FA MANINONA ??? :-w

21. fasaly ( 20/07/2006 19:48)
lemnakely: fangah teo nisy resaka hoe mitady tanora lay vehivavy antintra:roll::-D:-D:-D
ny contraire n'io sizé io nge zany e! hoe lay bandy ndray no miditra am sipa manambady:roll::wink::wink:fa aza ovaina vehivavy antitra mitsy klou:°)
22. mamzelkely ( 21/07/2006 07:04)
:? (ts mahita lazaina fa efa lava be de kamo hamaky :°))
23. fasaly ( 21/07/2006 07:14)
:-D:-D:-D:-Dmanaova effort kely aky a! inona aza ity kamo ity ny herinandro zao mifarana tokony hazoto:-D:-*
24. mamzelkely ( 21/07/2006 11:25)
fasaly tena kamo ee enfin ts de mazoto satri manko oziz dadanay we alao anaty ny vocabulaire zany kamo zany de atao we ts de mazoto :°):-D:-D

za aza akia ry fasaly lôzako mi-forum sisa fa leo asa ko :-D:-*
25. fasaly ( 21/07/2006 11:30)
ka tsara lay miova kely ange mamz e! boda ao am asa ao ny loha fa ataovy:-D^^
26. tsoupou ( 22/07/2006 05:39)
Herimiafina:

Ka io koa leisy ra-tsoupou raha mbola tsy nahita ny divan'i toi mihintsy le joba dai naman'ny tsy hino an'i toi mihintsy izy hoe misy tompony i toi e!

Tsy mino izy raha tsy mahita.

Ary tadidio fa mampilendalenda azy kokoa ilay i toi somary mandà sy mialaala azy iny, hevetriny fa tia azy ihany fa somary mampifila, hehehe:-D


Na efa naita aza nge ny sasany misisika iany e, dé zay lé tsy azoko.
27. ikalakintina ( 22/07/2006 10:14)
de izy le misisska angamba no tsara anontaniana, angamba tena misy zavatra manintona azy be any aminao ry tsoupou a!
28. tsoupou ( 26/07/2006 14:21)
fasaly:

:
tsoupou:


Iny angé Ra-Hery hafa e, ny bandy misy tanjona hafa fa tsy tena fitiavana loatra.







an han! efa mpana oazy zany an! hummmmmmm! specialiste:°):°):°):°)
[/quote]

TSY TENA MPANAO AZY KY FASALY A, FA MBA ZAVA-MISY IO E, EFA NITRANGA TAMIKO KOA FA TSY NAKA ANLE TANJONA HAFA A AN, FA LE IZY MANTSY TAKALO-PATSA VIDIM-PIHINANANA DE ALEO TSY MIHINANA E
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2515