lôka
1. nenipita
(
04/07/2006 09:22)
salut oh! mba asio karazan-dôka indray akia ry naman'isany fa tô tsy mba misy mandefa lôka mihintsy a , tsy maninona io na lôka inona na lôka inona fa le fataonareo matetika ireny atoro de efa ampy sao mantsy mba misy mahasoa anay aty e tsy mifidy oa za fa ze afaka manome re-7 de mety . Msôtra e
novalian'i ariel ny 04/08/2006 06:59
5. nenipita
(
05/07/2006 09:15)
le tena faandro azy mitsy ange no tadiavaiko rey olona e mbo anaovy ny re-7 moa e fa aza ampilendalendaina amin'ny anarany fotsiny ha,ha,ha
6. diamondra27
(
05/07/2006 09:24)
ruruik: tsy mahay fa tsy misy tronjo gasy aty
lol
tsy asiana rano sy sira ary menaka fotsiny ve de mety io

7. kally
(
05/07/2006 15:14)
Ny ahy ny fanaovako azy an! ritina amin'ny ranon-tsasany aloha ny hena kisoa dia endasina ho mendimendy tsara,dia arotsaka ny tongolo voatetika, dia arotsaka ny voatabia, tonga dia asiana sira dia amin'izay tsy marikivy ilay voatabia, dia rehefa manomboka ho potsika ny voatabia dia arotsaka ny tongolo gasy sy sakamalaho betsabetsaka voatetika madinika, dia avy eo loarana indray ireo, dia alahatra anaty vilany ilay trondro, dia tondrahana an'ilay saosy miaraka amin'ny hena teo, dia atao ohatr'izany hatrany hatrany dia asiana rano dia andrasana ho ritra aaaa!
8. vale
(
05/07/2006 16:55)
mmmmmmmm:miam::miam:
nenipita: ity koa tsara be fa andramo ary e:),
mangalaha pâte-na arachide efa vita @ boaty ireny (any @ magazay exotika ahitana azy!), akoho (ilay mafy an) 1, voatabia 1 vaventy tsara na 2 kelikely, tongolo oignons 1 lehibe na 2 kelikely.
Rhf voatetika ny akoho, dia arotsaka anaty kôkôty, arotsahy ny tongolo voatetika, ny voatabia voatetika(voahala hodiny;-)),miaraka @ pâte d'arachide 5 na 6 sotro lehibe + sira + rano tokony ho 2l eo, sira.
Atao afo malefaka fa tsy atao afo mahery satria manjary may ilay arachide any ambany, avela hangotraka 45 à 50mn eo, (satria ilay akoho mafy io atao io an), tsy misy fikarakarana hatao intsony avy eo fa dia miandry azy ho masaka sisa, dia mazotoa homana(adinoko, rhf hita fa mitady ho ritra ilay rano dia tapohina), tsy havela ho maina loatra ilay saosy fa kendreo mba harihidrihitra! vita dia mazotoa @zay:miam::wink:

9. nenipita
(
08/07/2006 08:52)
hono oa vale eto gasikara ve akia misy pate-na arachide io? toa mbola tsy nampiasa izany mitsy mantsy zahay taty, sa inona io, fa tena mino oa za fa matsiro be io lôka atorondry io an, ra vo mahita io pate io za de hanandrana akia fa misôtra betsaka be a
10. tisera
(
10/07/2006 04:52)
nenipitia a! tsy misy matsiro noho ny totom-boanjo any dago akia: ny anay aty ivelany efa tsy fidinay ny mampiasa io pate d\'arachide io ! Lé voanjo ngeza voatoto tsara io dia tena :miam::miam: be!
11. nenipita
(
10/07/2006 06:10)
hay ve totom-boanjo izany e anay koa ange aty gasikara ka tena tsy maharaka ireny fiteninareo ny karazan-tsakafo any ivelany anye, hany ka na de le zavatra mora hita aty de tsy hainay raha vao miova le anarany . Merci akia . alefaso indray ny fahandro sasany e
12. miantra
(
10/07/2006 11:24)
Dimbina'anamamy ritina @ henankisoa akia ah!
somary endiendasina kely ny henakisoa dia asiana tongolo dia arotsahy ny votabia dia atao somary mendimendy kely dia avy eo arotsaka ny anana ampiana menaka kely (2 sotro raha betsaka) dia atao ketsaketsa dia tanehina dia somary mangidingidy kely izay fa matsiro e!
Aza adino ny sira.
Bon appetit!!!
azo atao an'io koa ny anamadinika na anatsinahy .
dia aza adino ny anjarako :wink:

