Dans les yeux d'une fille

1. pissoa ( 03/07/2006 12:47)
Misy afaka manome ny tonon'io ve? Tsy haiko tsonyyyyy. Fa misy oe

...
Dans les yeux d'une fille,
Y a toujours une etoile
Une etoile qui [???]
Comme un phare dans la nuit.
[???] pour un garcon,
Dont on cache le nom :oops::-D
...

Misaotra.
2. Samoana ( 03/07/2006 12:53)
Miverena haingana Fiffi fa mila anao ny namanaaaaaa!!!!! Fiffi aaaaaaaaaaaa!!!!!!!!!:cry::cry:
3. booboo ( 03/07/2006 13:08)
euh...

Dans les yeux d'une fille
'Y a toujours une étoile
Une étoile qui brille
Comme un phare dans la nuit
Et c'est pour un garçon
Dont on cache le nom
Mais qu'on aime qu'on ait tord ou raison

:°)ny ambiny tsy haiko ...io koa ara tsy haiko raha marina aby fa io no fihirako azy t@ mbola kely :°)
4. xxx ( 03/07/2006 13:45)

pissoa,

GooooooGle
^^^^^^^^^^^^^^
5. pissoa ( 03/07/2006 14:09)
booboo, mercii :-* Mbola misy tohiny kely e? :roll:

xxx
6. diamondra27 ( 03/07/2006 14:40)
hiran'i hélène akia io a!
7. mandrindra ( 04/07/2006 09:27)
ho an'iza ary io hira io:wink:
8. pissoa ( 04/07/2006 09:31)
Baaaa, don't know.

mandrindrakoooo, nampoiziko nametraka an'le tononkira :cry::-D:-D:-D
9. mandrindra ( 04/07/2006 12:07)
tsary haiko io pissoaaaako a
10. pissoa ( 04/07/2006 12:12)
Ngo de hain'i mandrindra raha teneniko oe ho an'iza? :wink::-D:-D:-D
11. mandrindra ( 04/07/2006 12:38)
lazao tokoa hoe :lol:
12. pissoa ( 04/07/2006 12:41)
lazao aloo raha ho hain'i mandrindrakoooooo :-D
13. mandrindra ( 04/07/2006 12:42)
aleoko mihaino ny feon'i pissoaaakoo :-D:-D
14. Samoana ( 04/07/2006 13:15)

Dans les yeux d'une fille
'Y a toujours une étoile
Une étoile qui brille
Comme un phare dans la nuit
Elle brille pour un garçon
Dont on cache le nom
Mais qu'on aime qu'on ait tort ou raison

J'ai moi aussi une étoile
1 garçon ds mon coeur
Des chansons et plein de bonheur
Mais jamais je ne dévoile son prénom
car mon coeur qu'on me vole
a bien trop peur

Vita tompoko. Nahita le namana tetsy ambony niteny hoe hiran-dRalena io zà dia nikaroka ny tahiry K7 tato an-trano e ! Lasa mahatsiaro ilay ...fony mbola mpisipa e ! hihi
15. pissoa ( 04/07/2006 13:20)
Okay. Mercii Samoana :-*:-*:-*

mandrindra, henoy am'zay ary efa hihira io hira io zah zao :-D:-D:-D
16. mandrindra ( 04/07/2006 14:55)
mihaino e
fa iza aloha izany ralena mpihira an'io izany?
17. Mifenty ( 04/07/2006 17:01)


aleo jerena zé ao anaty mason pissoa ra zany
18. pissoa ( 05/07/2006 04:46)
mandrindra, vita tompoko :-D:-D:-D

Mifenty 8) Hita tsara? :-D:-D:-D
19. Samoana ( 05/07/2006 05:25)
mandrindra:


fa iza aloha izany ralena mpihira an'io izany?



Hélene na Ralena: kalavavy "blonde":lol: mpihira t@ taona 1993 tany ho any
Bedin'i sefo Hery eto isika ny farany fa hira vazà no resahintsika an !
20. mandrindra ( 05/07/2006 13:57)
pissoa, avereno kely indray mandeha :lol:

samoana, hay ve le hélène nilalao tamina série tv moa izy iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7242