In-droa

1. pissoa ( 04/07/2006 09:17)
Namaky gazety ony zany le rangahy iray dia nanontany ny vadiny ...

- Fantatrao ve fa ny vehivavy miteny teny 30.000 eo ho eo isan'andro moa ny lehilahy 15.000?
- Mazava ho azy ... Rehefa miresaka am'lehilahy dia tsy maintsy averina in-2 izay tenenina ...
- Maninn an?

:-D
novalian'i pissoa ny 14/07/2006 16:49
2. lapino ( 04/07/2006 09:21)
Teny gasy tsy miverina in-2
Hmmm ... le ramatoa zany no miteny amin'ny teny tsy fantatro :-D:-D:-D
3. diamondra27 ( 04/07/2006 09:50)
teny .... nataonao ro

:-D:*:-D
4. mandrindra ( 04/07/2006 10:30)
ka zay le vehivay be katsao katsao e
5. booboo ( 04/07/2006 10:34)
:°):°)
6. pissoa ( 04/07/2006 10:38)
mandrindrakoooo, inn zany katsao katsao? :roll:

lapino, hihihi - nadika avy am'teny tsy fantatro re le bilagy e :wink::-D:-D:-D
7. ravakamalala ( 04/07/2006 10:39)
=))=))=))=))
mazava angamba zay
8. pissoa ( 04/07/2006 10:42)
Raha mbola tsy mazava dia averiko indray =))=))=))
9. MTN ( 04/07/2006 11:10)
:-D zahay mody tsy miteniteny fa hmmmmmmmmm zavatr'hafa miteniteny tsara
10. mandrindra ( 04/07/2006 12:17)
pissoaaakooo, katsao katsao dia be resaka sy fosafosa ary mpitantara fiainana; sady io teny io aza dia efa miverina indroa :-D:-D
11. pissoa ( 04/07/2006 12:28)
Hihihi, ny katsao katsao dia resadresaka sy fosafosa ary mpitantaratara fiainampiainana :-D:-D:-D

MTN, de oe :-D:-D:-D
12. mandrindra ( 04/07/2006 12:39)
pissoaaaakoo , :-* :-D:-D
13. booboo ( 04/07/2006 12:55)
hihihihihi
14. Samoana ( 04/07/2006 13:56)
...Dia hoy hono le rangahy tao ambadiky ny gazetiny hoe:
-Ato @ gazety aho mahita hoe feno soldes atsy @ pavillon 136
-Mannin an ! Aiza tsara an?! :wink:
15. pissoa ( 04/07/2006 13:58)
Samoana mandainga an =))=))=))
16. booboo ( 04/07/2006 14:20)
:-D:-D
17. onjah ( 04/07/2006 14:33)
Misy tena mahay =))=))=))=)) mihitsy ny namana ato.
Mahafinaritra.
18. mandrindra ( 04/07/2006 14:57)
samoana, :-D:-D:-D
19. dadabe ( 04/07/2006 15:26)
:evil::evil::evil:
20. pissoa ( 04/07/2006 15:57)
Tsy mahazo angaha Papi :°) Averiko? :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0805