13. vale
(
11/07/2006 22:21)
nenipita:nenipita: totom-boanjo fa tsy misy mivongana fa tena lasa pâte mihintsy eh!! ary tsy zà no mamorona ny fiantsoana azy fa eo @ boatiny misy hoe pâte d'arachide(mba hahamora ny hitadiavanao azy satria raha totom-mboanjo no soratra tadiavinao dia tsy hahita ianao,hahaha!8), raha mahavita azy malemy tsara lasa pâte moa haninona, mixer-o ohatra koh!:o
hay ve totom-boanjo izany e anay koa ange aty gasikara ka tena tsy maharaka ireny fiteninareo ny karazan-tsakafo any ivelany anye, hany ka na de le zavatra mora hita aty de tsy hainay raha vao miova le anarany . Merci akia . alefaso indray ny fahandro sasany e
14. vale
(
11/07/2006 22:26)
tisera:non, tsy mety rah totomboanjo, ilay pâte tena pâte no fanao azy satria rah vao misy vongany dia tsy mety, re7 afrikana io, ilay voanjo lasa ohatry ny koba mintsy fa tsy ohatra ny totomboanjo ataontsika malagasy @ ireny akory, asa mety hiety angamba raha mixer-na ny voanjo, sur fa halemy tsara toy ny vita @ boaty!(ps: tsy mety rah vao misy vongany, beuuuurk be izany poulet + voanjo vongany zany:{),,,
nenipitia a! tsy misy matsiro noho ny totom-boanjo any dago akia: ny anay aty ivelany efa tsy fidinay ny mampiasa io pate d\'arachide io ! Lé voanjo ngeza voatoto tsara io dia tena :miam::miam: be!
15. vale
(
11/07/2006 22:28)
ilay pâte azo avy @ ilay voanjo iny tena saika mitera-menaka mihintsy donc tsy hiety rah totoina loana kah!!
16. vale
(
11/07/2006 22:37)
nenipita: ataovy malemy be , toy ny koba ireny mihintsy dia mety, averiko indray aloha fa tsy toy ny voanjo totintsika mahazatra lay izy e, fa atao lasa koba mihintsy, dia mazotoa e! azafady fa everiko fa ivelan'i mcar ange nenipita e,:oops::wink:, mazotoa homana e!:)
17. vale
(
11/07/2006 22:50)
nenipita: ity indray fahandro trondro an!!
Trondro tipalia ireny, rhf voadio dia asio sira, avelao hiandry 1ora eo ho eo, dia endaso.
- ataovy anaty plats avy eo.
- manao sauce mitokana: oignons voatetika, voatabia, tongolo gasy kely voapotsika, sir, curry kely koa! >>endaso miaraka (15 à 20mn), (ny curry sy t.gasy atao faramparany vao arotsaka), asio rano mba ho ketsaketsa, avela hangotraka 5mn.
-alaivo ny trondro dia tondrahy ny sauce eo amboniny (raha tia zava-maintso dia azo asiana ny sauce rhf miala teo ambony afo ).
vita dia bon app':miam::miam: nenipita! :)

18. vale
(
11/07/2006 23:00)
Lelan'omby sy petits pois indray:)
mila lelan'omby 1, petits pois 2 na 3 kapoka, voatabia 2 vaventy tsara, sira, oignons.
Rhf voakarakara ny lelan'omby (arotsaka anty rano mangotraka 5mn, dia kikisana ny hodiny iny!)
-teteho manify manaraka ny sakany, andrahoy mandram-palemy azy!
-endaso ny tongolo, voatabia, arotsahy anaty ny lelan'omby avy eo(azo asiana curry kely raha tiana!),arotsahy koa ny petits pois, avelao hangotraka mandrampaha-masaka ny petits pois. Kendreo mba tsy ho maina be!
mazotoa homana:wink:

19. vale
(
11/07/2006 23:04)
nenipita: diso aho:oops: fa rhf voadio ny lelan'omby dia tonga dia andrahoina 1 ora 30' eo, dia izay vao tetehina, dia ataovy @zay ny sisa ambiny!!:)
20. vale
(
17/07/2006 12:10)
Tripes sy henakisoa:
Rehefa voakarakara ny tripes dia atokana.
Mila: tongolo gasy kely, sakamalaho, sira, menaka.
tetehana ny tongolo roa, totoina ny sakamalaho, andasina ny tongolo oignons afaka 1mn alefa ny henakisoa voatetika dia rehefa mendy tsara ny hena dia arotsaka ny sakamalaho + t.gasy.Esorina eo ambony afo!
Hadinoko: andrahoina mialoha ny tripes mandram-pahaleminy tsara!
Arotsaka miaraka @ henakisoa sns, handrahoina 30mn dia mazotoa homana!