FA MANINONA ??? :-w
1. tsoupou
(
20/07/2006 16:16)
Fa maninona oa ny vevavy raha oatra oe misy lelahy na tsy mikôty azy aza ka tiany dé hidirana na efa miteny aza lé lelahy oe efa manambady e ???
Gaga fôna a fa mahita bedabe an'zany mitsy a, eto gasikara malala.
Gaga fôna a fa mahita bedabe an'zany mitsy a, eto gasikara malala.
novalian'i tsoupou ny 26/07/2006 14:21
2. Herimiafina
(
20/07/2006 16:19)
Ka le lehilahy anie leisy na dia efa manambady aza mbola mampiseho hoe misy ouverture foana e, ka rehefa azo idirana na misy tomponya za de hidirany e! hehehehe:-D
3. fasaly
(
20/07/2006 16:21)
de maninona kou ny lehilahy misy miditra am sipa efa manambady aza e!:wink: ataoko fa fitiavana no mitondra anlay izy angamba quoique.......:wink:
4. Herimiafina
(
20/07/2006 16:22)
Torak'izay koa, na manambady aza ny sasany mbola manome ouverture foana.
Matoa izy misisika dia misy lavaka hitany ihany ao e!
"Mitandrema ihany rehefa misy olona mpifosa ny vadiny any aminao izay"
Matoa izy misisika dia misy lavaka hitany ihany ao e!
"Mitandrema ihany rehefa misy olona mpifosa ny vadiny any aminao izay"
5. tsoupou
(
20/07/2006 16:24)
Herimiafina:Iny angé Ra-Hery hafa e, ny bandy misy tanjona hafa fa tsy tena fitiavana loatra.
Ka le lehilahy anie leisy na dia efa manambady aza mbola mampiseho hoe misy ouverture foana e, ka rehefa azo idirana na misy tomponya za de hidirany e! hehehehe:-D
6. pissoa
(
20/07/2006 16:25)
Ka maninona koa nefa no manaiky e! Sa azon'ody? :-w
Hanome tsiny ny andaniny fotsiny avy eo, nefa olona efa manambady izany efa tompon'andraikitra tsara amin'ny tenany (sy ny ankohonany).
tsssss
Hanome tsiny ny andaniny fotsiny avy eo, nefa olona efa manambady izany efa tompon'andraikitra tsara amin'ny tenany (sy ny ankohonany).
tsssss
8. tsoupou
(
20/07/2006 16:27)
fasaly:Ka nen'ny bandy tantara hafa no tadiaviny fa nen'ny sipa ange tena fitiavana matoa iz misisika izay e (na ko sôsy alo e), sady tonga izy dé mazoto be mitsy am rehetra rehetra an :-w :-w , tena izy reetra mitsy
de maninona kou ny lehilahy misy miditra am sipa efa manambady aza e!:wink: ataoko fa fitiavana no mitondra anlay izy angamba quoique.......:wink:
9. Herimiafina
(
20/07/2006 16:30)
Ka io koa leisy ra-tsoupou raha mbola tsy nahita ny divan'i toi mihintsy le joba dai naman'ny tsy hino an'i toi mihintsy izy hoe misy tompony i toi e!
Tsy mino izy raha tsy mahita.
Ary tadidio fa mampilendalenda azy kokoa ilay i toi somary mandà sy mialaala azy iny, hevetriny fa tia azy ihany fa somary mampifila, hehehe:-D
Tsy mino izy raha tsy mahita.
Ary tadidio fa mampilendalenda azy kokoa ilay i toi somary mandà sy mialaala azy iny, hevetriny fa tia azy ihany fa somary mampifila, hehehe:-D
11. pissoa
(
20/07/2006 17:08)
Herimiafina:Ontso, nareo lehilahy no tia an'izany koa!
Ary tadidio fa mampilendalenda azy kokoa ilay i toi somary mandà sy mialaala azy iny, hevetriny fa tia azy ihany fa somary mampifila, hehehe:-D
Dia indraindray le sipa efa tsy mila fa tsy mampifila zany akory dia mbola lazaina fa mody mampifila ihany =))=))=))
12. Herimiafina
(
20/07/2006 17:18)
An3, ny ahy indray rehefa non dia non kah, rehafa omena ka tsy mandray dai barakay, misy any ambadika any matin-kanoanana dai ianao indray no sarotiny! hehehe:-D
13. lemenakely
(
20/07/2006 17:28)
resaka sexe aloha no tena antony voalohany ny lehilahy efa manambady manana éxpérience eo koa ny avantage matériel ...
14. fasaly
(
20/07/2006 17:52)
:
[/quote]
an han! efa mpana oazy zany an! hummmmmmm! specialiste:°):°):°):°)
tsoupou:Iny angé Ra-Hery hafa e, ny bandy misy tanjona hafa fa tsy tena fitiavana loatra.
[/quote]
an han! efa mpana oazy zany an! hummmmmmm! specialiste:°):°):°):°)
15. Herimiafina
(
20/07/2006 17:54)
Ka tsara kosa anie iny ry fasaly e! Ka inona moa no tsy hangalana specialité kely amin'iny e, dieny mbola tsy voasazy, hehehehe:-D
16. fasaly
(
20/07/2006 17:55)
lemenakely: hazavao lalindalina koukou hoe izany filazanao zany???:lol::wink::wink:
17. lemenakely
(
20/07/2006 18:00)
fasaly:
lemenakely: hazavao lalindalina koukou hoe izany filazanao zany???:lol::wink::wink:
Mazàva be raha ohatra ka lehilahy efa manambady no iarahana sipa anakiray ...Misy zavatra manque !NY HITSIKITSIKA TSY MANDIHY FOANA FA AO RAHA hoy ny fiteny!
Isan'izany ny resaka sexe mety noho ny maha expérimenté ilay lehilahy dia tamàna rasipa!...faharoa dia matériel koa satria matetika ny lehilahy manambady manambola sy mahay manambitamby...etc...
18. fasaly
(
20/07/2006 18:03)
hummmmmm! mazava ka! ary raha lay ca hafa njay lay mifanohitra amin'io:wink:
19. lemenakely
(
20/07/2006 18:21)
dia raha ilay vehivavy antitra indray no mitady tanora dia mazàva be mihintsy fa resaka plaisir sy sexe ny an' CLO MAHAJANGA manambady tanora misy raha matanjaka hozy!
raha ilay bandy tanora indray no mitady vehivavy antitra dia minoa ahy fa tsy miaraka @ io vehivavy io izy raha tsy misy intêret ao !sy mahavita ny caprices ny!
raha ilay bandy tanora indray no mitady vehivavy antitra dia minoa ahy fa tsy miaraka @ io vehivavy io izy raha tsy misy intêret ao !sy mahavita ny caprices ny!
20. ja
(
20/07/2006 19:24)
Herimiafina:
An3, ny ahy indray rehefa non dia non kah, rehafa omena ka tsy mandray dai barakay, misy any ambadika any matin-kanoanana dai ianao indray no sarotiny! hehehe:-D
HM>:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D zany ve?
misy sipa izay niteny tamiko oe:"une fille ça se bouge,si tu veux avoir le gars tu l'auras"
raha mbola kisipasipa aloha dia mety io e fa raha vady indray euhh... toa manahirana koa