Manana fanahy ny biby

1. daran ( 21/07/2006 13:11)
Efa novakinareo ve ao @ Mpitori-teny 3:19-22? Ahoana ny hevitrareo ny amin'io?
novalian'i prime ny 07/08/2006 11:38
2. pissoa ( 21/07/2006 13:38)
Adiakao eto raha mety fa zah tsy manana baiboly :)
3. daran ( 21/07/2006 13:54)
za eto koa tsy manana fa any an-trano fa io andinin-teny io ref atao résumé d milaza fa mitovy ny formule nanaovan'A/tra ny ol sy ny biby d milaza ndray izy avy eo hoe: Iza no mahalala ny fanahin'ny ol raha miakatra any ambony na ny fanahin'ny biby zay midina any ambany????? Mba jereo oua d mba lazao ny hevitrareo aho
4. dadabe ( 21/07/2006 14:16)
daran a, raha toa ka tsy manana baiboly ianao eo akaikinao dia ity misy baiboly

http://baiboly.org dia adikao eo amizay ary ilay izy e, ataovy kopie kole
5. pissoa ( 21/07/2006 14:29)
Bedada, efa nijery tao koa zah vao niteny an'io tsy manana baiboly io fa

error '80070070'

D:\HSHOME\VANIALA\BAIBOLY.ORG\..\includes\statT.asp, line 6
no soratra hitako tao :roll:
6. Zina ( 21/07/2006 16:07)
Tsy mande
7. Herimiafina ( 21/07/2006 16:46)
Matoa manan'aina dia manampanahy, na ny zava-maniry aza! No comment!
8. cutie ( 21/07/2006 17:35)
Manana fanahy ny biby

manaiky 100/100
tsy mila mamaky baiboly akory:-D:-D:-D
9. Herimiafina ( 21/07/2006 17:44)
na tsy hamaky aza efa voasoratra! :-D
10. Achia ( 22/07/2006 06:50)
ye manana fanahy ny biby fa tsy mvy ny an'ny ol
11. daran ( 22/07/2006 15:01)
d ahoana ny hevitrareo @ zany satria fony tany am-pianarana d nalentika tao an-doha fa ny fanahy no maha ol kanefa ny biby koa mba manam-panahy?
12. dadabe ( 22/07/2006 15:14)
pissoa, Zina >ilay pejy voalohany dia misokatra tsara fa rehefa mamadika baiboly no tsy misokatra

mety misy tsy mety angamba ny donnee any @ webmaster:oops:
13. cutie ( 22/07/2006 18:18)
Mpandefa : daran [ Valio ] 22-07-2006 20:01:40
Lohateny : Re : Manana fanahy ny biby
d ahoana ny hevitrareo @ zany satria fony tany am-pianarana d nalentika tao an-doha fa ny fanahy no maha ol kanefa ny biby koa mba manam-panahy?

@ zay brainwashed tsika e :-D:-D:-D:-D
14. soanja ( 24/07/2006 00:20)
daran:

za eto koa tsy manana fa any an-trano fa io andinin-teny io ref atao résumé d milaza fa mitovy ny formule nanaovan'A/tra ny ol sy ny biby d milaza ndray izy avy eo hoe: Iza no mahalala ny fanahin'ny ol raha miakatra any ambony na ny fanahin'ny biby zay midina any ambany????? Mba jereo oua d mba lazao ny hevitrareo aho


Jereo eto ny fanazavana momba ny fanahy araky ny fisainan'i Jiosy sao mba faka manazava kokoa ny fahitanao ny karazam-panahy.
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44b2e74148f3a
Zany hoe ny "ruah" sy ny "neshamah" no mampiavaka antsika olombelona fa ny "nefesh" kosa dia itovizan-tsika (fanahy)amin'ny biby satria manome aina sy mamelona ary mampiasa antsika.
(Genesis 1:24) "Ary Andriamanitra nanao hoe aoka ny tany hamoaka ny zava-manan'aina [Nefesh raha ny ao amin'i Torah ], samy araka ny karazany avy, dia ny biby fiompy sy ny biby mandady na mikisak ary bibi-dia, samy araky ny karazany avy; dia nisy izany."


15. daran ( 24/07/2006 06:16)
soanja,merci bcp amin'ny fanazavana
16. soanja ( 24/07/2006 17:45)
Tsy misy fisaorana daran a:-*
17. dadabe ( 25/07/2006 03:54)
:°):°)
18. diamondra27 ( 06/08/2006 12:42)
daran: aza de mamaky arabakiteny ny baiboly fa mba diniho izay voasoratra eo aloha sy aoriana e!

raha tsy izany dia lasa fitaovana fifandirana ny tenin'Andriamanitra satria contradictoire
19. prime ( 07/08/2006 11:38)
dadabe> :°):-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4117