Bye Bye Brazil

21. mandrindra ( 05/07/2006 14:05)
marina io nolazain'i fijo io hoe niondrika tsy hay na nanao inn na nanao inn i roberta carlos tamin'ilay baolina maty.
22. fijo ( 05/07/2006 20:33)
sakaiza kely an,rehefa mandefa ny ralenti momba iny but iny ry zareo,dia izy mampiditra ny baolina no asehony,fa tsy ny position ny generaly.fa canal + kosa nanao tsikera ny momba iny baolina maty iny,ary izay no nahitana fa ,i roberto carlos no tokony hitana azy,nefa lery niondrika nijery zavatra tao.izy nitraka ny baolina maty.izay manana canal + dia nahita izay zavatra izay daholo.
izany hoe camera avy aty ambony no hanehoany azy,dia hita mibaribary be lery variana miondrika .
tsy milaza aho hoe novidiana lery,fa nisy zavatra nahavariana azy tao.
23. sasa ( 06/07/2006 03:04)
fijo marina satria izahay koa nahita lesy, fa na izany na tsy izany efa iny lesy no izy izay izany koa amin'ny manaraka indray manarina izy sy allemagne e
24. fijo ( 06/07/2006 03:14)
izay mihintsy ry sasa an,efa izay no izy,sady baolina amin'ireny avo lenta ireny koa anie zavatra kely fotsiny no handresena e.
25. olotoano ( 06/07/2006 06:19)
marina mihintsy zany kozinao zany mose sasa na resy aza izy de milaaaay be fona fona .

za klongany de mort amin-drabrezy e!(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l) tiako fonafona io na otsaka aza.
26. fijo ( 07/07/2006 18:54)
za koa brazil foana,fa efa resy izy,dia maka izay nandresy azy aho izao
27. jentilisa ( 08/07/2006 06:33)
nefa fanaon'ny gasy ny mifidy izay mifanandrina izay mandresy azy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4015