy fihinana matetika mihitsy fa tena mahabe nono ireo. Mino aho fa mbola hiakatra ny nononao, nefa tokony hajanonao ny fihinanana ny fanafody.
Ny fampinonona ny zazakely anie raha azo atao dia tena tsy tokony hatao ambaninjavatra mihitsy. Mampifandray am-po tanteraka ny zaza sy reny, MAHASALAMA indrindra indrindra. Tsy farofy lava ny zaza minono amin'dreniny.
izaho izay miteny izao dia mbola mampinono eny fana dia efa 19 mois aza ny zanako amin'izao , be ny olona no manao ahy hoe adala indry fa zaza efa lehibe io ve mbola hanelingelina hinono ihany , sady mandratsy bika hono e, tsy raharahako izany fa izay hahatsara ny zanako no ataoko fa tsy ny bikako izany . Rehefa miteraka dia ny zanakao no jerena fa tsy ny bikanao izany. Rehefa mijanona tsy miteraka intsony ianao afaka manatsara bika.
Misy rahavaviko izay tsy tia mampinono hono izy fa mandratsy bika de manome biberon, izy rahateo koa moa manambola , nefa hita fa misy effet eo amin'ilay zaza ny tsy minono lasa farofy lava izy.
Mahereza akia .

17. sakaizakely
(
10/07/2006 22:01)
Fomban'ny zazakely io raikitory eo ampinonoana io fa nanao an'izany daholo ny zanako 2. Voatery nomena complément lait maternisé fa nomeko azy tamina seringue ilay izy fa tsy natao biberon.
Ny ronono dia mivoaka ho azy @ biberon, izany hoe tsy mila manao effort betsaka ny zaza dia mahazo ronono. Ny nono kosa dia tsy maintsy mitsentsika indroa intelo vao tonga any @ hypophyse ilay ordre hoe manamboara ronono fa tonga ny commande. Ka ny fanomezana biberon ny zaza dia toy ny poizina mi-saboter ny allaitement maternel satria mazava ho azy fa tsy te ho vizaka ny zaza dia aleony mifidy an'ilay mandeha ho azy. Izany no anomezana azy ny complément amin'ny seringue (sans aiguille bien entendu) fa tsy amina biberon mba tsy ho zadratsy ilay zazakely.
Nanana olana be aho t@ilay zanako voalohany ary naharitra ela ilay izy nefa noho ilay fibre maternelle dia tsy foiko najanona ny mampinono. Dia nisy namako izay nanoro hevitra ahy hi-contacter ny Leche League, ilay tranonkala nomeko anao etsy ambony etsy. Dia ry zareo tokoa no nanavotra anay mianaka ary dia nizotra tsara ny fampinonoana avy eo sady naharitra ela aza. Ka izany no mahatonga ahy miteny anao hoe contacter-o aza mangataka andro ry zareo fa mino aho fa hahita solution ianao. Ny ahy mantsy dia nanoro vohana ahy daholo na dokotera na gynécologues na ny manodidina hoe ajanony any raha mampijaly anao. Dia soa ihany fa tsy nihaino azy ireo aho.
Fa asa raha mety hanampy anao, asio rono kely amin'ny sotrokely dia zaro tsikelikely amin'ny fofon'iny ny zanakao dia atohofy tsikelikely isanandro amin'ny nono. Raha vao mitomany dia esory. Dia ivereno indray rehefa kelikely. Normal izy tsy tia amin'ny voalohany satria tsy tadidiny fa iny no sakafony voalohany, mila zarina ihany. Alohan'ny biberon no anaovana azy satria rehefa voky izy tsy hitodika aminao mihintsy mazava ho azy. Ny olona manao allaitement mixte mantsy dia manome biberon aloha vao mampinono dia gaga ry zareo fa tsy mety minono intsony ilay zaza rehefa avy mihinana biberon. Nefa dia tsotra ny antony, satria voky izy dia tsy te hi-nono aminao intsony. Izany no antony hanazarana azy hinono alohan'ny biberon.
Mirary soa ho anareo mianaka :-*

18. xxx
(
19/07/2006 10:09)
misaotra anaeo rehetra aho nitondra fanampiana, fa nandray decision aho fa najanoko ilay allaitement, nanamboatra saina tsikelikely aho ka efa tsy dia maninona, hitako mantsy fa sarotra be ny hampiakatra ilay nono @ tire-lait, en plus ilay zaza kely tsy mety minono intsony satria tsy hainy, dia aleo avela @ izao, sady mety aminy tsara ny biberon lait atrificiel, dia izay no hanamboarako ny saiko hoe mitombo tsara sy salama tsara izy hatramin'izao, fa hono marna ve hoe mety mampisy cancer du sein ireny tire-lait ireny ?