Inona tokoa moa ny logo an'ity serasera ity

1. rabaradaka ( 17/07/2006 12:31)
Mba liana re ry dadatoa ka manontany : io ambony io ve zany ny logo an'ity takelakatsika ity. Fa de misaotra sahady amin'ny valin-teninao
novalian'i mahni ny 11/01/2007 19:35
2. sarobidy ( 17/07/2006 12:53)
raha ny fahitako azy aloha de io sarin'olona 2 tsy fantatra na mianadahy na mpivady io no logo.Sa aôna hery?
3. Piounn ( 17/07/2006 13:02)
Ety am pejy anatiny toa ny forum, vetso sns no remarkéko fa misy anreo fa any am fandraisana tô tsisy. Sa ..8-):?:
4. hery ( 18/07/2006 12:24)
Fa ataonareo inona logo ;-)

marina tokoa fa hatramin'ny nanombohany 7 taona izay tsy nisy logo ny serasera. Io sary eto amin'ny forum io no anisan'ny noeritreretina hatao logo, efa misy maromaro ihany koa namboarina... fa mandany andro be dia aleo tonga dia mi-forum toa izay hanamboatra logo :-)

Angamba hisy ihany ny antso hanao fifaninanana logo eto amin'ny serasera kah.

Hery
5. sarobidy ( 24/07/2006 07:22)
tonga de zà vôlohany mamaly antso hihihi :lol:
6. rabaradaka ( 26/07/2006 06:28)
Merci na de zay fotsiny aza
7. mahni ( 11/01/2007 19:35)
misy logo io fa tsy ay oe aiza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5373