SIRAMAMY
1. tsoupou
(
22/07/2006 03:14)
Indray andro tany an-tsekoly (tsy teny vontovorona intsony an),
Hoy ny mpampianatra : Mamorona fehezan-teny misy oe "SIRAMAMY"
Tsisy nananga-tànana mitsy dé tsy maintsy nanondro le mpampianatra : An'i Koto
Koto : Nisotro dité aho t@ maraina
Mpampianatra : Aiza leity ze oe siramamay am zany a ???
Koto : Ao amlé dité ramosé

répondu par pissoa le 24/07/2006 05:51