In-droa
1. pissoa
(
04/07/2006 09:17)
Namaky gazety ony zany le rangahy iray dia nanontany ny vadiny ...
- Fantatrao ve fa ny vehivavy miteny teny 30.000 eo ho eo isan'andro moa ny lehilahy 15.000?
- Mazava ho azy ... Rehefa miresaka am'lehilahy dia tsy maintsy averina in-2 izay tenenina ...
- Maninn an?
:-D

novalian'i pissoa ny 14/07/2006 16:49
2. lapino
(
04/07/2006 09:21)
Teny gasy tsy miverina in-2
Hmmm ... le ramatoa zany no miteny amin'ny teny tsy fantatro :-D:-D:-D
Hmmm ... le ramatoa zany no miteny amin'ny teny tsy fantatro :-D:-D:-D
6. pissoa
(
04/07/2006 10:38)
mandrindrakoooo, inn zany katsao katsao? :roll:
lapino, hihihi - nadika avy am'teny tsy fantatro re le bilagy e :wink::-D:-D:-D
lapino, hihihi - nadika avy am'teny tsy fantatro re le bilagy e :wink::-D:-D:-D
10. mandrindra
(
04/07/2006 12:17)
pissoaaakooo, katsao katsao dia be resaka sy fosafosa ary mpitantara fiainana; sady io teny io aza dia efa miverina indroa :-D:-D
11. pissoa
(
04/07/2006 12:28)
Hihihi, ny katsao katsao dia resadresaka sy fosafosa ary mpitantaratara fiainampiainana :-D:-D:-D
MTN, de oe :-D:-D:-D
MTN, de oe :-D:-D:-D
14. Samoana
(
04/07/2006 13:56)
...Dia hoy hono le rangahy tao ambadiky ny gazetiny hoe:
-Ato @ gazety aho mahita hoe feno soldes atsy @ pavillon 136
-Mannin an ! Aiza tsara an?! :wink:
-Ato @ gazety aho mahita hoe feno soldes atsy @ pavillon 136
-Mannin an ! Aiza tsara an?! :wink: