Fanambadiana
21. fasaly
(
20/07/2006 13:03)
:-D:-D:-D:-Dtsy misy lalàna aky hoe miaraka zao taoana vao afaka mifanambady ah! io na niaraka vao omaly aza injy sy johny ramida ohatra:^):^):-D:-D:-Dka tapakevitra ny hivady am sabotsy rafakapitso dia lasa zao raha vonona am rehetra
22. Herimiafina
(
20/07/2006 13:04)
Le tezitra anie ry pissoa mba azo leferina sy milay ihany indraindray e.
saingy ilay miatsara-velatsihy be ireny no tokony halavirina fa poizina, hehehehe:-D
saingy ilay miatsara-velatsihy be ireny no tokony halavirina fa poizina, hehehehe:-D
23. cutie
(
20/07/2006 13:05)
: pissoa [ Valio ] 20-07-2006 18:02:18
Lohateny : Re : Fanambadiana
Hoy i cutie:
Hono wa e, firy taona eo ho eo kay ny mpisipa no miaraka vo tokony afaka hiroso @ fanambadiana eo @ firaha monina Malagasy ?
Refa vonona fotsiny fa tsisy taona.
Fa rangito kely kloo ahitana azy tezitsa izay vao mivady fa ngo de tsy zaka refa tafiditra
zany ve ??
mila angalana antsy mitsy ve :-D
24. cutie
(
20/07/2006 13:06)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 20-07-2006 18:00:44
Lohateny : Re : Fanambadiana
Johhny rapida ve dia tsy fantatrao ry cutie? ianao nefa efa niresaka be taminy fahiny! hehehehe
tsy haiko wa, i HM ve zany :-D:-D:-D
27. pissoa
(
20/07/2006 13:18)
Herimiafina:Ontso :-D
Le tezitra anie ry pissoa mba azo leferina sy milay ihany indraindray e.
saingy ilay miatsara-velatsihy be ireny no tokony halavirina fa poizina, hehehehe:-D
30. Herimiafina
(
20/07/2006 13:21)
Misy karazana olona "maso" mantsy tena dirandoza mihintsy raha handefitra nefa ny ao ampo dia rangitra sy tezitra ihany saingy tsy avoaka sao hono lasa ilay akama, tssss :evil:
Hany ka rehefa tafiditra mariazy ka tratra ny tanjona kendrena dia banzoro la vie dai mamoaka ny teny mahararay rehetra amin'izay satria efa sauvé la face e, hehehe=))
Hany ka rehefa tafiditra mariazy ka tratra ny tanjona kendrena dia banzoro la vie dai mamoaka ny teny mahararay rehetra amin'izay satria efa sauvé la face e, hehehe=))
31. pissoa
(
20/07/2006 13:44)
Tsy mahay masosotra tsara elah matoa izay mbola mahay miafina :-D:-D:-D
32. Herimiafina
(
20/07/2006 13:49)
Vakio tsara retsy klou izay vaolaza an.
matoa izy tezitra sy manao ampod ai efa sendran'ny fandrangitana avy aty amiko izay ary amin,ny maha-president d'hionneur ny Masochiste azy dai tsy avoakany mihintsy ny fahateerany fa afeniny! hehehe:wink:

34. tsoupou
(
20/07/2006 15:02)
booboo:na REFA VONONA NY HIROSO AMZANY NAREO ROA na REFA KORODODOSIN'NY RAY AMANDRENINAREO NAREO.
rehefa bevohoka ilay vehivavy ( tsy haiko hoe firy taona na firy volana niarahana )
35. cutie
(
20/07/2006 15:11)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 20-07-2006 18:21:22
Lohateny : Re : Fanambadiana
Hoy i cutie:
aleo akia antsy mitsy a
Tanjemo azany sao tapaka fa tsy rangitra fotsiny
non rangitina @zay maranitra ka de avy eo manindrona:-D
36. cutie
(
20/07/2006 15:11)
fasaly [ Valio ] 20-07-2006 18:03:22
Lohateny : Re : Fanambadiana
tsy misy lalàna aky hoe miaraka zao taoana vao afaka mifanambady ah! io na niaraka vao omaly aza injy sy johny ramida ohatraka tapakevitra ny hivady am sabotsy rafakapitso dia lasa zao raha vonona am rehetra
zany an :-D:-D:-D:-D
37. cutie
(
20/07/2006 15:13)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 20-07-2006 18:21:51
Lohateny : Re : Fanambadiana
Misy karazana olona "maso" mantsy tena dirandoza mihintsy raha handefitra nefa ny ao ampo dia rangitra sy tezitra ihany saingy tsy avoaka sao hono lasa ilay akama, tssss
Hany ka rehefa tafiditra mariazy ka tratra ny tanjona kendrena dia banzoro la vie dai mamoaka ny teny mahararay rehetra amin'izay satria efa sauvé la face e, hehehe
tsy mahavaly ny fanontaniako io :-D
40. Herimiafina
(
20/07/2006 15:50)
Ny mambo virus ve! mahatonga olona tia mi-contrarier olona, hehehe:-D