click( adam sandler)

1. dailynews ( 01/07/2006 18:12)
vao nijery an i click aho omaly, tsy ratsy saingy noheveriko ho nampihomehy h@ volaohany ka h@ farany. nisy lesona azo noraisina. a conseiller !
novalian'i sarobidy ny 13/07/2006 05:30
2. cutie ( 01/07/2006 19:37)
mbola tsy koboko io,sady za tsy tia an'i Adam Sandler:-D
3. sarobidy ( 13/07/2006 05:30)
Zà ko ary tsy mbola nahita kah ,aiza no misy an'zany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1781