fangataham-panazavana

1. jossy1 ( 02/07/2006 05:43)
Tsy inona akory fa mba mangataka fanazavana misimisy aho ny mikasika ity MADACOM nivadika CELTEL ity è raha mba misy afaka ny manampy ahy dia alefaso fa tena sahirana aho ,izaho mantsy dia aty anaty ala no miasa saingy misy solosaina ahafahana mandefa SMS nefa dia toa tsy mandeha ilay SMS OK
novalian'i arson ny 12/07/2006 11:19
2. dadabe ( 03/07/2006 01:34)
Fa angaha niova an'izany CELTEL izany ny madacom ??:roll:
3. mamafara ( 03/07/2006 04:38)
=))=)) ity dadabe ity, zany rehefa te-hipetraka any alavitra be any, ny anarany no niova fa ireo efa mampiasa azy tsy misy miova ka!
tena efa nijery an'io koa zaho ry jossy1 fa mbola tsytafavoakako, mety mbola miandry angamba satria ny info omen'dry zareo dia juste ilay momba ny Celtel.samy miandry eto aloha izany fa dia atao sms sur mobile
4. pissoa ( 03/07/2006 05:14)
Hay ve niova e :roll:

Fa izaho ry zareo refa mandefa sms de mbola teneniny an'le oe Le SMS a été acheminé vers le mobile ????? iny an :roll: (vao nandramako indray vao teo) Fa zah kloo tsy manontany hoe tena voaray ve sa tsia e :oops: Aza hitako ka tsy voaray akory kay kle :oops::-D:-D:-D
5. Fanja1 ( 03/07/2006 05:25)
pissoa normalement refa mandefa sms misy choix afaka manao "accusé de reception" de vao voarainy ilay izy de tonga de hainao!
6. soasoafy ( 03/07/2006 06:57)
mba atoroy ny fomba fandefasana SMS @ internet oe za ry zareo raha misy mahay, fa vao nivadika celtel ilay madacom de tsy hitako tsony oe aiza ho aiza no tokony hidirana refa handefa SMS @ phone ao @ internet,de mbola valable ve ny mot de passe napiasana tany @ madacom ireny? Merci
7. MCZ ( 03/07/2006 07:35)
jossy1< ity ilay lien fandefasana SMS ao site ny MADACOM ( www.madacom.com/debut.php ) , ny interface ny MaDACOM dia niova ho CIELTEL fa ny base de donné dia mbola tsy voahova tanteraka , hatr@ zao alony dia mbola hafaka mandefa SMS ihany fa tsy fantatra izao ao ahorina kely ao , mino aho fa hafa-pasahiranana enao zao ééé :D , dia mazotoa mandefa SMS ary ééé , dia mba handefaso SMS ko ilay mpanavotra hihihi.

Pisoa < io msg alefany io dia manamarika fa tonga soamantsara any @ ilay num nadefasanao sms ilay SMS nalefanao fa aza mataotra enao :D

Nahitsin'i hery
novalian'i MCZ ny 03/07/2006 10:26
8. heriman ( 03/07/2006 08:06)
faly miarahaba aloa e! zao e!ny celtel dia madacom taloha ihany izy io fa izao izy niverina @ taloha indray ; ary le sms @ internet indray dia mbola eo ampikarakarana mihintsy izao ary hirariana ny hiverenany eo @lafiny sera² indray izay no azoko hamaliana ny fanontanianao fa de misaotra indrindra tompoko namoaka ny hevitrao andriamanitry ny fiadanana anie hitahy anareo @ zay rehetra ataonareo^:^
9. pissoa ( 03/07/2006 09:26)
MCZ:
Pisoa < io msg alefany io dia manamarika fa tonga soamantsara any @ ilay num nadefasanao sms ilay SMS nalefanao fa aza mataotra enao
Melcii. Azoko le izy fa gaga fotsiny aho mahita ity dinika ity oe tsy mandeha ilay sms ...
10. soasoafy ( 03/07/2006 09:45)
MCZ;pissoa : tsy hitanareo v io lazain'i Heriman io e,mbola eo ampikarakarana hono,
Misaotra Heriman a, mba lazao ihany zahay refa misokatra ny fandefasana SMS sur internet.
11. pissoa ( 03/07/2006 09:53)
soasoafy> Hitako io nolazainy io fa ny antony nanontanianao ahy hoe tsy hitako ve no tsy hitako 8O
12. MCZ ( 03/07/2006 12:25)
soasoafy< hitanay fa enao nga tsy mipetraka eto Mada éé efa wé mande ilay fandefsana SMS io efa napetrako io ny adresy fandefasana azy , tsy mahazo resaka enao zany aaa :lol: :-D.

Heriman< miasaotra t@ fanampipanazavana , fa marina ve ity vao2 ity wé ho lasa 50 SMS gratos indray hono no azo halefa hatohato.
13. MCZ ( 03/07/2006 12:37)
soasoafy< enao nga tsy mipetraka aty Dago ééé , mataoa tsy fantatrao io lien nomeko ery ambony io , mandeha soamantsar ny fandefasana SMS @ zao fa ny fikarakarana ny site ny CIELTEL no mboola eo ambanamboarana .
Heriman< manakasitaraka anao nanome vao2 , fa ity misy fanotanina kely , marina ve fa mety holasa 50 sms indray ilay 5 SMS teo?
14. pissoa ( 03/07/2006 18:10)
50 sms? Atao inn doly izany? :roll::-D:-D:-D
Efa fiantsoana gratos indray zao no mahasarika knou.
15. arson ( 05/07/2006 12:37)
MADACOM=CELTEL mitovy iany reo fa de aza miasa saina lotra e!
eo @ ilay message ndray : mbola eo ampanamboarana ry zareo satria misy logiciel miova ao.vo nanontany service clientela celtel mitsy za omaly.ataoko angamba fa mazava,ho avy tsy ho ela ny message gratos e!
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. MTN ( 05/07/2006 17:19)
17. cherinah ( 12/07/2006 07:56)
zà malahelo fa tsy afaka mandefa èsomeso @ seliako hihihi
18. arson ( 12/07/2006 11:19)
CHERINAH:miandrasa an'le isambolana @ le gratos @ telefonina e! sa tena malahelo be azy fona? de mitomany fona isan'andro?:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1981