Fanambadiana

81. pissoa ( 20/07/2006 18:28)
xxx, njy koa ngah tenan-kanina otran'i HM? :-D
82. xxx ( 20/07/2006 18:30)

za bedin'i bebeanay ra vao manary hanina :-D:-D:-D:-D:-D
83. Herimiafina ( 20/07/2006 18:39)
izay vaio tadidiko leity ry xxx le film an, misy an'ilay bandy amin'ny Shangai Kid iny kay le izy klé. Manja kosa ny revindry leirony an!
Ary tena stara tanterahana ilay projet an! aleo aloha hanambady i cutie, aiza ary izy teo? :-D
84. xxx ( 20/07/2006 18:50)

:D:D:D:D:D:D:D:D
sur kosa fa misy gasy ny mariazin'i cutie an!!
za manko fady vazah :-D:-D:-D:-D:-D:-D
85. Vaika ( 20/07/2006 20:15)
cutie : :b
86. mamzelkely ( 21/07/2006 11:08)
refa vonona de manambady :°)
87. cutie ( 21/07/2006 17:27)
Mpandefa : Vaika [ Valio ] 21-07-2006 01:15:23
Lohateny : Re : Fanambadiana
cutie : :b

in io :roll:
88. Herimiafina ( 21/07/2006 17:47)
8O:roll:=))=))
89. xxx ( 21/07/2006 18:10)
no dikan'io ry cutie ah!
90. fens ( 21/07/2006 18:48)
rehefa manambola na kou rehefa mety ny tantana! miankin,a amze mety e!
91. ikalakintina ( 21/07/2006 19:08)
ataovy ze mety cutie
92. fijo ( 21/07/2006 19:20)
cutie an avy dia alaivo vadyfa sao lasan'ny sasany eo indray an
93. ikalakintina ( 21/07/2006 19:23)
marina zany e!, cutie zany ono!
94. cutie ( 21/07/2006 22:41)
nareo reto ammpime ahy daholo :-D:-D:-D:-D
95. Aino ( 23/07/2006 16:35)
cutie fa anga hita hintso hoe firy hatraminy firy fa misy ny sasany maharitra ela be misy ny sasany na volanamanaraka ny nifankafatarany ry zareo aza no hataony dia manao izy.
fa raha izaho indray aloha dia dinihiko tsar dol aloha izay tsy de tena tiako rehefa ny fomba sns, na firy taonana firy tsy voatery ho fatatra dol koa ny @rehetra ny tena marina rehefa samy ao indray mifandinika moramora eny ko.
96. Aino ( 23/07/2006 16:38)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 22-07-2006 00:20:33
Lohateny : Re : Fanambadiana
cutie an avy dia alaivo vadyfa sao lasan'ny sasany eo indray an

ko raha alaina nefa rehefa veo de lasany sasany ihany de ahoana izany.
97. cutie ( 23/07/2006 17:44)
:-D:-D:-D:-D
Aino de avelao ho lasa ny sasany any e :-D
98. mandrindra ( 25/07/2006 12:21)
dai soloina indray rehefa lasan'ny sasany e
99. ikalakintina ( 25/07/2006 13:48)
mandrindra:

dai soloina indray rehefa lasan'ny sasany e


=D=D=D=D


100. cutie ( 25/07/2006 19:37)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 25-07-2006 17:21:07
Lohateny : Re : Fanambadiana
dai soloina indray rehefa lasan'ny sasany e

tsy mitana zay tsy tamana we :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0434