Ary inona ndray ny lions club, rotary club

1. rabaradaka ( 03/07/2006 10:39)
Nahaliana ahy ilay fran maçon teo iny ry zareo a, hitanao fa tanavo moa ny tena. Fa misy ifandraisany ve ireto malaza be ireto toy ny lions club, vao tsy ela no teto amintsika ny président international, dia ny rotary club koa. Club inona izy ireo e ?
novalian'i prime ny 14/07/2006 11:21
2. prime ( 04/07/2006 10:45)
Clubs de bienfaisance no filaza an'ireny ka ivondronan'ny olona vitsy2 mpanam-bola eran-tany hiara-hiasa mivantana ho fanampiana ny sahirana... Izay aloha no seho ivelany...
3. marozevo ( 05/07/2006 21:34)
fa tsy misy resaka fivavahana izany na ohatran'ny ila hoho mainty aza.
4. dadabe ( 06/07/2006 13:38)
fa misy zava miafina lehibe tahaka ny ila hoho mainty
5. marozevo ( 06/07/2006 17:35)
Fa ny zava-miafina rehetra ve tsy maintsy misy idiran'ny fivavahana daholo ?
6. dadabe ( 07/07/2006 12:27)
sasantsasany fa tsy ny rehetra
7. marozevo ( 07/07/2006 14:28)
Dia ity ve anisan'ilay sasantsasany ?
8. dadabe ( 07/07/2006 16:35)
yee mazava ho azy , mila porofo angaha marozevo ??

lava be anefa fa tsy vitako ao anaty fotoana fohy
9. marozevo ( 07/07/2006 18:45)
Shhhhh
10. dadabe ( 08/07/2006 04:39)
Shh ahoana indray e:(:( tsy mila porofo indray ve ianao??:cry:
11. marozevo ( 08/07/2006 12:17)
MANOMBOKA KIVY AHO FA TSY MI-REAGIR MIHITSY NY MPIKARAKARA.
12. dadabe ( 08/07/2006 14:22)
marozevo a
raha zah ianao dia ekeo fotsiny aloha hoe misy hifandraisany @ finona io fa aza tonga dia miteny izany ianao .

ianao no tsy mahatakatra ny fifandraisany dia ny mpikarakara ve no omenao tsiny ??

zah manokana aloha dia mahita fa misy hifandraisany io e, sa.....hrarianao hanao demonstration indray aho ?? :-w
13. lapino ( 08/07/2006 14:56)
Les "Rotary club" et "Lion's Club" sont à la fois des pépinières de maçons et la manifestation publique de leurs préoccupations caritatives. Une très forte proportion (jusqu'à 80% selon les pays) des membres du Rotary sont également maçons. Ce sont les cours extérieures du temple. (p 72)

http://esaie.free.fr/niveau1/fm.htm

Otran'ny mahita koa za hoe misy ifandraisany amin'ny "fivavahana sy finoana" io resaka io. Na raha matoa natao tato ilay izy, dia izay lafiny izay no tian'ilay nanao ny sujet hiadiana hevitra aminy.

marozevo, tsy mahasoa ny fahatezerana fa asio tsiky fotsiny aloo :wink:
14. dadabe ( 09/07/2006 02:02)
lapino yee marina izany :wink:

io mihitsy ilay boky ato amiko ato hehehe :wink:

fa zah tsy manana ny site dia tsy hitako izay hanazavako azy
15. dadabe ( 09/07/2006 11:09)
fa maninona aloha i marozevo no tsy mahatanty le izy e:-w aza hitako ka membre lions na rotary na...... i marozevo hummm

azafady ary zokibe a
16. rabaradaka ( 11/07/2006 04:20)
Misaotra tamin'ny fanazavana aloha, fa izao tsy manao fihaonana mangina na misy mystère ve ireo lazaina hoe mpitarika na olomaventy ? Zany hoe zao, maheno mantsy aho fa toa mampivadika ny olona tsy hino an'Andriamanitra hono izy ireo, marina ve zany sa fanaratsiana ?
17. prime ( 12/07/2006 10:45)
Io tenenin'i Lapino io no fototra tena mahazavatra hafa ny ao ambadik'itony fikambanan-dehibe maneran-tany itony...
18. dadabe ( 12/07/2006 15:02)
yee !! ireto documents navokan'i lapino ireto ireo documents nilaiko t@ ilay demonstration 666 efa lasa , fa izao daholo vao mivoka ilay izy .

maninona moa raha averina indray iny resaka 666 iny e, sady efa manomboka matanjaka be le document de manomboka mipoitra ny hevidratsin'i satana handringanana ny zanak'olombelona
19. prime ( 14/07/2006 11:21)
dadabe> betsaka tsy hahazaka ilay izy ka aleo mandeha miadana:lol:
ny occultisme sy ny satanisme dia manana endrika maro dia maro eo @ fiaraha-monina ka mba samia mailo fotsiny fa tsy ilay façade ihany no raisina am-bolony...:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2793