SIRAMAMY

1. tsoupou ( 22/07/2006 03:14)
Indray andro tany an-tsekoly (tsy teny vontovorona intsony an),
Hoy ny mpampianatra : Mamorona fehezan-teny misy oe "SIRAMAMY"
Tsisy nananga-tànana mitsy dé tsy maintsy nanondro le mpampianatra : An'i Koto
Koto : Nisotro dité aho t@ maraina
Mpampianatra : Aiza leity ze oe siramamay am zany a ???
Koto : Ao amlé dité ramosé
novalian'i pissoa ny 24/07/2006 05:51
2. cherinah ( 22/07/2006 07:35)
KO MARINA ARY ZNAY KO HIHII
3. ikalakintina ( 22/07/2006 10:30)
:-D:-D:-D
4. Achia ( 23/07/2006 17:08)
tena anteliza mitsy lekoto a:-D:-D
5. pissoa ( 23/07/2006 17:12)
mlay be iny kle =))=))=))
6. dadabe ( 24/07/2006 02:20)
:-Dlasa mianatra pissoa :evil:
7. pissoa ( 24/07/2006 05:51)
:evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7839