Thierry Henry

1. MCZ ( 04/07/2006 10:35)
Nanao fanambarana t@ hainamanjery tany andafy i Thierry Henry fa izy dia metisy malagasy ary terakaka taty Madagasikara , ny marimarina kokoa dia metisy Betsileo izy , ary mikasa ny hijery ny fianakaviny aty Madagasikara rehefa vita ny mondial.

Hay kay ny gasy mahavita rehefa ampy ny fitaovana sy ny zavatra hilainy.
novalian'i rapala ny 17/07/2006 07:38
2. hery ( 04/07/2006 10:53)
Indrisy :-) raha ilay Thierry Henry mpilalao baolina dia tsy Malagasy... mety misy Thierry Henry mpangarompaosy sns koa an :-)

http://fr.wikipedia.org/wiki/Thierry_Henry ny tena mombamomba an'i Thierry Henry.

Tsy voatery ho Thierry Henry vao mahavita zavatra ny Gasy kah. Ny baolina angamba no tsy hainy... fa betsaka ny Gasy mahavita zavatra hafa mihoatra ny vazaha.
3. MCZ ( 04/07/2006 11:34)
hery< hihhi ko diso iza ny voalaza t@ vao2 V , dia hita eo ny marina raha tonga aty izy ko ny vahoaka malagasy hiray manotolo ny naheny anio vao2 io ary lasa resabe aty @ tanana io , ka tsy haiko ny tena izy.
fa zao ny olona ko anie hafa manova ny nationalitény éé za zao hafaka milaza fa vaza hizongizona @ zany za satria té ho vaza ko, fa hohita eo rehefa vita ny mondial raha izy marina no tonga eo na tsia , fa dia manatena ny gasy kely éé
4. tahiry9 ( 04/07/2006 11:38)
tsy metisy izany i Thierry Henry fa tena malagasy ray sy reny , araho tsara ny tantaran' lery fa tena marina no lazaiko
zanak' olona tamin' iny faritr' iManajary iny izy ary misy kambana amin' lery any efa hitako maso io bandy io, tena mitovy tsisy valaka am' lery mihintsy, fomban-tany amin' iny faritra iny le tsy mitaiza kambana de lery noentin' ilay môpera vazaha teo antanàna tany andafy de io lery lasa vedety be io
5. MCZ ( 04/07/2006 11:38)
fa ny olona ko dia hafaka manao wé teraka tany andafy rehefa hatsangana sy hiova taratasy angambany éé oatra ireny zaza natsangana ireny
6. Samoana ( 04/07/2006 11:44)
Raha mba mitondra ampahafolon-karamany ho an'ny ory moa letsy izy ry MCZ tsy mody ekentsika hoe misy fofon-gasy raha tena izay no mety ahafalifaly azy a !
Ny ahy ny ahiako sao sosie mitetika hotompoina any an-tanàna
7. sasa ( 04/07/2006 11:45)
MCZ za koa efa naheno an'io kozy io fa tsy haiko na marina na tsia lesy fa d ho hita eo ny tohiny koa
8. jentilisa ( 04/07/2006 11:47)
io resaka io moa dia nandeha be mihitsy efa ho herintaona izay. Tsy betsilao kosa indray no voalaza fa (inona moa ilay any Mananjary manary ny zaza kambana iray fa mampididoza ho azy hoe)...ary dia kambana izy. Izy ilay nariana hoe...efa nandeha tamin'ny fandaharana ainga sy hery mihitsy io (Radio nasionaly malagasy)resaka io raha ny resaka mandeha...
9. fraz ( 04/07/2006 12:03)
Fa tena kozy ve izany e ? Ny ao @ wikipedia toa tsy izany akory.
10. mandrindra ( 04/07/2006 12:10)
mbola honohono aloha raha ny fijeriko azy, asio porof mivaingana aloha e
11. toovs ( 04/07/2006 12:28)
salut daholo, zah koa manana namana guadeloupéen de nilaza tamiko izy fa mahafantatra ny fianakavian'i Thierry rehetra any guadeloupe
12. booboo ( 04/07/2006 12:58)
hihihihihihi ay ay ay guadeloupéen, malagasy, ...tsy hay intsony hoy ilay hira izay
13. nikopol ( 04/07/2006 12:59)
:-D:-D:-D:-D

14. sasa ( 04/07/2006 13:03)
booboo samy tsy misy mahay izay fahamarinany akia fa tena malaza be aty madagascar hoe gasy lery, na hatram zazakely vao 10ans aza d miresaka anzany hoe gasy avy any manjary izany izy, ary tena marina io tenin'i jentilisa io hoe efa nandé tam haino amanjery mintsy le izy, d izay no nahatonga an'io dinika io natao ato satria mba resaka heno, mba te-halala ny marina akia an!
15. booboo ( 04/07/2006 13:09)
sasa > :wink: haiko kah ! fa drôle be mahita ilay sasany miteny hoe malagasy kah, dia ny hafa indray miteny hoe zao kah hihihihihihihihi
16. MCZ ( 04/07/2006 13:09)
ny resaka dia mande sady lasa resabe ilay izy , fa rehefa tonga eto izy dia za no anisany haka sary ery Ivato hapetrako ato @ SERASERA mba ho porofo hihihhiraha misy tokoa moa izany; ireo hevitra havokantsika tsirairay ireo dia resaka mande heran'ny tanana daoly ;

fa Manajary v faritany ny Manakara éé,

hohita eo ny tena porofo rehefa vita ny mondial, raha marina tokoa izao resaka mande izao.

hery< ka tsy haiko raha tena pangarompaosy marina io Thierry Henry mampisy resaka io na aona fa ho hita eo ny tena marina héhéhé, fa io ny olona rehetra aty madagasikara naheno sy nahita ny vao2 nandeha.


fa zao ihany ny ahy ny olona rehefa halain'ireny vaza ka hatsangany ho zanany ireny dia efa miova ny identiteny miova tanteraka mihintsy tsy hita izay maha gasy azy.
17. nikopol ( 04/07/2006 13:09)
Nisy nilaza tamiko fa nanao démenti taminy Radio taty hono i Ratsiraka fa tsy zanany i Thierry Henry! asa alony zany na marina na tsia e :lol:
18. booboo ( 04/07/2006 13:10)
:-D:-D:-D
19. Robert ( 04/07/2006 13:24)
Mety marina fa handalo any Dago i Thierry Henry.
Fa araka ilay wikipédia de Frantsay izany izy. Io de ny taratasy iany no mitondra an'io. Fa tsy ny honohono malagasy (Radio Voatavo).
Ahoana hoe zanak'i Ratsiraka i Thierry Hery? io izao de lasa resa-be eto @ tanana indray (nefa nikopol no mananihany)
20. Samoana ( 04/07/2006 13:36)
nikopol/ angaha moa tsy Ratsimbazafy iny nanao démenti iny fa tsy de haiko loatra koa ny manavaka azy miral kambana ireo e?!:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3886