HIP HIP HIP

1. tsoupou ( 22/07/2006 03:46)
Indray andro tany afrika, nandé nanao safari bandy betsabetsaka dé ny iray lé bégue reny.
Tampoka teo
Bègue : hip ... hip ... hip
Rehetra : hourra
Bègue : hippopotame. Tonga dé nototoanlé hippopotame daoly ry leirony. :D :D :D
novalian'i tsoupou ny 01/08/2006 10:39
2. cherinah ( 22/07/2006 07:41)
:-D:-D:-D
3. ikalakintina ( 22/07/2006 10:27)
houra!:-D
4. lapino ( 22/07/2006 12:55)
Alaivo sary an-tsaina ange ilay scene :-D:-D:-D:-D:-D
5. pissoa ( 22/07/2006 13:13)
Ouff! mba nahavoa ny belge tamin'iny kle :-D:-D:-D
6. Herimiafina ( 22/07/2006 13:18)
Aiza izany belge izany ry pissoa, le hippo ve? hehehehe=))=))
7. pissoa ( 22/07/2006 13:22)
Oay ary tsy namaky tsara zah kay fa begue le olona fa tsy belge :oops::oops::oops:
:-D:-D:-D
8. Herimiafina ( 22/07/2006 13:23)
Tratrako indray i pissoa klé, hehehehe=))=))
9. pissoa ( 22/07/2006 13:24)
Aiza kou :roll::-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 22/07/2006 13:25)
Le tsy mamaky teny tsara kah! hehehehe=))=))
11. pissoa ( 22/07/2006 13:27)
Ka belge foana talou de mbola tadidiko knou :oops::-D:-D:-D
12. vale ( 22/07/2006 21:40)
tsoupou:

Indray andro tany afrika, nandé nanao safari bandy betsabetsaka dé ny iray lé bégue reny.
Tampoka teo
Bègue : hip ... hip ... hip
Rehetra : hourra
Bègue : hippopotame. Tonga dé nototoanlé hippopotame daoly ry leirony. :D :D :D
:-D:-D:-D:-D vendrana be dôly koa le mpamaly, efa hita fa olona mi-bègue mbola everina fa miteny tsara foana:lol::-D:-D=))=))=))


13. kiali ( 24/07/2006 16:15)
mety begue belge ange zany eh
14. tsoupou ( 26/07/2006 11:19)
Ié, belge andé hijery biby reo ka :D
15. kala ( 26/07/2006 11:49)
:-D:-D:-D:-D
=))=))=))
=D=D
:twisted:
16. tsoupou ( 01/08/2006 10:39)
kala:

:-D:-D:-D:-D
=))=))=))
=D=D
:twisted:
Tandremo sô dé torana eo ry Kala an. Mbola mety aharitra vô ho itan'ny dokoteran-tsika fa tandremo :lol:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1044