Thierry Henry

21. booboo ( 04/07/2006 13:38)
:-D:-D
22. Samoana ( 04/07/2006 13:39)
Tokony hatao karoka ADN i Thierry Ratsimbazafy de hita ny marina
23. Noslid ( 04/07/2006 14:15)
MCZ:

Nanao fanambarana t@ hainamanjery tany andafy i Thierry Henry fa izy dia metisy malagasy ary terakaka taty Madagasikara , ny marimarina kokoa dia metisy Betsileo izy , ary mikasa ny hijery ny fianakaviny aty Madagasikara rehefa vita ny mondial.

Hay kay ny gasy mahavita rehefa ampy ny fitaovana sy ny zavatra hilainy.



Ka inona moa ny olana amin'izany eh? Za aloha tsy hafenina fa tsy dia mirevy an'ilery eh! Ekena fa mpilalao mahay nedala saingy malaza amin'ny fandaingana sy ny hafetsifetsena eny ambony kianja ihany koa. Raha io no jerena dia mety mitombina ihany fa MALAGASY lery saingy isan'ireny Malagasy mpandainga sy mpametsifetsy ny namany ireny:^):arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow Aleo ihany izy mijanona Frantsay fa manalabaraka sy mampitombo ny lazaratsin'ny Gasy fotsiny::evil::evil::evil::evil:
24. pissoa ( 04/07/2006 14:32)
Samoana:

Tokony hatao karoka ADN i Thierry Ratsimbazafy de hita ny marina

=))=))=))


25. dadabe ( 04/07/2006 15:19)
toa hoe nisy nanao dementi fa zanak'i pissoa hono i thierry henry :roll::roll: asa ny fahamarinan'izany
26. Mifenty ( 04/07/2006 16:50)

Ahoana hoe zanak'i Ratsiraka i Thierry Hery? io izao de lasa resa-be eto @ tanana indray (nefa nikopol no mananihany)



le izy né ry robert tsy oe Hery fa Henry e Thierry Henry le izy fa aza avadikareo Thierry Hery zany le


sao de le Thierry Hery no mpangaropaosy voalazan'i Hery.


aveo ndray ihitatra le resaka
27. xxx ( 04/07/2006 17:35)
Thierry Henry Lejoma Manatany Ratsimbazafy no anarany. Raha ny kopian'lery no jerena. Teraka vavavody Alakaosy, fotoanan'ny voasary sy goavy tokony t@ mangeto-boay ( 3 ora sasany ora moderna)..Andriamatoa Manana Norbert no nanao sonia ny soram-piankohonana. Ramatoa Vangasoa Gertrude no mpampiteraka. ( Nalaina t@ gazety vaky batsilana, 1980)
28. vale ( 04/07/2006 21:02)
anjekaky ô! inona ihany ny marina?:roll::-D:-D:-D
mba mahagaga koa izany hoe Thierry henri metisy gasy izany! tena mbola tsy naheno anizany koa aloha zaho raha tsy vao izao! nefa asa!ny loza nge dia efa hita sahady fa tsy mari-pototra lay resaka raha ny fahitako azy e, mbetika mananjary mbetika betsileo!:lol:, dia ho hita eo marina!:), raha ny endriny aloha dia manao endrika malagasy tokoa e, fa nefa naninona hatrizay ela izay no tsy fantatra izany? sa ve niandry ny mondial izy, sa kosa ny tsaho no efa mandeha be loatra??:roll:
29. cutie ( 04/07/2006 21:10)
tena tsy mahalala an'zany thierry zany za:lol:
30. sakaizakely ( 04/07/2006 21:15)
antsônalé le Titi kely. Rehefa mahay hoa de te atao hoe gasy nefa dia anAntillais d'origine léry io, teraka teto Paris t@ taona 1977 ary tao Essonnes (91) Les Ulis ny fahazazany. Tsy lavitra an'io tanana io mantsy ny nisy anay taloha ka izany no ahafantarako an'izany.

Tena mila atao mintsy ny test adn fa sao lasa gasy tampoka eo roahan'i Sarko zay vao loza fa very ny ekipa frantsay

^^^^^^

MCZ:

Nanao fanambarana t@ hainamanjery tany andafy i Thierry Henry fa izy dia metisy malagasy ary terakaka taty Madagasikara , ny marimarina kokoa dia metisy Betsileo izy , ary mikasa ny hijery ny fianakaviny aty Madagasikara rehefa vita ny mondial.

Hay kay ny gasy mahavita rehefa ampy ny fitaovana sy ny zavatra hilainy.




