Fanambadiana
103. mmimi
(
26/07/2006 09:38)
cutie a!
io tsisy hoe firy taona izany! na 10 taona niarahana na 1volana rehefa manao enao hoe ho zakanao daholo izay mety hataony, sady mahay mampiakatra ny morale-nao enao, dia mandeha foana io! dia midira amzay koa!
Zà zao no 7 taona niarahana talohan'ny fanambadiana, tao anaty tokatrano vô hita foana ny TENA toetrany, àry ao koa no tena mampietsika ny toetra e! fa mianatra mizaka fotsiny rehefa ao, dia mandeha joli foana io! 10 taona izany izao no niarahanay!

105. methode
(
27/07/2006 18:33)
Raha ny fahafantarako azy dia tsy misy hoe miaraka alohan\'ny fanambadiana izany teo amin\'ny fanambadiana netim-paharazana sadira ny ray aman-dreny no mifidy ny vady. Izy no manapaka hoe efa lehibe fa ndao atao amin\'izay ny fanambadian\'ny ankizy na 12 taona io na 20 taona! Mety miaramipetraka alohan\'io fa ohatran\'ny mpianadahy!
107. methode
(
27/07/2006 19:45)
Ka mitovy fihaviana ny karana sy ny gasy raha ny tantara no jeren ako! lol
109. methode
(
27/07/2006 19:53)
Ny inona amin'ireo voalaza rehetra reo no tsy marina:roll::?:8O:lol: