Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jentilisa ( 03/07/2006 14:06)
Bye Bye Brazil
Marihina dieny mialoha fa sarotra ho an'ny mpankafy ity ekipam-pirenena ity ny hamaky ny soratra voasoratra ao amin'ny blaogiko eto http://jentilisa.blogspot.com/ izay vakiana ao amin'ny tahirin'ny 2... tohiny
novalian'i jentilisa ny 08/07/2006 06:33
lemenakely ( 03/07/2006 13:09)
MADACOM lasa CELTEL be ny zavatra mbola tsy mazàva!
Raha mandefa sms par internet toa tsy mety intsony? Faharoa marina fa afrikanina ny directeur ao raha mijery ny PUB sy ny page d'accueil dia sarinà afrikanina daholo ! sanatria tsy manakiana ny afr... tohiny
novalian'i belahasa ny 17/08/2006 08:37
pissoa ( 03/07/2006 12:47)
Dans les yeux d'une fille
Misy afaka manome ny tonon'io ve? Tsy haiko tsonyyyyy. Fa misy oe ... Dans les yeux d'une fille, Y a toujours une etoile Une etoile qui [???] Comme un phare dans la nuit. [???] pour un garcon,... tohiny
soasoafy ( 03/07/2006 11:22)
vôkabilary ntaolo
Mbola manjaka @ zao fotoana v le fomba fitenin'ny ntaolo taloha miendrika fanaratsiana toy izao: Basin'ariary fito; takatra lany atody;..... Si oui, karazan'olona ohatra ny in no mbola mampiasa na m... tohiny
novalian'i MTN ny 03/07/2006 14:30
soasoafy ( 03/07/2006 11:10)
otra ho an'ny vhv tsy mety miterak
Hono oa ry vhv, maheno ol maro2 aho miresak oe ref te hananjanak ny vhv de miotra, marina v zany? inona no antony hiorana? misy tsy mety v sa ...?... tohiny
novalian'i tslem ny 31/10/2006 08:41
soasoafy ( 03/07/2006 11:06)
CATCH
Manaraka catch @ tv record foana aho isak ny sabotsy hariva,teo aloha nisy ihany ny tv plus fa izao tsy nisy intsony, ho anareo mpanarak fandaharana lalao catch ,ahoana ny fijerinareo an'le fampijalia... tohiny
novalian'i Dan ny 17/08/2006 08:16
lolokely ( 03/07/2006 11:01)
momba ny fiativana
:?ahoana no ahalalana fa tena tia ny olona iray?... tohiny
novalian'i xxx ny 21/07/2006 07:40
rabaradaka ( 03/07/2006 10:45)
Mba vakio ange ry reto ity hoe mpikambana ao amin'ny lucifer
dadatoa a, sendra hitako ity dia mba asio commentaires kely hoe : Les Illuminatis sont des Membres des loges du Grand Orient qui ont été initié dans " L'Ordre et la secte des Illuminatis ". Ils son... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 11:33
rabaradaka ( 03/07/2006 10:39)
Ary inona ndray ny lions club, rotary club
Nahaliana ahy ilay fran maçon teo iny ry zareo a, hitanao fa tanavo moa ny tena. Fa misy ifandraisany ve ireto malaza be ireto toy ny lions club, vao tsy ela no teto amintsika ny président internati... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 11:21
rabaradaka ( 03/07/2006 10:17)
Mba mihaino 103.4 Fm ve nareo ?
Mba sendra tojo an'io 103.4 Fm io dadatoanay dia nantsoiny aho mba nihaino. Resaka re izany resaka izany, mba andramo mihaino an'io rehefa alahady atoandro iny fa dia sady manala hamohamo no mba manao... tohiny
novalian'i fijo ny 15/07/2006 19:53
nenipita ( 03/07/2006 09:30)
yaourt
salut doly an, mba andefaso le fanaovanareo yaourt ko za sody mba matsirotsiro noho ny mahazatra fa le papoose keliko 'zay tena mamely be lery ra vao yaourt sady mba mitondra hery ho azy fa izy ko mbo... tohiny
novalian'i dailynews ny 14/07/2006 18:03
saty ( 03/07/2006 09:04)
mondial 2006
ny fahitako azy atramizao dia manana solotena iray iany i Afrika satria nisy ekipa iray iany nisolo tena azy amizao lalao iraisampirenena izay dia tsy iza fa i France......... gaga tokoa ny tena ra ma... tohiny
novalian'i fijo ny 07/07/2006 18:52
hery ( 03/07/2006 05:40)
Raha mahatratra ambodiomby (3)
Eritrereto hoe misy mpivady iray samy tena namanao daholo izy mivady. Dia indray andro ianao sendra nahita ilay ramatoa (na ilay rangahy :-)) nifamihina sy nifanoroka tamin'olona anakiray hafa... I... tohiny
novalian'i andry08 ny 12/09/2006 20:26
kala ( 03/07/2006 04:53)
Fiverenan'i kala
Afaka miverina sy mitafa eto amin'ny serasera ndray ny tenako ka faly miarahaba antsika rehetra namana sy tapaka.:D:D:D:D:D:D:D Misaotra tamin'ireo teny mamy tamin'ny fotoana nifandaozana teto.(l) (... tohiny
novalian'i kala ny 11/07/2006 06:04
Fanja1 ( 02/07/2006 06:40)
Le Parlement adopte le texte sur les droits d'auteur sur le
http://fr.news.yahoo.com/22062006/290/accord-assemblee-senat-sur-les-droits-d-auteur-sur-internet.html [i]Nahitsin'i lanto[/i]... tohiny
novalian'i MTN ny 03/07/2006 14:20
jossy1 ( 02/07/2006 05:43)
fangataham-panazavana
Tsy inona akory fa mba mangataka fanazavana misimisy aho ny mikasika ity MADACOM nivadika CELTEL ity è raha mba misy afaka ny manampy ahy dia alefaso fa tena sahirana aho ,izaho mantsy dia aty anaty... tohiny
novalian'i arson ny 12/07/2006 11:19
lemenakely ( 01/07/2006 19:42)
tany européanina daholo no hanao demi-finale
Firenena samy européanina daholo no hanao demi -finale .FRANCE-PORTUGALE ALLEMAGNE-ITALIE raha ny fijeriko azy manokana dia ALLEMAGNE-FRANCE no finaliste... tohiny
novalian'i sasa ny 05/07/2006 02:51
pissoa ( 01/07/2006 18:56)
Brazil - France
57 mins: GOAL Brazil 0-1 France Zah tsy hianatra tsony fa hanao baolina raha mandresy eo France :cry:... tohiny
novalian'i fijo ny 06/07/2006 03:26
dailynews ( 01/07/2006 18:12)
click( adam sandler)
vao nijery an i click aho omaly, tsy ratsy saingy noheveriko ho nampihomehy h@ volaohany ka h@ farany. nisy lesona azo noraisina. a conseiller !... tohiny
novalian'i sarobidy ny 13/07/2006 05:30
dailynews ( 01/07/2006 17:54)
resa baolina
nareo ve aky tia mba manaraka baolina indrindra fa izao coupe du monde izao ? izaho ny coupe du monde ihany no mijery fa rehefa ankoatra izay dia tsy mijery akory. angamba ilay atmosfera fotsiny ihan... tohiny
novalian'i booboo ny 03/07/2006 12:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7854