tany européanina daholo no hanao demi-finale

1. lemenakely ( 01/07/2006 19:42)
Firenena samy européanina daholo no hanao demi -finale .FRANCE-PORTUGALE
ALLEMAGNE-ITALIE
raha ny fijeriko azy manokana dia
ALLEMAGNE-FRANCE no finaliste
novalian'i sasa ny 05/07/2006 02:51
2. Lalah ( 02/07/2006 03:06)
De maninona ry lemenakely? :roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll:
3. Fanja1 ( 02/07/2006 03:59)
de allez njay zany allemagne kou:(
4. lemenakely ( 02/07/2006 07:33)
Lalah:

De maninona ry lemenakely? :roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll:



eeee mbà nanantena ny BRESIL aho e! dia tsy misy firenena sy continent hafa fa dia pays européens jiaby!
5. lapino ( 02/07/2006 07:38)
lemenakely, ka izay no navoakan'ny lalao ko! Ilay lalao teo ambony kianja! :wink:
6. dadabe ( 02/07/2006 12:30)
boribory ny baolina , zah aza mba nanatena hoe Coree du sud no hitondra ny amboara:roll:
7. pissoa ( 02/07/2006 12:54)
tany européanina daholo no hanao demi-finale
Ary ny finale zany mety amerikanina o? :roll:=))=))
8. Lalah ( 03/07/2006 02:36)
Ko ny ankabetsahan ny amerikanina aza tsy tia soccer ko in no mba ho vitany ra resaka soccer, ny latino ihany no mirevy an ireny aty
9. sasa ( 03/07/2006 04:13)
raha ny tiako izao d Chine no manao final :-D:-D:-D:-D
10. sarobidy ( 03/07/2006 06:16)
^:^ Amen
11. lapino ( 03/07/2006 07:16)
5/17 izay ny amboara azon'ny firenena mpampiantrano
15/17 no azon'ny kaontinanta mpampiantrano. (afa-tsy ny tamin'ny 1958 tany Suede sy 2002 tany Korea sy Japon)

Asa aloha hoe fa maninona io. Fa ozizy Tevez izay (talohan'ny match Argentine # Allemagne): "Milalao any an-taniny ny alemana. Na tianareo na tsy tianareo, misy lanjany izay"
12. sasa ( 04/07/2006 03:29)
lapino marina be io kozy io lesy, za mino fa allemagne no mahazo an'io
13. mandrindra ( 04/07/2006 08:13)
dia hody tanteraka any amin'ny rainiboto izany io kopy io dia remis à zéro daholo ny compteur rehetra ho an'ny kopy manaraka.
14. cutie ( 04/07/2006 18:26)
ny ahy ze mandresy no alaiko afa-tsy france :-D
15. sasa ( 05/07/2006 02:51)
mandrindra hi hihihih h hody any am rainilita indray izao no vaovao farany koa, tena marina le pronostic an'lah hatram voalohany lesy :P:P:P
Cutie mitovy isika 2:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.567