lôka
21. nenipita
(
18/07/2006 11:48)
vale tena matsiro tokoa ilay izy io fa efa nivahiny tamin'olona zahay de ion oloka tamin'izay fa tsara MMMMMMMMMMMMMMMMM
22. mokonazy
(
18/07/2006 18:32)
Alaivo ho any antranonareo za fa handrahoako trondro gasy sy voanjobory njy
24. nenipita
(
20/07/2006 07:59)
Mokonazy an, ndhanako any mitsy njy fa ataovy matsiro be le lokako an, de asivo jus d'orange amle tin'ny papoose ko fa mba idiro kely ange le jus d'orange io fa tena tsy mety oa ny anay le jus refa manao e, tena mampitetomany en,en,en, tomany ary za
25. vale
(
20/07/2006 10:38)
nenipita: za aloha dia faly mizara foana raha mbola azoko valiana an!:D
Voan-kena sy poirreaux indray ity:
Teteho ny voan-kena, sasaina, dia atokana.
Manendy tongolo oigons sy voatabia (voahala hodiny>> arotsaka 1na 2segondra anaty rano mangotraka ny voatabia dia esorina amzay ny hodiny avy eo!).
Arotsaka ny voan-kena sy ny poirreaux voatetika!
Asio rano, avela ho masaka 20 à 30mn, avela ho ketsaketsa an. Vita dia mazotoa minana:wink:!

26. vale
(
20/07/2006 10:40)
oops, tsy hadino ny sira an:-D:-D:-D:wink:, dia voan-kena omby lay izy fa tsy kisoa!;-)
27. vale
(
20/07/2006 10:47)
:oops:mateti-piavy, esory ny tavy afovoany voan-kena iny fa manandrina be no tsy tsara @ fahasalamana koa moa ê!:wink:./.:-D
28. soanja
(
20/07/2006 11:43)
Ny laoka tiako dia ny ravitoto amin'ny voanjo na ravim-boatavo amin'ny voanjo.
29. booboo
(
20/07/2006 11:56)
mahita ilay recette n'i Vale io zà dia ny fataoko indray henakisoa sy poireaux .
Endasina miaraka @ siramamy kely ny henakisoa. Atao mendy tsara. Rehefa voasasa sy voatetika ny poireaux dia arotsaka tao miaraka @ tongolo gasy. Rehefa kelikely avy teo vao tapohina rano, cubes-na bouillon reny, poivre.
Atao ritra dia zay ihany kah ! hihihihihi.

30. vale
(
20/07/2006 19:37)
mmmmmmhhh, efa mpanao le poirreaux sy hakisoa ihany zaho fa hafakely indray ity fahandron'i booboo azy ity an, andeha handramana!! 'saotra aaan!!:wink::-*
31. vale
(
20/07/2006 20:03)
soanja:ahoana ny fikarakarana azy, mba mila le re7 mintsy nge ry Soanja fa tsy mitanisa fotsiny ê!:-D:-D:wink:
Ny laoka tiako dia ny ravitoto amin'ny voanjo na ravim-boatavo amin'ny voanjo.
32. soanja
(
24/07/2006 01:48)
Ny fanaovana ravitoto amin'ny voanjo dia hoe totoina ny ravitoto raviny, totoin akoa ny voanjo dia avy eo afanaina ny menaka. Arotsaka ao tongolo vodiny efa tapatapaka rehefa mafana ny menaka. Asiana tongolo lay koa sy zavamanitra hafa. Avy eo arotsaka ny ravitoto voatoto. Asiana rano sy sira na ranon-tsakafo (vegetable broth) izay matetika efa masira, rehefa mangotraka tsara dia arotsaka ao ny voanjo voatoto. Avela elalea dia masaka.
Ny fandrahoana hafa indray dia toy ny fanaovana saag ny indianina. Totona ny ravin'epinara, totoina koa ny voanjo dia avy eo hafanaina ny menaka. Arotsaka ao ny masala sy ny tongololay ary ny tongolo vodiny rehefa mafana. Avy eo arotsaka ny ravitoto sy ny voanjo ary ny vegetable broth. Asiana cottage cheese kely 3 sotro koa rehefa akaiky ho masaka ny nana sy voanjo.
Ny ravim-boatavo indray dia esorina aloha ny kirakirany malailay iny. Avy eo tapatapahana miaraka koa ny tahony miaraka amin'ny raviny. Avy eo kosehina amin'ny tanana tsara ho malefaka. rehefa malefaka dia totoin any voanjo. Hafanaina ny menaka, tongolo lay ary ny tongolo vodiny. Asiana sira. Dia rotsaka ny ravim-boatavo. Avy eo asin arano kely na veg broth. Rehafa malemy tsara dia arotsaka ny voanjo voatoto. Rehafa mifangaro sy malemy tsara afaka 20mn dia masaka. Mazotoa omana ary.

33. ariel
(
04/08/2006 06:59)
ny ahy indray ity no tena fanaoko somary tia epice2 karana zay iany manko aho de ny CUMO zany, steak haché+pomme de terre+oignon+tomate+l'ail+girofle tsy atao maro fa 5 eo de ampy hanome parfun fotsiny+oignon lanière grillé(exotique epice inde)+huile+poivre+curry malagasy tena tsara+curcuma(epice inde) ra tianao, de reo ny fangarony ny fanaovana azy enadasina endasina aloa ny steak haché avy eo arotsaka doly reo epice reo, avy eo arotsaka ny steak haché, de asiana rano kely avy eo de avela hiketrika kely ao aloha, avy eo arotsaka ny pomme de terre @farany de mazotoa homana sady manitra be a!