Bye Bye Brazil

1. jentilisa ( 03/07/2006 14:06)
Marihina dieny mialoha fa sarotra ho an'ny mpankafy ity ekipam-pirenena ity ny hamaky ny soratra voasoratra ao amin'ny blaogiko eto http://jentilisa.blogspot.com/
izay vakiana ao amin'ny tahirin'ny 2 jolay 2006. Ka sarotra ho ahy ihany koa ny hametraka azy eto. aleo izay sahy ihany no mamaky azy any. Misy filazana ihany koa ao hoe maninoa moa raha omena ny frantsay ny amboara mba ho izay no fanomezana tsara omena an'i Nicolasa Sarkozy hisaintsainany tsara amin'ilay lalàna mahadiavolana ny sainy. Koa izay sahy ihany no manaraha. fa aza ny tenako no ariana raha sendra izay teny toa manenji-dresy fa ny teniko no adinoy.
novalian'i jentilisa ny 08/07/2006 06:33
2. ariel ( 03/07/2006 15:07)
aller le bleu iany e!
3. fraz ( 03/07/2006 15:59)
Ny lesona azo tsoahina tamin'ireny fihaonana Frantsa-Brazil ireny dia ny hoe "Hafa ihany ny fahaizana milalao miaraka".
4. lapino ( 03/07/2006 16:37)
Misy ifandraisany amin'ity ilay resak'i Jentilisa: http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44a6376e264d2
5. sasa ( 04/07/2006 03:17)
io izany samy manana ny tiany e! za aloha namaky fa tsy naninona izany e! vao maika mampitombo ny fitiavako an'i Brasil aza =))=))=))=))=))=))=)) hay d i Argentine konkou mbola milay beu, fa le bleu aloha tsy reveko mintsy e! na maharesy aza izy za tsy maka an'azy izany =))=))=))=))
6. baomijijy ( 04/07/2006 05:09)
na in na in d brezil sy angleterre fon nenay eh, sendra nitongilana tamn' bleu fotsin n bolin fa ra n ten iz de brezil no tompondaka eeeeee, niza fal niza tezitr sa aona ry sasa??????=)):-D=D=D=D=D=D=D:@
(l)BRAZIL(l)
7. barry ( 04/07/2006 05:13)
za koa aloha tsy maka bleu zany @ ity e!;tena nalahelo mitsy aho hoe resy bresil; fa raha ny fahitako azy de tena tsy nilalao firy ry zalahy bresil;fa otran'ny natao ho resy fotsiny
8. ftma ( 04/07/2006 05:37)
Jetilisa: tsy ampiova ny fisainan'i Nicolas Sarkozy ny fahazoan'i France coupe du monde :wink:
Izaho aloha nalahelo resy Bresil fa araka ny fitenenana hoe ny "baolina boribory" nisy tsy nety tao raha toa izy resy.
Vive le bresil :-* @ 2010 indray :-*
9. jentilisa ( 04/07/2006 06:40)
nosoratako izany ny momba ny brazil hanehoana amin'ny maro hoe tsy manao ny mpilalaony ho andriamanitra akory ny breziliana. Ny hafa no manahirana indraindray amin'ny fiheviny. Nanoratra aho hilazana amintsika rehetra fa olona ireo ka manana ny kilemany sy ny fahalemeny ary mba reraka ihany koa. efa be koa ny kintana dimy fa aleo mba mahatratra dimy avokoa ny hafa vao mandray ny kintana fahaenina indray brazil e!
10. rapala ( 04/07/2006 07:54)
jentilisa: aza tonga de ataonao bye bye kosa i brazil é, mbola mahay ange ireo na de efa reraka aza ny sasany:)
11. mandrindra ( 04/07/2006 08:18)
marina izay voalaza ao amin'ilay bilaogy.
12. sasa ( 04/07/2006 11:48)
baomijijy ok ekena io sady marina =D=D=D=D
13. jentilisa ( 04/07/2006 11:52)
misaotra namaky!
14. MILY ( 04/07/2006 19:39)
Ny zavatra tena nahafinaritra ahy namaky ilay "Bye Bye Brazil" dia ilay teny gasy ranoray.Tena mahafinaritra mihintsy.Misaotra amin'ny fomba fanoratanao !Izany ka tena gasy !Misaotra è!!!
15. fijo ( 04/07/2006 21:02)
za koa aloha dia isan'ireo tena mpankafy brezil e,saingy ity ekipa farany ity,dia tsy hitako izay tena handraisana azy.mpilalao mahay be daholo no ao,nefa tsy ahitanao izay tena filalaony ry zareo.hafatsy ilay mainty kely iny.
hatrary amboalohany,dia hita taratra,fa tsy ahatohatra ekipa "vonona" ireo,ry italie ohatra na i frantsa.
jereo,fa ny 15mn farany vao tena nahitana ny maha izy ilay ekipa,fa efa tara.
ilay baolina matin'i henry,dia nahavariana,fa i roberto carlos izay tokony hiandryazy,dia varina niondrika nijery inona tao ngaha,izy mitraka ,ny baolina maty.
16. sakaizakely ( 04/07/2006 21:21)
fijo ve nijery match sa nihainohaino fotsiny e ! Impiry nandeha ny ralenti n'i Thierry Henry io fa tsisy an'izany hoe Roberto niondrika izany. Lazaivo indray fa novidina ny but n'i mangakely e ! Manambola tokoa frantsa hividy an'izao tontolo izao kou !;-);-)
17. sasa ( 05/07/2006 02:47)
fijo sali sali izay elah vao hitako taty lesy :-D:-D:-D:-D am 2010 indray lesy an, ho hita eo ny manaraka
18. jentilisa ( 05/07/2006 04:03)
dia nanara-dia koa i alemaina
19. MCZ ( 05/07/2006 11:48)
jentilisa marina izany ééé , dia aona ko les ny vao2 wé nisy nandoro hono ny sarimbongana an'i Ronaldinoh tany brézil
20. jentilisa ( 05/07/2006 12:55)
izay ilay manatena zavatra be loatra ka tsy araky ny olona heverna hahavita be intsony! olombelona anie io, tsy adevony akory sanatria ka hoe tsy maintsy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2064