31. sasa ( 05/07/2006 02:45)
:-D:-D:-D:-D:-D misy d mahita lazaina mintsy ato klé
Tsy misy miteny kosa aloha hoe marina io fa izany zao no malaza aty am tanana d mba atao eto ho hitan'ny rehetra :P
32. jentilisa ( 05/07/2006 04:22)
io dia tahaka an'i arsene Malabary. efa nalaza tamin'ny baolina teto Madagasikara izy no nisy naka ho any La Réunion...avy eo ny fantatry ny any amin'ny métropole dia hoe Reinioney hoe i arsene...mazava fa mora ny mamorona taratasy!
33. pissoa ( 05/07/2006 04:50)
dadabe:

toa hoe nisy nanao dementi fa zanak'i pissoa hono i thierry henry :roll::roll: asa ny fahamarinan'izany

:-w:-w:-D:-D:-D

34. VIRGINIE ( 05/07/2006 07:25)
Koa inona moa no mampaharary saina anareo raha Malagasy izy na metisy Malagasy,koa tsy zara ary ve mba misy Malagasy tafita toy irenye!angaha moa rehefa Malagasy any an-dafy dia voatery hanampy ny malagasy mahantra foana ,tsy hainareo na nanana Chance tokoa izy dia mba miavo-tena mba ho tafita ,fa rehefa tonga aty izy dia asaivo mampiofana ny club M raha te-ho tafita koa !... tsy havan'i Thierry Henry aho a!
35. sarobidy ( 05/07/2006 07:39)
Hoy i VIRGINIE:

Koa inona moa no mampaharary saina anareo raha Malagasy izy na metisy Malagasy


fa misy resaka marary saina ngah eto ny fahitanao azy:evil:.Zao no antsoina oe FORUM raha tsy hainao.
Ny hevitrao no ambara de ampy anay mianakavy eto fa tsy ny olona no lazainao fa marary saina raha miresaka ny momba an'i Thierry Henry.
36. booboo ( 05/07/2006 08:18)
Sarobidy > hihihih eny hôa

37. bibilax ( 05/07/2006 09:20)
slt daholo a, hono oa ry reto raha olona tsy malaza ve io thiery henry io de sahanareo ny nanononona hoe gasy io na hoe mpangalatra gaigy lahy ohatra hiiiii, fa izao e tena gasy lery , avy any M ananjary izy kambana lery tany de nisy mpivady vazaha no nanangana anlery tany , de izy io toinga aty io malaza io ok aa
38. MCZ ( 05/07/2006 11:41)
kay kl miady tokoa izany hevitra izany aa héhéhé , hohita eo ny marina ééé mbola hatao ny fanadihadihana ilay vao2 nivoka t@ télé taty iny , raha manampotona dia hojerena koa izany rahalahiny any Manajary izany , hohita eo ny marina , fa i hery alony tsy mpanao baolina kosany ry zareo fa mpikirakira ny namana serasera aa hihihi sady Heriniaina Eugene no anarany fa tsy Thierry hery :-D :-D

jentilisa< marina toko io za koa ary mba gga t@ iny resaka Malabary iny less , tsy mora marina ny manova taratasy rehefa otran'izay.

Virginie< hummm zany ôô fitiavana baolinakitra daoholy no mahatonga izao resaka izao ry sé aaa fa aza tao hakivy sy hampikatra ny tositra éé hihihi ; asio tsiky dia ampy ééé :-D :-D
39. MCZ ( 05/07/2006 11:44)
bibilax < nga tsy tadidinao ilay mpangalatra gaigy be tao Lareunion iny otrany creole lery nefa gasy , aona no no tsy hasahina hilaza ny vavao mande kosany hihihi , na inona no mitranga na manao tsara ilay olona na manao ratsy ka gasy dia otran'izay ééé :roll: :D
40. hax ( 05/07/2006 12:00)
tsy mbola nalaza taty aminay miitsy zany fa tena mba liana zay nefa alo lé izy ao @ equipe frantsay no tena olana e zay tsy tia equipe fantsa zany fa be zesta fotsiny rehefa tafakatra fa rehefa resy kely de atsipy any @ black ny rihatra fa raha zany oe metisy gasy zany izy de oe akaty amin'ny taniny de aleo izy ho tonga mba ho reharehan'ny gasy oe ny gasy no mampiakatra ny equipe frantsay de mba tsy ho ahilikilina tsony ny gasy mipetra any hiiiii:-D
sa aona ozy zy nareo:?:

sa kosa lasa resabe toy n'ilay oe ho avy eto mada i jacky chan ha ha hiiiii:-D:-D:-D:-D:?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2116