Fanambadiana

41. cutie ( 20/07/2006 15:58)
teny avy aiza koa zany :-D:-D:-D:-D
42. Herimiafina ( 20/07/2006 16:09)
Vao hitako tamin'ny CPG sy spectrophotometrie de masse androany io retsy an! Misy mambo virus any amindry any de lasa tia tia mandrangitra an'i HM indry! hehehe:-D

fa rahoviana klou ndry no miheritreritra ny hanambady e? :roll:
43. cutie ( 20/07/2006 16:53)
mahatsiaro ho voarangitra ka, nefa za tsy nandrangitra akory :-D
44. kiali ( 20/07/2006 16:55)
de mbola hiandry amantonany ve zah vô hivady tsika ry cutie???:lol::lol::lol:
45. Herimiafina ( 20/07/2006 16:57)
cutie:

mahatsiaro ho voarangitra ka, nefa za tsy nandrangitra akory :-D


Ohatr'izao mihintsy ny fomba firesaka'ireny misy mambo virus ireny! hehehehe:-D

Io hono i Kiali vonona ny haka andry eo no hoe eo ry cutie raha mazoto ndry! hehehe:-D

46. cutie ( 20/07/2006 17:01)
Mpandefa : kiali [ Valio ] 20-07-2006 21:55:01
Lohateny : Re : Fanambadiana
de mbola hiandry amantonany ve zah vô hivady tsika ry cutie???
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
47. cutie ( 20/07/2006 17:02)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 20-07-2006 21:57:52
Lohateny : Re : Fanambadiana
Hoy i cutie:

mahatsiaro ho voarangitra ka, nefa za tsy nandrangitra akory



Ohatr'izao mihintsy ny fomba firesaka'ireny misy mambo virus ireny! hehehehe

de adalanao ny ho lasa rangitra raha zany :-D:-D:-D
48. xxx ( 20/07/2006 17:21)

Ngambany io refa samy mba mitady zavatra plus stable sy tojo olona azo hiafina de zay vao tena afaka mi-songer @ resaka lalina be otr'izany e.
Za manokana alou mbola matsiro be ny ditra ka na tsy hanambady ao anatin'ny 10 taona ho avy aza tsisy blem. Zany hoe refa manomboka mimenomenona ny Neninareo zay vao mamonjy mikorapaka kely :P:P:P:P:P
sa ahoana?
49. cutie ( 20/07/2006 17:22)
:-D:-D:-D:-D:-D
ie
50. xxx ( 20/07/2006 17:27)

mozika ny fianakooooo :D:D:D:D
alaina milamina fotsiny io fa tsy asiana fanotaniana betsaka ee.
Tsiky de ampy sa hoe sipa de ampy :wink::wink::wink:
51. kiali ( 20/07/2006 17:28)
hovina wa tsika anambady
52. cutie ( 20/07/2006 17:29)
le xxx koa mandreraka
ohtran'ny hafahafa ny hamaly oul tsy miseho ps :-D
Tsiky de ampy sa hoe sipa de ampy

izy roa miaraka ka de aza adino le mozika:-D
53. cutie ( 20/07/2006 17:29)
Mpandefa : kiali [ Valio ] 20-07-2006 22:28:44
Lohateny : Re : Fanambadiana
hovina wa tsika anambady

tsy eto no miresaka an;zany e :-D:-D:-D
54. Herimiafina ( 20/07/2006 17:33)
Tsy efa tokony ho voavaly ve ny fanontania-njy ry cutie izay an!
Raha mbola tsy voavaly dia ity ny valiny marina: entre 1andro à 80taona. :-D
55. xxx ( 20/07/2006 17:34)

fa nga tsy hevitra no aroso fa ps 8O8O8O8O8O8O
56. pissoa ( 20/07/2006 17:36)
Zah mitovy hevitra amin'i Herimiafina :P:-D:-D:-D
Refa tsy hivady amin'io tsy hivady tsony :roll:
57. cutie ( 20/07/2006 17:38)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 20-07-2006 22:34:54
Lohateny : Re : Fanambadiana

fa nga tsy hevitra no aroso fa ps

izy roa:-D
58. cutie ( 20/07/2006 17:39)
Herimiafina [ Valio ] 20-07-2006 22:33:48
Lohateny : Re : Fanambadiana
Tsy efa tokony ho voavaly ve ny fanontania-njy ry cutie izay an!
Raha mbola tsy voavaly dia ity ny valiny marina: entre 1andro à 80taona

Fa za tsy manakana ze mbola te hamaly:-D
59. xxx ( 20/07/2006 17:39)
xxx:
fa nga tsy hevitra no aroso fa ps 8O8O8O8O8O8O

Refa objective ny mpihaino anao dia ny hevitra no aroso. Fa refa subjective dia ny ps no aroso :(
60. cutie ( 20/07/2006 17:41)
:-D:-D:-D:-D:-D
ze tinao ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.378