salut nareo,za vaovao be!

1. touky ( 12/07/2006 08:12)
Bjr daholo,
Za zany vaovao e,eto @ net no asako de mitady olona hiresadresaka sy hifampizara ny zava-misy é,ny mahafinaritra,ny mampalahelo,zany hoe tena namana e,mino aho fa mazava ny tiako ambara,zay ary de @manaraka e
novalian'i arson ny 02/08/2006 04:58
2. Fanja1 ( 12/07/2006 08:20)
tongasoa eto @ sera² zany touky, mandrosoa de mipetrapetra de mandraisa anjara fa feno bdb ny dinika eto, ny namana koa de feno be mihintsy.. mazotoa mitafa e:)
3. raviki ( 12/07/2006 09:32)
Ny vao hono tsy ialan-kasokasoka, izay angamba no tsy nampisy mpamaly anareo. Betsaka ny azo hifampresahana fa arakaraka ny fahitana ny dinika eto ihany,maro ihany koa ny mpananihanya!
4. arson ( 12/07/2006 10:48)
tonga soa touky! de aza atao hoe @ manaraka izany moa fa tona de tairo ze tairo e! be lohahevitra ireo azonao izaranao ny fihetseham-ponao e!
ze tonga eto de mahay mifampiresaka doly ka noho izany de mazoto miforum e!
5. sarobidy ( 12/07/2006 13:16)
Miarahaba an'i touky de faly mandray anao ho namana aho.:D
6. Herimiafina ( 12/07/2006 15:21)
Salama daholo e!
Dia mitombo hatrany izany iska namana eto an! Milay e! :wink:
7. sherry ( 13/07/2006 08:13)
Salut !!!!!
tongasoa touky ah !!!!
8. arson ( 14/07/2006 10:42)
herimiafina
9. safid ( 29/07/2006 06:53)
mba valio retony za a ?
10. arson ( 02/08/2006 04:58)
ka za anie mbola tsy ampy @ ilay taona tadiavinao e! de tsy hitako izay atao.(l)(l)(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4551