Raharaha JULIETTE LARCHER mahalasa saina tokoa!

1. lemenakely ( 12/07/2006 10:48)
Asa tsy vitsy tamintsika angamba no nanontany tena t@ 26 juin farany teo nanoloana ny vavahadin'ny ambassade gasy eto PARIS .T@ io andro io tokoa dia nisy andian'olona nitondra pancarte sy nisiotsioka teny ivelany nangataka ny famoahana olona iray izay gadra ao ANTANIMORA, dia tsy iza izany fa Rtoa JULIETTE LARCHER.Ny fitsaràna moa dia mitarozaka izay situation tsy mahagàga intsony antsika mianakavy.
Voarohirohy @ resaka fananganan-jaza tsy ara-dalàna sy traffic d'enfants sns.. moa ity RAMATOA vahiny ity.
Misy communiqué ity manazàva misimisy kokoa ny momba ity raharaha izay azo atao hoe mahalàsa saina ity!
http://www.madanight.com/viewarticle_845.htm
répondu par Fiffi le 30/09/2006 07:43
2. lemenakely ( 12/07/2006 11:05)
sahala @ izao moa no zava-niseho tao @ ambassade ho an'izay tsy nahita sy liana ny momba ity raharaha ity!
http://www.sobika.com/photos-de-madagascar-2006/26juin-paris_007.htm
3. dadabe ( 12/07/2006 12:22)
tena hita hoe ouainn be kosa aloha le fomba fisan'ny fanjakana malagasy raha izany e, ea depuis 1992 ve izy no nanao asa soa dia aty @ 2005 vao hope manao trafic d'enfant hummm misy zavatra tsy mazava kosa ao e
4. fijo ( 12/07/2006 17:22)
ka taty aoriana vao nisy nitory azy ko.toa reninjaza tao aminy ihany no nitory azy,ka nahatonga izao fitazomana azy any izao.
5. Herimiafina ( 12/07/2006 17:26)
Ny fitaraikiraikena aloha dia zava-misy erantany fa tsy any dago ihany e, misy procedure arahana io.

Ny hoe efa tamin,ny 1992 ilay olana dia araka io tenenin'i Fijo io hoe taty aoriana vao nisy plainte vao nisy ankety, sns. :wink:
6. fijo ( 12/07/2006 17:31)
izay mihintsy,satria na dia tsy haiko loatra aza io dossier io,dia mba harako kely ihany,le resaka.
7. rabaradaka ( 13/07/2006 03:40)
Tokony hisy hampahatsiahy ny fitsarana raha toa ka sanatria hoe adino io dossier io, nefa mino aho fa tsy adino. Fa maninona koa moa ny mpiaro azy no tsy manao fanairana ny fitondrana e, fomba azo hamahana olana koa ange izay e, sady amin'izay tsy mitarazoka ny fitsarana no tsy afabaraka ny fitondrana malagasy, raha tsy meloka tokoa io olona io. Misaotra dadatoa a
8. dailynews ( 25/07/2006 15:42)
fijo:

ka taty aoriana vao nisy nitory azy ko.toa reninjaza tao aminy ihany no nitory azy,ka nahatonga izao fitazomana azy any izao.


fa hono hoa fa angaha moa izany raha vao misy mitory ianao dia tonga dia miditra ? sa efa nisy porofo no nitazonana azy any amponja? mandra pahita ny porofo ve tsy tokony hoe hananana ahiahy ihany ilay olona ary mbola afaka ny mipetraka any antranony.
asa aloha e, tsy hitako izay lazaina.
9. xxx ( 22/09/2006 18:50)
tena efa henoko io faraharaha juliette ndRichardzao no haiko!!hihihi! juliette ndRaoatry mantsy e!!
10. lemenakely ( 28/09/2006 15:25)
tsssss!!!!
11. Fiffi ( 30/09/2006 07:43)
Julienne Larcher acquittée
Après treize mois d’incarcération à Antanimora, la sexagénaire impliquée dans une affaire de trafic d’enfants recouvre la liberté au bénéfice du doute.
Finie la galère. Julienne Larcher, une sexagénaire impliquée dans une affaire de trafic d’enfants, recouvre la liberté après 13 mois d’incarcération à la maison centrale d’Antanimora. La Cour criminelle l’a déclarée non coupable. Elle a été acquittée au bénéfice du doute.
tena miala tsiny fa tsy voadika @ teny gasy eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3096