STRIPTEASE tao @ FR3 omaly nahaliana tokoa!

1. lemenakely ( 17/07/2006 08:13)
Asa izay nahita ilay émission STRIPTEASE tao @ FR3 omaly fa dia nahaliana tokoa.Momba an'i MODESTINE izay vehivavy malagasy tena courageuse tokoa.. sy ilay rafozan-dahiny izay tsy mifankahazo aminy, tao aorian'ny nahafaty ilay zanany lahy! Any ambanivohitra moa ilay zavatra no miseho koa atao ahagàga ve ny racismen'ilay rangahy.
Mbola hitohy moa ny tantara ka ho hita eo @ heriny e.
2. sarobidy ( 17/07/2006 09:40)
izahay mou aty alavitra aty tsy nahita an'zany akory , désolé
3. hery ( 17/07/2006 10:08)
Ireny no tena vehivavy Gasy mafy toto :-)
Mety ho betsaka ny vehivavy gasy tahaka ireny. Tsy manaiky lembenan'ny vazaha fa dia manana ny maha izy azy tokoa. Sady hitako hoe tsara fanahy be i Modestine (surtout amin'i ra-Stephan :-))

Oviana no tohin'iny fa mbola liana izahay?
4. xxx ( 17/07/2006 10:23)
Toa film fotsiny ihany no fahitako azy, asa na inspiré t@ cas na gasy na ahoana. Na i Modestine aza toa tsy gasy loatra ny fahitako azy fa actrice fotsiny.

Ilay resaka escalavage moderne (2 na 3 taona lasa izay) nataona gasy taty koa mantsy toa nisy nanao film dia ankizy tsy gasy akory no nilalao azy
5. vale ( 17/07/2006 11:29)
tsara ilay film, fa zaho koa ohatry ny nieritreritra ohatran'i xxx izay! hoe gasy ve i Modestine? ohatry ny afrikana na antillais izany no fijeriko azy:idea: :?:, mba ilazao ny daty hivoan'ny tohiny fa mahaliana kah, "na gasy na tsy gasy" i Modestine satria gasy aloha izany no fiaviana noentiny eo @ ilay film ê!
6. sipagasy ( 17/07/2006 13:54)
sombiny kely foootsiny ny mba hitako e!!!!! dia tsy afaka mitantara aho fa mba tantarao hoe ry reto....
7. Mifenty ( 17/07/2006 14:00)


fa matanjaka kosa klou ikala manome kaly anle biby a.

le razoky ndray no nokoziny oe " bougez bougez"


mafy toto maitsiny kosa klou izy e
8. ftma ( 17/07/2006 14:46)
Izaho tsy nahita atramin'ny farany fa iny tantara iny tantara marina, efa nivoaka gazety régional ireny mihitsy.
Tena ilay vehivavy iny fa tsy actrice izany. ohatr'ireny tantara @ "sans aucun doute " ny TF1 ireny iny
Hery lozana mijery télé nga tsy vacances? @ alahady ny tohiny :wink:
9. arson ( 20/07/2006 07:08)
inona reto no titre ? tena mba tsy naharaka izany indray za ko.
mafy refa be asa de tsy aleo matory vao tonga ao antrano e!
10. fasaly ( 20/07/2006 11:39)
:(tssssssss tena tsy nahita anzany sipa mafy toto zany zà kou! ovina no tohin'izany.......mila mafy toto klou amtiony vazà tony e! indrindra lay raciste reny an!:twisted:
11. mirana5 ( 20/07/2006 18:38)
Rehefa atao ny fandinihana dia toa tsy fanaka malemy akory ny vehivavy zany ,BRAVO Modestine aiza manaikinaiky foana akia a, tena tsara ny défensen'ny tenany sy ny heviny aloha é=D=D=D=D
12. Mifenty ( 21/07/2006 13:51)


mafinaritra anà mitsy ny mamaly manaraka an'i mirana5 le

elaela enao tsita a
13. fijo ( 21/07/2006 18:15)
gasy iny ry zalahy an,toa rahampitso ny tohiny na amin'ny alahady.
14. yonikafopl ( 23/07/2006 06:23)
am firy zany ? androany ve? mba lazao ny ora ry reto a
15. mirana5 ( 25/07/2006 17:35)
Mifenty:



mafinaritra anà mitsy ny mamaly manaraka an'i mirana5 le

elaela enao tsita a


Eto ihany aho fa varaian @ akanga tsara soratra dia nanary ny akoho tama-trano é, fa ito ndray zà zao Mifenty a:wink:
16. miangola ( 06/08/2006 12:15)
gasy be mihintsy ary i Modestine koa, ny emission nade farany zao dia izy lasa tany dago niaraka t@ i Stephane
Isaky ny Alahady @ 23h no mande io tantara io sady fizarana farany zao @ alahady
17. Herimiafina ( 06/08/2006 14:16)
tsara izany, saingy zah tsy mba mahita klé, TV5 monde no mba azo aty aminay! :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4341