Fanambadiana

1. cutie ( 20/07/2006 11:32)
Hono wa e, firy taona eo ho eo kay ny mpisipa no miaraka vo tokony afaka hiroso @ fanambadiana eo @ firaha monina Malagasy ?
novalian'i cutie ny 27/07/2006 19:54
2. booboo ( 20/07/2006 11:40)
-rehefa bevohoka ilay vehivavy :-D ( tsy haiko hoe firy taona na firy volana niarahana )
3. cutie ( 20/07/2006 11:42)
raha we tsy ao anatin'io ny resaka bevohoka ka :wink:
4. fasaly ( 20/07/2006 11:47)
fa angaha moa misy fetrany ny tokony hanambadiana sy tsia...refa vonona fotsiny d'efa afaka mifanambady kouuuuu! sy raha mifankatia beuh!!!!:wink:
5. Herimiafina ( 20/07/2006 11:52)
cutie:

Hono wa e, firy taona eo ho eo kay ny mpisipa no miaraka vo tokony afaka hiroso @ fanambadiana eo @ firaha monina Malagasy ?

Valiny: eo ho eo amin'ny 1 andro ka hatramin'ny 80taona niarahana! fa ahoana ry cutie? hehehehe:-D

6. cutie ( 20/07/2006 11:56)
:-D:-D:-D:-D:-D
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 20-07-2006 16:47:46
Lohateny : Re : Fanambadiana
fa angaha moa misy fetrany ny tokony hanambadiana sy tsia...refa vonona fotsiny d'efa afaka mifanambady kouuuuu! sy raha mifankatia beuh!!!!

za nga miteny we misy fetrany, tiako fantarina aza zany tsy misy fetrany zany e e:-D:-D:-D
7. Herimiafina ( 20/07/2006 11:59)
Tena aleo tsy manambady fa ohatry ny mivadika izany daholo ny siapa rehefa vadiana klé, hehehehe:-D
8. cutie ( 20/07/2006 12:01)
:-D:-D:-D:-D:-D
miandrasa hatramoin'ny 80 taoan niarahana, assurer enao @ zay fa tsy mivadika ny sipa:-D:-D:-D:-D
9. raval ( 20/07/2006 12:02)
Le taona iarahana zany tsy misy oe firy na firy.Satria misy aza efa misipa 10 taona be izao zay vao miroso nefa mbola misaraka iany aty aoriana satria mbola misy toetra tsy hita ao anatin'lay 10 taona.Zany oe miankina @ tsirairay io.Rehefa matotra tsara daholo ny roa tonta (zany oe mahay mifandefitra : ny toetra ratsin'ny iray dia tian'ny iray dia toa izany koa ny iray satria tsy misy ny tonga lafatra)sy vonona ary manana antom-pivelomana tsara de ampy zay.Ny fanambadiana mantsy tsy azo atao kilalao ka oe andramako aloa de ivoaka ndray za avy eo.
10. Herimiafina ( 20/07/2006 12:05)
cutie:

:-D:-D:-D:-D:-D
miandrasa hatramoin'ny 80 taoan niarahana, assurer enao @ zay fa tsy mivadika ny sipa:-D:-D:-D:-D


Ny fanambadiana lazainao eto anie ka dia tena taratasy atao sonia fotsiny ihany e.

Raha ny tena marina, tsy mahalala akory ny tanora fa efa fanambadaina ny ataony iny izy vao manala pataloha sy manainga zipo iny, hehehehe=))

11. cutie ( 20/07/2006 12:07)
ka zay no anontaniko we, firy taona eo ho eo zany le tokony hanaovana "dating " e
12. cutie ( 20/07/2006 12:07)
Mpandefa : raval [ Valio ] 20-07-2006 17:02:30
Lohateny : Re : Fanambadiana
Le taona iarahana zany tsy misy oe firy na firy.Satria misy aza efa misipa 10 taona be izao zay vao miroso nefa mbola misaraka iany aty aoriana satria mbola misy toetra tsy hita ao anatin'lay 10 taona.Zany oe miankina @ tsirairay io.Rehefa matotra tsara daholo ny roa tonta (zany oe mahay mifandefitra : ny toetra ratsin'ny iray dia tian'ny iray dia toa izany koa ny iray satria tsy misy ny tonga lafatra)sy vonona ary manana antom-pivelomana tsara de ampy zay.Ny fanambadiana mantsy tsy azo atao kilalao ka oe andramako aloa de ivoaka ndray za avy eo.

merci raval:P
13. soanja ( 20/07/2006 12:08)
cutie:

Hono wa e, firy taona eo ho eo kay ny mpisipa no miaraka vo tokony afaka hiroso @ fanambadiana eo @ firaha monina Malagasy ?


Miankina amin'ny foko io raha ny firaha-monina Malagasy no jerena.
Ka raha ny faritra sasany dia herinandro iray dia efa mila manao fisehoana sy fomba. Any amin'ny faritra sasany indray dia mila mifampizaha toetra heky aloha hoe: raha io dia mety haharitra mandrakizay:wink: Fa ny azy kosa dia maharitra 3 taona eo.
Fa ny mateti-pitranga raha amin'izao fotoana izao no resahina dia eo amin'ny enim-bolana eo dia efa miroso ny raharaha.


14. cutie ( 20/07/2006 12:09)
ok soanja:wink:
15. xxx ( 20/07/2006 12:13)
efa ho andao amizay isika sy cutie hivady fa ilaozana mandany andro ato @ forum ato. tsss.. ;-)))
16. cutie ( 20/07/2006 12:25)
tsy haiko i xxx de za tsy handeha:-D
17. Herimiafina ( 20/07/2006 12:53)
Aza atao mihoatra ny dimy taona fotsiny ny dating fa ny akamako rehetra niaraka mihoatra ny dimy taona izao toa nisaraka avy klé.
Dia izao koa, raha miheritreritra ny hanambady dioa aleo tsy misara-toerana fa gravy iny klé. Aleo le izy mbola donton'ny fiarahana iny no fatorana fa raha vao miala eo mantsy izy dai revon'ny johnny rapida dia iny no lasa any tsy miverina, mba kaozy e!

rehefa tsy mety ny tantana any amin'i Johnny rapida any vao mody misikosikotra ny hiverina fa tsy mety intsony e! :wink:
18. cutie ( 20/07/2006 12:58)
tsyhaiko zany johny rapida:roll:
19. Herimiafina ( 20/07/2006 13:00)
Johhny rapida ve dia tsy fantatrao ry cutie? ianao nefa efa niresaka be taminy fahiny! hehehehe:-D
20. pissoa ( 20/07/2006 13:02)
cutie:
Hono wa e, firy taona eo ho eo kay ny mpisipa no miaraka vo tokony afaka hiroso @ fanambadiana eo @ firaha monina Malagasy ?

Refa vonona fotsiny fa tsisy taona.
Fa rangito kely kloo ahitana azy tezitsa izay vao mivady fa ngo de tsy zaka refa tafiditra :roll::-D:-D:-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2686