Les médecins possédant un diplôme étranger appelés à faire g

1. Fanja1 ( 14/07/2006 12:27)
Ho anareo zay manana diploma etranger mipetraka eto frantsa :
http://actu.aliceadsl.fr/francemonde/default.aspx?id=138145&onglet=FranceMonde_histo&position=1
répondu par Fanja1 le 16/07/2006 09:04
2. Herimiafina ( 14/07/2006 14:59)
Mba misy an'io statut precaire io aza retsy.
Aty amerika avaratra dai tsy reconnu mihintsy ny diplome de medecin avy any ivelany surtout ny 8taona systeme frantsay.
Ny aty mantsy ny fianarana medecine MD dia 5taona fotsiny dia tonga koa dai miditra lalina amin'ny specialisation ny dokotera.
Ny medecine generale dai anisan'ny specialisation fa tsy hoe mandalo eo daholo vao maka specialisation.

Ny besoin en medecin kosa anie miankina amin,ny toerana misy e, matoa ianao no-former-na tany Dago ohatra dai hiasa any Dago fa tsy handeha any Frantsa satria tsy mi-repondre amin,ny bbesoin-N,ny frantsay ny formation nataonao!
Dia avy amin'izay ilay fomba fijery nahatonga ilay restriction maro any ivelany.
3. Fanja1 ( 14/07/2006 16:11)
herimiafina ka izy io anie zao e: srtt eto frantsa an.. tsy maharaka ny Dr sy ny infirmières de voatery miantso etrangés zareo, nefa refa miasa aty ireo olona antsoiny de tsy ampitoviziny akoury ny karama ka zay no mahatonga andry zareo miantso io grevy io.Nefa ny asa atao mitovy, tsy rariny kousa raha zany.
4. kally ( 14/07/2006 16:50)
Aty aminay koa aloha tsy eken-dry zareo mihitsy ny diplaoma avy any an-kafa eny fa na dia samy eropeanina aza, tsy maintsy ny dokotera nahavita fianarana taty ihany no mahazo mitsabo.
5. fijo ( 15/07/2006 18:54)
ny mampiomehy ahy anie dia izao e,fa io fampianarana io ve,rehefa mianatra ny momba ny tena ry zareo mpitsabo.misy hoe ity vatana vazaha frantsay,ity vatana canadianina,ity vatana sinoa,ary iza moa no nampianatra io fitsaboana io tany ivelany tsy ry zareo ihany????
ary maninona no ekena hanao garde izy ireo raha toa ka tsy tohaina ny faripahaizany????na izy mahay,dia omeo ny karama mendrika azy,na tsy mahay,dia avereno mianatra,fa tsy hoe afaka mitsabo,nefa tsy ekena ny faripahaizany???????
izay le fotsy hoditra e,mainty saina
6. agoago ( 16/07/2006 06:11)
ka inona anefa no ijanonana any raha izany no anaovany an'ny tena e. Matoa mahatanty dia mahazaka, misy vahiny (dokotera gasy mihintsy) mikarama tsara anefa any
7. Fanja1 ( 16/07/2006 09:04)
misy vahiny (dokotera gasy mihintsy) mikarama tsara anefa any

Matoa mitovy karama @ Dr aty de satria taty mihintsy izy no nanao ny fianarany iray manontolo ( mety efa taty depuis mbola kely mihintsy) asa aloha fa zany fahaizako azy raha mitovy karama @ Dr aty izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1603