Thierry Henry

41. booboo ( 05/07/2006 12:04)
:-D:-D
42. jentilisa ( 05/07/2006 12:59)
io fampanantenana io ihany no nahavoa ny togoley!
43. Mifenty ( 05/07/2006 13:58)


fa ra gasy lery d midina v ny kapôbary sa fongana ny sidà le

sa mahazo paps ny gasy hihihihi
44. JOCH ( 05/07/2006 15:18)
tsy tongatonga ho azy io resaka io fa tena misy hifandraisany amin'ny malagasy io Thierry Henry io.
Jereo amin'ny endriny fotsiny fa iza no sahy milaza fa sahala amin'ny asiatique izy na camérounais na français na allemand fa gasy aloa no tena manakaiky azy.
Na izy aza mety tsy mahalala hoe gasy aho raha tsy nampahafantarin'izay nitaiza azy tany koa isika indray
ve no sahy hiteny oe izy izy na tsy izy. Fa raha ny poziny sy ny fandehan'ny resaka sy fandinihina tsotsotra aloha de toa tena marina ihany ilay oe avy aty dago izy e
45. nikopol ( 05/07/2006 15:28)
Thierry kalony gasy e ! i Henry no tsy fantatra :-D:-D
46. hery ( 05/07/2006 17:16)
Naseho tao amin'ny France 2 androany alina ny beben'i Thierry Henry. Tany Guadalupe. Danielle Henry no anarany... dia mitovy anie izao e :-)

Sao dia mba io bebeny io kosa aza no Gasy e?
47. sakaizakely ( 05/07/2006 18:42)
Rehefa antillais-créoles-gasy ry reto mitovitovy daholo fa aza maika hiady varotra gasygasy eo a ! Samy ilay origine ntsika indonésienne iny no mampitovitovy endrika antsika rehetra. Fombantsika malagasy tokoa aloha io hoe rehefa tafita ilay oul dia maimaika daholo hiteny hoe havako io e ! Fianakaviako io ! Avy any aminay io sns...

Efa lazaina fa originaire n'i Dom-Tom (Guadeloupe) léry, teraka tao Paris, nihalehibe tao Ulis (dans l'Essonne) dia avy eo nilalao tao Palaiseau (tjs dans l'Essonne) dia lasan'i Nice sy Monaco dia io izy sélectionné io tamin'ny 93. Mbola hamoromorona revingadra ihany ny sasany. Shhh ! Manana internet ihany mba ampiasao amin'ny mahamety azy fa tsy natao hiresadresahana fahatany akory izy ity. Anontanio kely an'ingahy google ohatra thierry henry dia mahita bibliographie betsaka ianao mikasika azy. Ny internet koa dia natao hijerena sy hikarohana mba ahafahana mamakafaka sy mandalina ny zavamisy fa tsy natao hiresadresahana fotsiny akory.


Dia izay mbola mahita ny kambana aminy izany dia :/:/:/:/
48. fijo ( 05/07/2006 20:27)
franstsay izy dia izay e.tsy fantany akory aza hoe aiza izany madagasikara izany.
49. Zina ( 05/07/2006 20:37)
fa toa oe misy gasy bandy Thierry Henri zany hono mahay foty ko?
50. vale ( 05/07/2006 21:12)
sasa:

:-D:-D:-D:-D:-D misy d mahita lazaina mintsy ato klé
Tsy misy miteny kosa aloha hoe marina io fa izany zao no malaza aty am tanana d mba atao eto ho hitan'ny rehetra :P
sasa::-D:-D, iza tokoa akia no mahita?:roll:, fa tsy hitako izay olana na gasy izy na antillais na je n sé pa koi:lol::wink:, fa ny malagasy koa tsinona na hoe tsy misy milalao foty malaza erantany aza nge mba mahavita zvt koa any @ domaine hafa e!:D, sa ahoana akia ry sasa:}:D:wink:


51. sasa ( 06/07/2006 03:00)
Vale izay mintsy wa akia, misy mahavita zavatra mintsy ny gasy, na d izany aza mbola resaka mandé be io amzao aloha d ho hita eo ny tohiny:-D:-D:-D:-D
52. fijo ( 06/07/2006 03:10)
aleo handeha ny resaka mba halaza fa tssssss
53. vale ( 06/07/2006 07:41)
sasa,fijo::-D:-D:-D:-D
54. MCZ ( 06/07/2006 11:52)
hery< tsa hay intsony izany ko ny resaka lovatsofina no mihainga @ zao hihihi

fijo< raovina indray elah no hoavy aty @ tanana dia aty no mba mifampy fijo lesss sa aona hihihi reveko be ilay tany 67 fa elah tsy hita ko :-D

sasa< mianjy ny tohiny izany ny gasy kely v
55. hery ( 16/07/2006 10:06)
Ahoana ihany ity resaka Thierry Henry ity e :-)
Gasy ihany ve hono i leiry? Sa nony resy Frantsa dia aleo tsy hatao GAsy tampoka fa manala-baraka?
56. rapala ( 17/07/2006 07:38)
hery: za aza gaga tokou momba ity TH ity, fa ahona marina hono e? Hisy afaka hanazava ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1939