Fanambadiana
64. xxx
(
20/07/2006 17:46)
ahoana ndray ary le hoe mariazy miara-mizotra ee,
reny zao tena option azo jerena tsara an:D:D:D:D:D:D:D:D
67. Herimiafina
(
20/07/2006 17:50)
xxx:
ahoana ndray ary le hoe mariazy miara-mizotra ee,
reny zao tena option azo jerena tsara an:D:D:D:D:D:D:D:D
Iny ve leity tsy ilay bambaray be klé, ny reniny sy ny zanany ary ny nenitoany sy ny bebeany miara-manambady daholo? :-D
68. cutie
(
20/07/2006 17:52)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 20-07-2006 22:46:48
Lohateny : Re : Fanambadiana
ahoana ndray ary le hoe mariazy miara-mizotra ee,
reny zao tena option azo jerena tsara an
tsy haiko njay ny @ zany , mbola tsy nahita an'zany za:-D
69. xxx
(
20/07/2006 17:54)
Herimiafina,
ka @ iny sady tsy lany vola no vita ny adidy ka
ingenieux an!
;-);-);-);-);-);-);-)
71. Herimiafina
(
20/07/2006 17:56)
Ny olana ho anay mpanasa tena itony dai tokony hi-split ny kaly bonne dia lasa mikambana iray dai perta be klé. tsy misy vodiandro merika vanina intsony.
Ny an'i cutie izao no andrasako mba hanandramana izany vorontsiloza amerikana izany klé. mba kaozy e! :-D
Ny an'i cutie izao no andrasako mba hanandramana izany vorontsiloza amerikana izany klé. mba kaozy e! :-D
72. xxx
(
20/07/2006 17:58)
ka nomen'lah an'ilay chiffre 1-80 cutie de tena mety hiemotra (grave) le izy ka :D:D:D:D:D:D
za zany tena te hinana vary be menaka :D:D:D:D:D
74. Herimiafina
(
20/07/2006 18:01)
Ka i cutie anie siora fa entre an'ireo matoa manontany e, raha tsy hoe vao kendrikendreny ilay vadiny! hehehe:-D
Siora aho fa hisy Pina Collada io mariazin'i cutie io an! :miam:
Siora aho fa hisy Pina Collada io mariazin'i cutie io an! :miam:
76. xxx
(
20/07/2006 18:06)
Herimiafina,
efa kobon'lah ve le film hoe: "wedding crashers" :D:D
Any tsika mitsam no mitady, sa ahoana :D:D:D:D
77. Herimiafina
(
20/07/2006 18:08)
Tena mbola tsy koboko indray leisy io klé.
Fa ahoana ny fandehan'ilay tanatara, lasany ve ny entana sa ahoana? nanao ahaona ny kaly? :-D
Fa ahoana ny fandehan'ilay tanatara, lasany ve ny entana sa ahoana? nanao ahaona ny kaly? :-D
78. xxx
(
20/07/2006 18:11)
Herimiafina,
an3 ka, izy mitsam mamonjy mariazin'ol (riche de surcroit) de any mampiresaka jobakely :wink:, ny kaly mazava ho azy fa milay surtt le dessert :D:D:D:D. Farany tena tara t@ le joba le bandy iray de zay no nitondra gidragidra fa kobo ry zalah, nefa le revy mbola milay be... niaraka ihany zareo ny farany :D:D:D:D:D
**GooGle**
80. xxx
(
20/07/2006 18:19)
pissoa,
ka ra vao resaka mariazy tsy maintsy miafara @ kaly foana ka :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
