io fitiavana io ihany....

1. ja ( 11/07/2006 17:44)
Humm tsy izany manko fa nostalgika aho tato dia mba niheno hira gasy e!dia f'anga tsy loza?
voa miha déprimée(:-D:-D:-D:-D:-D)!
sérieux e!niheno ka niheno ka hira pitiavana sy milantolanto daholo no heno(hafa tsy ny hira avy any @ cote ihany nefa tsy manana an'ireny hira ireny aho no tsy dia hira fihenona loatra ireny hira ireny)
ilay hirampitiavana tsy oe ratsy fa rhf bdb maha tofoka kle .raha manana sila panahy tsy maninona fa raha single tsy lasa kle!!!
novalian'i ja ny 21/07/2006 15:46
2. MTN ( 11/07/2006 18:08)
misy ny tsy cote nefa mihitsiketsika kah, tempo gaigy ohatra :°)
3. ja ( 11/07/2006 18:09)
pfff tempo gaigy ve?
tssss MTN kosany e!:-P:-P:-P:-P:-P
4. Mifenty ( 11/07/2006 18:48)

humm
5. ja ( 11/07/2006 18:55)
eka oz indray oe
6. hery ( 11/07/2006 19:40)
Aza adino koa ny mihaino sy mandahatra ny hira ao amin'ny radiovazogasy.com
7. dadabe ( 12/07/2006 01:29)
pub razoky le:wink:

Ja hummmm manina an'iza indray toi :°)
8. fasaly ( 12/07/2006 04:00)
ja: tsy hie niha deprimée njy fa tena nivoaka tokou ny alahelo njy , aleo aza izy mivoaka otrzay de tsy halahelo trony raha tsy elabe njay:wink: toy izay tazomina ao foana de mankarary fo fotsiny:-*
zà voan'io matetika fa de heniko tsara ny hira ny embona sy ny santimaka lasa lavitra any rehetra any:wink::-D
9. booz ( 12/07/2006 04:42)
slt!d deprimée b v?az manao anzan fa ny fiainana ane tsy mbol tapitr e!aleo ny lasa omba ny lasa d az eritretina fa le atsarany hira ftsiny raisina sad manjary las tsyè miserasera tsony fa deprimée ao atrano ao an!!!
zay fa la vie continue e!
10. mamzelkely ( 12/07/2006 06:57)
matetika voan'io ny vhv ka za klou efa ela no ts tratra ee za ko g pas le tps de déprimée :P :-D mais bon tam mbola vô nanomboka resaka fitiavana no tena matetika manao an'reny misantimaka am hira reny fa zao efa majeure et vaccinée :°)

fa na zany aza ja aza atao matetika fa sao ts mahavita inn inn aa:cry::wink::-*
11. ja ( 12/07/2006 09:34)
an3 za ange tsy oe déprimée b fa mba fomba fiteny e!
sady tsy oe malahelo an'lery taloha fa malahelo fa tsy mann silany
hihihihiihih
12. mandrindra ( 12/07/2006 10:04)
dia mitadiava sialny rehefa tsy manana e
13. mamzelkely ( 12/07/2006 11:04)
hita akia ry mandrindra ee sady ato am serasera bdb bogosy fa aza kitihina fotriny ny silako :P :-D:-D:-D
14. fasaly ( 12/07/2006 14:18)
ja: jerijereo ihany ato fa be silany e!:-D:-D:-D:-D:-D
15. Mifenty ( 12/07/2006 14:27)
ja:
fa tsy mann silany



hummm
16. mamzelkely ( 12/07/2006 14:42)
fa aza kitihina ftsn wa ny anah aa :-D:-Dny silako aa :? :-D:-D
17. fasaly ( 12/07/2006 15:00)
fa iza klou lay silaky i mamz e!:wink::^):^):^):-w:-wsao mba efa azoko ny silak'hohony :^):^):-D:-D:-D:-D
18. ja ( 12/07/2006 17:38)
hum iza aloha ny silan'i mamzelkely dia tsy kitiako?
humm za aloha tadiavina fa tsy mitady e!
19. mamzelkely ( 13/07/2006 05:19)
fasaly aa ao izy ao, ao ambonimbony ao :^):^):-D:-D matiko njy aa na singam-bolo aza non tr azo kitihina :^):^):-D:-D

ja ao izy ao wa ao ambonibony ao :°):-D:-D:-D
20. minoukely ( 13/07/2006 07:03)
Mmmmmmmm! mahafinaritra kosa izany koa .Manimaniana angaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8688